𝟎𝟐.𝟎𝟏.𝟐𝟎𝟐𝟐: 𝐑𝐀𝐃𝐈𝐎 𝐋𝐀𝐅𝐀 𝐓𝐎𝐋𝐀𝐆𝐍𝐀𝐑𝐎 - 𝐌𝐫 𝐀𝐥𝐚𝐢𝐧 𝐓𝐄𝐅𝐈𝐌𝐁𝐎𝐋𝐀, 𝐌𝐈𝐀𝐑𝐀𝐇𝐀𝐁𝐀 𝐓𝐑𝐀𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐎𝐍𝐀 𝐕𝐀𝐎𝐕𝐀𝐎.
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 30 พ.ย. 2024
- Manana ny anjara toerany lehibe eo amin'ny Asa Fitoriana ny Evanjely eto amin'ny Diosezintsika ny fananantsika ny "RADIO LAFA FM 103, ankoatra amin'ny maha asa filazam-baovao sy fitaizana maro samihafa azy.
Koa, amin'izao fahatongavan'ny Taona vaovao 2022 dia manolotra fiarahabana ho antsika ny ekipa rehetra ao amin'ny Radio Lafa 103 Fm eto amin'ny Diosezin'i Tôlagnaro, izay soloan'Andriamatoa Alain TEFIMBOLA tena, izay ny tenany rahateo ny Talé (Directeur) mpiandraikitra ny fandaminana ao amin'ny radio..
Henoy ary.......
Mirary soa ny Radio Lafa sy ny ekipa rehetra miasa ao aminy.