Ny noelinay ry zareo Ao an-trano bongo mangingina Tsy mba laoka vorontsiloza Fa sosoa miampy kitoza Tanin’afo dia izay Rom-patsa miaro sakay e Tsembotsemboka eo ry zandry Fa tomany kosa ry zoky Tomany fa kamboty Mahatsiaro ireo andro fahiny mbola nisy an’Ikaky hitosiana ’Zao anefa tsy afaka ho aiza fa nilaozan’ny reny nitaiza Gadon-kira atopan’ny alina no sisa mandrotsy ombieny Feom-baliha tinerin’ny sento no miritsoka mamelovelo Singanin’ny feon-dakolosy izay manaitra indray ny alahelo Hany hery ny fo ngolingoly manokatra ny Baiboly Raha mahita anay tsy miteny dia mandroaka mena masoandro Nefa kosa mba tsarovy ihany fa kodiarana anie izany tany Raha anio izahay no tomany, ampitso mbola hifaly Ny noelinay ry zareo Ao an-trano bongo mangingina Tsy mba laoka vorontsiloza Fa sosoa miampy kitoza Tanin’afo dia izay Rom-patsa miaro sakay e Tsembotsemboka eo ry zandry Fa tomany kosa ry zoky Tomany fa kamboty(2)
Jolies et talentueuses interprètes! Sublimes musiciennes! Je vous ai suivies depuis le premier jour. Repose dans la douce paix du Seigneur, Mitchou et poursuivez votre art, Mirana et Vanintsoa! Pour elle, pour vous, pour nous! Poursuivez!!! Tena babo ny fo mihaino ny kanto atolotrareo.
N’y noelinay ry zareo Ao an-trano bongo mangingina Tsy mba laoka vorontsiloza Fa sosoa miampy kitoza Tanin’afo dia izay Rom-patsa miaro sakay e Tsembotsemboka eo ry zandry Fa tomany kosa ry zoky Tomany fa kamboty Mahatsiaro ireo andro fahiny mbola nisy an’Ikaky hitosiana ’Zao anefa tsy afaka ho aiza fa nilaozan’ny reny nitaiza Gadon-kira atopan’ny alina no sisa mandrotsy ombieny Feom-baliha tinerin’ny sento no miritsoka mamelovelo Singanin’ny feon-dakolosy izay manaitra indray ny alahelo Hany hery ny fo ngolingoly manokatra ny Baiboly Raha mahita anay tsy miteny dia mandroaka mena masoandro Nefa kosa mba tsarovy ihany fa kodiarana anie izany tany Raha anio izahay no tomany, ampitso mbola hifaly Ny noelinay ry zareo Ao an-trano bongo mangingina Tsy mba laoka vorontsiloza Fa sosoa miampy kitoza Tanin’afo dia izay Rom-patsa miaro sakay e Tsembotsemboka eo ry zandry Fa tomany kosa ry zoky Tomany fa kamboty(2)
Misaotra betsaka e !tena hira malagasy manangoly ny tena sy fanahy!pensée aux NANAHARY qui ne sont plus de ce monde et aussi à Mitchou fauchée en pleine jeunesse !MANDRIA AMPIADANA!
Tiako loatra ny Tarika Rykalaza Vazo!!!, eny na dia nandao antsika tokoa aza i Mitchou dia mipetraka foana ny kantony. Courage foana isika dia tohizo hatrany Mirana sy Vanintsoa ny fanandratanareo ny Kanto Malagasy an!!
Za ve afaka manao calin anareo telo vavy ?!!!!! XDDDDDDDD tena mangoritsina mits amle kantonareo , mankasitraka indrindra .....mankafy anreo tanteraka ny tenako ...Chapeau
Tena hafa mihitsy ity tarika vehivavy manao gasigasy ity an!,sady mahay dhl na resaka feo na fahaizana mitendry iany koa!,ny fahamanjàna moa dia tsy lazaiko intsony fa ok dhl nareo!,tohizo fa tsara sady manohana hatrany ny kanto hataonareo koa zahay dia mirary soa e!
Eka lahiko,ho tahin-dRagnahary nareo ,ho lava velo,hahita ze rembe ,hahazo ze ilá,Misaotsy anareo....mahavelo bevata fa la lavariaky gn'aintegna mijanjy anareo mihira ...mankasitrahy lahiko.mankately...tohizo fa soa mare feeling-nareo toy....S.
