FIFAMALIANA NISY TEO AMINY TINOKA SY SITENY NEFA NIFANOROKA NOHONY FARANY ( Nouveautés gasy 2024 )

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 8 ต.ค. 2024
  • NISY FIFAMALIANA TEO AMIN'NY SITENY SY TINOKA , NALAZA MOA IO FIFAMALIANA NISY TEO AMINY TINOKA SY SITENY IO , NEFA NOHONY FARANY DIA NIRAVONA NY DISA DISA , ARY NIFANOROKA NOHONY FARANY IHANY KOA. TSY HAY NY TSY HIRESAKA NY TENY AMINY ANTERIMIERAM-PIRENENA SATRIA IZAY INDRAY IZAO NO MALAZA AMIN'IZAO . MANASA HANARAKA ITY VIDEO ITY AHITANAO IZANY REHETRA IZANY.

ความคิดเห็น • 4

  • @antoinetombo
    @antoinetombo 2 หลายเดือนก่อน

    Mahafinartra

  • @rivoraza9227
    @rivoraza9227 2 หลายเดือนก่อน

    Fa nahoana moa no mila ankatoavin"ny hcc olom-boatendry- ny règlement intérieur mifehy ny fitantanana anaty ao @ antenimier'am-pirenena ( olom-boafidy). Aiza ny hasin'ny safidim-bahoaka. Izany usuroation de fonction ztaon'ny hcc izany no bananalana ny PAN teo aloha. Ireto solom-bavam-bahoaka miaraka @ rajoely ireto koa anie efa dolom-bavan"ny mpanantanteraka, fa forme forsiny ny ellection!

  • @fleurettekobel2490
    @fleurettekobel2490 2 หลายเดือนก่อน

    Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra ! Mahavelombolo ny toe- tsaina mahay mifamela , isika olombelona dia tsy ho voatery 100% tsy hanao fahadisoana tompoko ! Hafatra ihany ny ahy , ( ny fitiavan- karena tafahoatra , ny kolikoly tsy misy farany , laingalainga manoloana ny vahoaka , fihatsara ivelatsihy @ hafa , fitiavan- tena ) ireo voalaza rehetra ireo tompoko , aoka isika Malagasy mba tokony hijoro @ rariny tompoko ! Mikasika ny (Gadra Politique ) tompoko ! Io fitaizana ny olona @ matahora io tompoko, dia n'inona no lazain'nny rehetra , dia tsy tsara hoan'ny tany sy ny fanjakana ! Io fomba fitondran- tsika Malagasy io dia tsy mampandroso an'i Madagaskar , ary vao maika mampitombo ny olombelona ho romotra ! Maro @ amin- tsika Malagasy tsy mety tonga saina sy tsy mahatsapa ilay fitaizana ny vahoaka io !
    Masina ny Tanindrazana !

  • @antoniopiharson6113
    @antoniopiharson6113 2 หลายเดือนก่อน +1

    Mahafinarisy gny zavatra nataon'i Siteny sy Tinoka satria gny tombotsoa sy gny voninahitrin'ny toliara no nibaiko sy nampandefitra ny hambompon izy mirahalahy koa maromaroa ny tahaka izao. Mankasitraka ny toetra nasehon izy mirahalahy