Tiko tena tiko mahafinaritsa ilay manao soloh ko ao tsara omeko 20/20 ilay fitafy tsy ambaka anzay mampi-seo ny maha malagasy mihintsy ao tsara e BRAVO
Thank you for your comment. We will hold some shows in Germany in July this year. Please visit our website www.tgcmada.com/ for any further information.
misahotra aminy le hira fa tsara e (salamo 83: 18) mba ho fantatry n'y olona fa jehovah no anaran'Atra avo indrindra tompon'izao rehetra zao fa i jesosy kristy ilay zanany nomeny atsika nanadio ny otatsika de isaorana lehibe izy fa tia atsika ,eo fona jehovah sy jesosy kristy mialoa atsika isanandro de apetrao aminy zay mavesatra aminao fa ho maivaivana ery ny fiainanao n'a dia eo aza ny olana misy atsika
Tsy hitako mintsy ny mahatakona an'i Jesosy @zao. Na ny teny soratra masina ary dia miteny hoe : «Miderà Azy amin'ny fitsofana ny anjomara; Miderà Azy amin'ny valiha sy ny lokanga. Miderà Azy amin'ny ampongatapaka sy ny dihy; Miderà Azy amin'ny zava-maneno tendrena sy ny sodina. Miderà Azy amin'ny kipantsona maneno; Miderà Azy amin'ny kipantsona tsara feo.» Salamo 150:3-5 Na ny akanjo , na ny hira na ny mozika na ny tononkira dia tena mankalàza ary manome voninahitra an'i Jesosy !
oh, what a lot of young people, i like it to see you dancing and singing, very good choregraphie ! thanks of an old swiss men
Marina zany e mendrika IZY e tena mendrika ankalazaina mandrakizay doria amen
Tiko tena tiko mahafinaritsa ilay manao soloh ko ao tsara omeko 20/20 ilay fitafy tsy ambaka anzay mampi-seo ny maha malagasy mihintsy ao tsara e BRAVO
Mankasitraka ô . Lehibe Jehovah , ny anarany irery iany no mendrika hankalazaina !
TENA MARINA 'ZANY FA LEHIBE JEHOVAH, ARY IZY IRERY IHANY NO MENDRIKA HODERAINA
C'est merveilleux de la regarder chanté
What a beautiful choir, I love the voices! Thanks for sharing this song with us!
Thank you for your comment. We will hold some shows in Germany in July this year. Please visit our website www.tgcmada.com/ for any further information.
Ity hira ity no tena nankafizako voalohany ny tariky, Tsara e!
Tsara JEHOVAH
Woow very nice choir but l don't understand the language but l love it .am from Tanzania
Tana Gospel choir ! They are from Madagascar
Ray iany no tsara de Ray.aleo isika ietry fa Ray fona no Isandratra an!
Tsara e! na le hira na le fandihy mirindra tsara!
tsy takona Jesosy fa hita tsara
misahotra aminy le hira fa tsara e (salamo 83: 18) mba ho fantatry n'y olona fa jehovah no anaran'Atra avo indrindra tompon'izao rehetra zao fa i jesosy kristy ilay zanany nomeny atsika nanadio ny otatsika de isaorana lehibe izy fa tia atsika ,eo fona jehovah sy jesosy kristy mialoa atsika isanandro de apetrao aminy zay mavesatra aminao fa ho maivaivana ery ny fiainanao n'a dia eo aza ny olana misy atsika
Tsara rankizy a! Deraina Jesôsy...
Tsarany. Ray. Any. Andanitrs
merci beaucoup! génial
Very nice!!
tsara rangah, wow
Alleloiaaaaa
Ho an Andriamanitra irery ny Voninahitra. Mankasitraka
Wonderful!
Tena tsara dia tsara ilay prestation ! Deraina Jehova
tsara ny Ray eeeeee
Tiako loatra
Haharitra hatrany anie ny tarika . Andriamanitra hanome tolon-tsaina hatrany . Tohizo foana fa tena tsara be
Voninahitra an'A/tra rery ihany
Tsara re zan hira izany ee
Tsara be
Anarana masina indrindra ka mendrika ny ho deraina mandrakizay mandrakizay !
I love this choir but what language are they speaking? And where are they from?
Wolzahhsz Malagasy and from they are Madagascar. Tana (Antananarivo, is our capital)
They speak Malagasy, They are from in Madagascar
Lovely
Ça fait moin américains j'adore , rester gasy , usa n'es pas un model a suivre
Mafinaritra tsara t ny Tompo mankasitraka
I would like to have the lyric and translation in English
Tiko
(y)
mlay b fa ny feon fy kou kay mlay b nef iz otran ts b teny zay !!
misaotr e
TAKONA TANTERAKA JESOSY, TSY MISY FANETRETENA INTSONY
Carol Ralandison aiza amin'izao moa ilay tsy misy fanetrentena?
Tsy hitako mintsy ny mahatakona an'i Jesosy @zao. Na ny teny soratra masina ary dia miteny hoe :
«Miderà Azy amin'ny fitsofana ny anjomara; Miderà Azy amin'ny valiha sy ny lokanga. Miderà Azy amin'ny ampongatapaka sy ny dihy; Miderà Azy amin'ny zava-maneno tendrena sy ny sodina. Miderà Azy amin'ny kipantsona maneno; Miderà Azy amin'ny kipantsona tsara feo.» Salamo 150:3-5
Na ny akanjo , na ny hira na ny mozika na ny tononkira dia tena mankalàza ary manome voninahitra an'i Jesosy !
Tsara feo