😭fandalovana marina ny eto atany😢courage nareo 2 vavy tomby ndalana no azy fa itsika rehetra izao samy mbola hanaraka azy daholo ny ora siny fotona no tsihay😢mandria apiadanana MITCHOU😢milatsaka fona ny ranomasoko raha vao mijery ity hira ti satria tena niainako lay tonikira😕
Ts ho faty hira sy gadona maha malagasy tanora otran zao miana ao anatin hira maha malagasy manlasitra nareo 3 mirahavavy kanto be ola av france nahafatarako ito tarika ito
Voir les paroles in " 4:30 MANAGN'ART (Mangotsoko sous titré) Rakotobe José Recommandée pour vous 4:53 Volan'ny kamboty - Ny Railovy. Clude Georges 4,2 k vues 3:21 Bakomanga-Raozymaria.DAT Auzoma Boutique 53 k vues 6:49 Aza atao fantany NY AINGA soustitré MORAMANGA RANDRIA Naomy 133 k vues 5:26 "Noelinay" Njakatiana Hiramalagasy 39 k vues 4:19 MARIO "FOLAKA LA CLE" Vln Hsn Recommandée pour vous 3:47 Ny Ainga, Noely fiainana Auzoma Boutique 70 k vues 4:15 ANTSAN'I KRISTY, CHRISTMAS 2, Joyeux Nöel Auzoma Boutique 73 k vues 6:07 Joy K & Francia "Noely" mfanomezantsoa 40 k vues 3:11 "Noelin' ny Kamboty" Ny Nanahary , Cover by RyKala Vazo (valiha) RyKala Vazo 78 k vues 4:35 MANAGN'ART (Ts'hifagnary, KARAOKé VERSION) Rakotobe José Recommandée pour vous 3:48 Mainty Aho, Volambita Manake De Manake 26 k vues 5:08 Tambatra - RAMAROSON Wilson riryse 37 k vues 5:26 JAOJOBY - E TIAKO Paroles Parolesgasy Recommandée pour vous 3:08 SOLIKA - Mifankatiava ihany Rix Rafahely 65 k vues 4:07 Les Nanahary - Nandao (Ny Nanahary) 466-162 SuperAnnuated Malagasy 44 k vues
Ts ho faty hira sy gadona maha malagasy tanora otran zao miana ao anatin hira maha malagasy mankasitrak nareo 3 mirahavavy kanto be ola av france nahafatarako ito tarika ito
Mankasitraka tompoko ô, Noely mahafinaritra be miaraka @zany hira tsara be zany.
"Beso kelinay" hoy i Mirana sy Vanintsoa!! Nikopak'elatra izy! Ny vatana no rava fa ny fanahy velona mandrakizay!
Ny noelinay ry zareo
Ao an-trano bongo mangingina
Tsy mba laoka vorontsiloza
Fa sosoa miampy kitoza
Tanin’afo dia izay
Rom-patsa miaro sakay e
Tsembotsemboka eo ry zandry
Fa tomany kosa ry zoky
Tomany fa kamboty
Mahatsiaro ireo andro fahiny mbola nisy an’Ikaky hitosiana
’Zao anefa tsy afaka ho aiza fa nilaozan’ny reny nitaiza
Gadon-kira atopan’ny alina no sisa mandrotsy ombieny
Feom-baliha tinerin’ny sento no miritsoka mamelovelo
Singanin’ny feon-dakolosy izay manaitra indray ny alahelo
Hany hery ny fo ngolingoly manokatra ny Baiboly
Raha mahita anay tsy miteny dia mandroaka mena masoandro
Nefa kosa mba tsarovy ihany fa kodiarana anie izany tany
Raha anio izahay no tomany, ampitso mbola hifaly
Ny noelinay ry zareo
Ao an-trano bongo mangingina
Tsy mba laoka vorontsiloza
Fa sosoa miampy kitoza
Tanin’afo dia izay
Rom-patsa miaro sakay e
Tsembotsemboka eo ry zandry
Fa tomany kosa ry zoky
Tomany fa kamboty(2)
Jolies et talentueuses interprètes! Sublimes musiciennes! Je vous ai suivies depuis le premier jour. Repose dans la douce paix du Seigneur, Mitchou et poursuivez votre art, Mirana et Vanintsoa! Pour elle, pour vous, pour nous! Poursuivez!!! Tena babo ny fo mihaino ny kanto atolotrareo.
Mankasitraka eh, mampanembona any gasikara malalako zan kanto nareo telo mirahavavy zao. Tohizo fa ananareo ny talenta
Merci ry kala vazo an
makasitraka aki tena artiste Malagasy ianareo mirary fahombiazana amn ny hira manaraka
Misaotra eeee
Tiko lotra ny fomba fihiranareo e.makasitraka e.tohizo fa tena tsara be👏👏👏👏👍
Ouff. Mirary Fiononana ho any Tarika Ry Kiala Vazo😢😢
N’y noelinay ry zareo
Ao an-trano bongo mangingina
Tsy mba laoka vorontsiloza
Fa sosoa miampy kitoza
Tanin’afo dia izay
Rom-patsa miaro sakay e
Tsembotsemboka eo ry zandry
Fa tomany kosa ry zoky
Tomany fa kamboty
Mahatsiaro ireo andro fahiny mbola nisy an’Ikaky hitosiana
’Zao anefa tsy afaka ho aiza fa nilaozan’ny reny nitaiza
Gadon-kira atopan’ny alina no sisa mandrotsy ombieny
Feom-baliha tinerin’ny sento no miritsoka mamelovelo
Singanin’ny feon-dakolosy izay manaitra indray ny alahelo
Hany hery ny fo ngolingoly manokatra ny Baiboly
Raha mahita anay tsy miteny dia mandroaka mena masoandro
Nefa kosa mba tsarovy ihany fa kodiarana anie izany tany
Raha anio izahay no tomany, ampitso mbola hifaly
Ny noelinay ry zareo
Ao an-trano bongo mangingina
Tsy mba laoka vorontsiloza
Fa sosoa miampy kitoza
Tanin’afo dia izay
Rom-patsa miaro sakay e
Tsembotsemboka eo ry zandry
Fa tomany kosa ry zoky
Tomany fa kamboty(2)
Misaotra betsaka e !tena hira malagasy manangoly ny tena sy fanahy!pensée aux NANAHARY qui ne sont plus de ce monde et aussi à Mitchou fauchée en pleine jeunesse !MANDRIA AMPIADANA!
Eeeh makasitraka 😭😭😭😭😭
Mbola hifaly rahampitso. :-)
Tsara kosa le Bas ry Mitchou a!!!! Mahafinaritra e!
Mahafinaritra be mihitsy. Mahay be ianareo, Sady gasigasy ery. Misaotra e.
Misaotra
Tiako loatra ny Tarika Rykalaza Vazo!!!, eny na dia nandao antsika tokoa aza i Mitchou dia mipetraka foana ny kantony. Courage foana isika dia tohizo hatrany Mirana sy Vanintsoa ny fanandratanareo ny Kanto Malagasy an!!
Ndrrriiii.........tikou beee
Mahafinaritra tsy hita intsony no ilazana azy indrindra fa aty lavitra no mankafy azy mankasitraka 😍😍😍😍
Mahafinaritra loatra lay kanto ataonareo! Tohizo fa tsara e! Mankasitraka hatrany...
Ndriii,tiako be! Misaotra Anareo😂😂😘😘😘
Tsara loatra 💕💕💞💞 fa mankasitrak anareo
elle est terrible cette chanson. elle me fait rappeler ma pauvre enfance
Izany ka hira. Bravo
Numéro 3 à mon hit-parade malgache.
mahafinaritra na ny hira na ny feo!!!!tsara ee,,ny angatahana d n mb hitoizany hatran2
Mahafatifaty loatra !!!!
Noely 2018 ❤️ mbola mankafy hatrany an'ty hira ty 😍😍
Noely ao an-tranobongo mangingina. Vary soa s'y kitoza. Manokatra baiboly. Tomany n'y kamboty. :-(
Merci reto maatsiaro nfahazazana merci
C'est hyper triste... mais terriblement attachant !!!!
makasitraka anareo telo vavy fa mahafinaritra satry ny hihaino anareo foana
Ndriii tiako loatra 😔❤️
Tena mahay be mahafinaritra e
Za ve afaka manao calin anareo telo vavy ?!!!!! XDDDDDDDD tena mangoritsina mits amle kantonareo , mankasitraka indrindra .....mankafy anreo tanteraka ny tenako ...Chapeau
tena tsara be mihintsy ;misaotrae!
Vao maika nampitombo ny fitiavako ilay hira ny nanaovanareo azy, tiako tena tiko
Tena tsy mety leo zah mihaino anle izy in-bdb...Tikou lotra...Merci Rykala vazo :*
mankasitraka anareo amin ny hira tsiahy. tena tsara sady mahafinaritra
Indrisy e! Efa lasa any amin'ny tontolo hafa ny iray amin'izy ireo (Mitchou). Mandria am-piadanana.
Matsiro b mihitsy ny mihaino azy.
Izany ka tena kanto sy mendrika....
Tsara beuuu, gasigasy mamy tsara.....tohizo dia omeo tsaratsara hatrany e
Tena hafa mihitsy ity tarika vehivavy manao gasigasy ity an!,sady mahay dhl na resaka feo na fahaizana mitendry iany koa!,ny fahamanjàna moa dia tsy lazaiko intsony fa ok dhl nareo!,tohizo fa tsara sady manohana hatrany ny kanto hataonareo koa zahay dia mirary soa e!
Eka lahiko,ho tahin-dRagnahary nareo ,ho lava velo,hahita ze rembe ,hahazo ze ilá,Misaotsy anareo....mahavelo bevata fa la lavariaky gn'aintegna mijanjy anareo mihira ...mankasitrahy lahiko.mankately...tohizo fa soa mare feeling-nareo toy....S.
😭fandalovana marina ny eto atany😢courage nareo 2 vavy tomby ndalana no azy fa itsika rehetra izao samy mbola hanaraka azy daholo ny ora siny fotona no tsihay😢mandria apiadanana MITCHOU😢milatsaka fona ny ranomasoko raha vao mijery ity hira ti satria tena niainako lay tonikira😕
Quel talent et quelle émotion! Merci à vous trois. Misaotra betsaka anareo miravavy.
mankasitraka indrindra anareo :)
Mankasitraka eeee tena tsara
Mankasitraka e
Poa-tsatroka e !
Tiko avokoa ny "interprétation" ataonareo !!! Mahafinaitra be !!! tohizo fa tena tsara !!!!
Dia tsara loatra ianareo telo mirahavavy. Tsy reko intsony ny hira fa ny maso no faly.
coorage les filles
Mandria am-piadanana Mitchou
lasa mijery an'ty foana isan-taona, sady tsara ilay hira no hiainana
Tsara fa dia miandry ny hira vaovao ndray e
Ts ho faty hira sy gadona maha malagasy tanora otran zao miana ao anatin hira maha malagasy manlasitra nareo 3 mirahavavy kanto be ola av france nahafatarako ito tarika ito
merci anareo eee
Ty ny nahafantarako an tarika ry kiala vazo 1
Mankahery anareo 2vavy 😕mandria ampiadanana MITCHOU
mankasitraka e
facebook.com/RyKala-Vazo-176655329351863/salama tompoko, mankasitraka amin commentaire rehetra izay nataonareo teto, faly izahay mifampizara aminareo hatrany :) ! ito ny rohy anay pejy Facebook ahafahanareo manaraka hatrany vy vaovaon ny tarika !! mankasitraka o , oroka mamy (Mitchou, Vanintsoa, Mirana)
Elle vit à travers la musique, RIP Michou
misy koa ireo afaka manatanteraka ihany saingy toa misy tsy ampiampy zany ny fiainana dia tsy mazoto hifety ;)
Tehaka ho anareo telo mirahavavy o !
Mafinaritra be
Le bassiste! sur mintsy mitchou an
Mankasitraka fa tena kanto dia kanto e
tsara lotra nareo ee. zah maka anareo fona
Mba ahoana oa no niforonanareo tarika e, ohatran'ny andrarezina be daholo na resaka "instrument " na feo, sady vevavy dol ; :o :)
Voir les paroles in "
4:30
MANAGN'ART (Mangotsoko sous titré)
Rakotobe José
Recommandée pour vous
4:53
Volan'ny kamboty - Ny Railovy.
Clude Georges
4,2 k vues
3:21
Bakomanga-Raozymaria.DAT
Auzoma Boutique
53 k vues
6:49
Aza atao fantany NY AINGA soustitré MORAMANGA
RANDRIA Naomy
133 k vues
5:26
"Noelinay" Njakatiana
Hiramalagasy
39 k vues
4:19
MARIO "FOLAKA LA CLE"
Vln Hsn
Recommandée pour vous
3:47
Ny Ainga, Noely fiainana
Auzoma Boutique
70 k vues
4:15
ANTSAN'I KRISTY, CHRISTMAS 2, Joyeux Nöel
Auzoma Boutique
73 k vues
6:07
Joy K & Francia "Noely"
mfanomezantsoa
40 k vues
3:11
"Noelin' ny Kamboty" Ny Nanahary , Cover by RyKala Vazo (valiha)
RyKala Vazo
78 k vues
4:35
MANAGN'ART (Ts'hifagnary, KARAOKé VERSION)
Rakotobe José
Recommandée pour vous
3:48
Mainty Aho, Volambita
Manake De Manake
26 k vues
5:08
Tambatra - RAMAROSON Wilson
riryse
37 k vues
5:26
JAOJOBY - E TIAKO Paroles
Parolesgasy
Recommandée pour vous
3:08
SOLIKA - Mifankatiava ihany
Rix Rafahely
65 k vues
4:07
Les Nanahary - Nandao (Ny Nanahary) 466-162
SuperAnnuated Malagasy
44 k vues
J'adore ces gamines ...merci de s'attacher à la culture traditionnelle et authentique....
Tiako rangaha a!!!!
fantastique
Tiako be, misaotra anareo
Satriko fona hiheno an le hira
manpahalahelo
Adorable!!!!
Tsara be tsisy otrzany :)
SADY KANTO NY HIRA NO KANTO NY GASY E
Mankasitraka ô
Bravoooooo
Lafatra
mahafinaritra
fa manin raha io ondry no novonoina e! mafnaritr
RIP Mitchou
cool
RIP Michou 😪😭
tiako b nrw
Tsar lotr reto a
mlay b le bass
tsar be maitsiny
rest in peace michou
:-):-)