TSY MATOKY TENA INTSONY ITY FITONDRAN'I RAJOELINA ITY! HIONGANA SA AHONA??

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 30 ม.ค. 2025

ความคิดเห็น • 21

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p 4 ชั่วโมงที่ผ่านมา +4

    Betsaka ny entreneur fa tsy rarahin ity fitondrana ity.
    Ny malagasy tena manampahaizana daholo fa tsy rarahin ireo mpitondra reo

  • @julienjackie6887
    @julienjackie6887 26 นาทีที่ผ่านมา

    Mahaliana ny mihaino anao ! Misaotra tompoko ❤

  • @radisonmamyrakotonirina125
    @radisonmamyrakotonirina125 6 ชั่วโมงที่ผ่านมา +4

    Misaotra Tompoko mankasitraka raha tena malagasy mpitondra mahay mandray lesona

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p 4 ชั่วโมงที่ผ่านมา +3

    Aongany io fanjakana io é

  • @randrianiainayvespatrick9370
    @randrianiainayvespatrick9370 5 ชั่วโมงที่ผ่านมา +3

    Miala.rajoelina fa midororo otriny sokatra

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p 4 ชั่วโมงที่ผ่านมา +2

    NY KARAMAN NY MPAMPIANATRA KOSA LO PRÉSIDENT MBA ASIO RESAKA FA TENA KELY DIA KELY NY KARAMAN NYMPAMPIANATRA

  • @marierazafiarisoa171
    @marierazafiarisoa171 5 ชั่วโมงที่ผ่านมา +3

    Ny tena marina kosa aloha de tokony hanana fahaizana iany zany filoha izany ,manjary complexé izy de tsy mihaino ireo manana diplômes ireo fa ny ego’ny no mitondra azy

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p 4 ชั่วโมงที่ผ่านมา +1

    Ny mpitandrina tao fpvm aza nomeny 4/4 ko.

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 5 ชั่วโมงที่ผ่านมา +1

    Marina izany tompoko! Fahendrena s'y azo hitokisan'ny Vahoka no tokony atao!

  • @mraj2234
    @mraj2234 7 ชั่วโมงที่ผ่านมา +1

    afaka muselen'ny mpitondra ny olona maneho hevitra amin'ny tambazotra sosialy, ataovy izany raha izany no takatrareo
    fa tadidio fa ny fijalian'ny vahoaka sy ny fahasorenany, na ho ela na ho aingana, hipoaka ny sarom-bilany. hitsoaka any any an-dafy daholo ireo manana 8cm, nareo be galona bebaoty eto ihany tavela eto satria ny vady amanjanakareo eto ihany, miaraka amin'ny vahoaka

  • @mpinoiray-d5p
    @mpinoiray-d5p 6 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    NY HAFATRO HO AN IZAY IANTEFAN FANKAHALANA SY FANARATSIANA SY NY FANENJENA DIA NY TENIN ANDRIAMANITRA MANARAKA IZAO :
    "AZA MAMALY NY FANARATSIANA FA AN TOMPO NY FAMALIANA!"
    Fijoroana vavolombelon ataoko:
    Tam andron covid ,raha mbola mafy toy izany koa ny fanaratsiana sy ny fanenjehana ary ny fankahalana ny filoha tam izany,dia nivavaka tam Tompo aho ny hamongorana eto am firenena ireo izay nanao izany.Tsy vitsy ny mpanao politika no maty tam izany fotoana izany

  • @mpinoiray-d5p
    @mpinoiray-d5p 6 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Tsy vitsy ny mpanao politika mpanenjika no maty tam andron covid.nilaza mihitsy aza ny past tsarahame fa angamba misy zavatra hafahafa mitsy natao tam fitsaboana azy ireny teny andohatapenaka!
    Ankehitriny dia manavao ny vavaka indray aho ny hamongoran Tompo ireo mitady rà mandriaka eto am firenena indray.Ary dia aoka samy miandry isika!

  • @ramamonjisoajeanchristophe4982
    @ramamonjisoajeanchristophe4982 8 ชั่วโมงที่ผ่านมา +3

    Hainao miitsy ny mandrindra ireo sary indrana.....kodiarantsarety izty e.....tsy nisy mafy ohatry ny fitondran'ny amiraly....fa aiza ary izy izao?

    • @ravelonoro8774
      @ravelonoro8774 4 ชั่วโมงที่ผ่านมา

      tsy misy tsy ho faty zany ...tsy azo ihodivirana ny FAHAFATESANA.zay no tsy ao an dohany...aiza TOKOA IZAO i Ratsiraka ? Any amin'ny varo tsy mifody izy Zao ..

    • @RANDRIANIRINAVictoremmanuel
      @RANDRIANIRINAVictoremmanuel 2 ชั่วโมงที่ผ่านมา

      Hatramin'izao aloha na inona lazaina Dia eo IZY tsy voahonganaréo satria Mbola maro n'y vahoaka manaraka azy

  • @MC_Kwadrat_1849
    @MC_Kwadrat_1849 39 นาทีที่ผ่านมา

    Tena marina tanteraka amiku ny vualazanau sy ny fanazavanau. Tsy manisy haja sy hasina ny FUTUTRA ny malagasy [mpitundra & ny entina] amin'ny ankapubeny. Ny fanabeazana sy ny mpanabe any amin'ny fanabeazana fututra tsy raharahian'ny fitundrana maru nifanesy. Ny tranun-tsekuly tsizarizary, ny fitauvana enti-mianatra sy mampianatra tsy misy na tsy ampy ary mazàna ratsy kalitau. Ny karaman'ny mpanabe efa tsy vary masaka intsuny fa vary manta sy mety mbula akutry ka mila launa, kitay, vilany ary ranu handrahuana azy. Ny fumba sy fahendrena ary ny finuana fututra malagasy hitsakitsahina raha tsy nasulu ny an'ny vazaha izay tsy ratsy akury hu an'ny tumpuny fa tsy mifanaraka amintsika malagasy. Ny lalàna fututra na ny lalàm-panurenana avilivily sy ahudikudina lava amin'izay itiavana sy ilavana azy ka na dia malagasy fahiny efa very zo ara-dalàna izau aza dia mbula nahazu nilatsaka hu fidiana malalaka sy lasa filuham-pirenena ihany. Dia tsy mahagaga raha tsy marim-pututra ny firenena iray manuntulu. Mifututra amin'ny fututra ny zava-drehetra ka ny natau sy ny tsy vita ihany nu miverina ka mifututra amintsika mivantana na ankulaka. Tsy maintsy mandalu fiuvana ifutuny = REVOLOSIONINA ANTROPOLOJIKA ny Malagasy raha tiany hu lojika eu imasuny sy imasun'izau tuntulu izau ny faniriany te handrusu tuy ny firenena hafa sy ny fitundrantena kuluiny isanandru isanandru.

  • @mpinoiray-d5p
    @mpinoiray-d5p 7 ชั่วโมงที่ผ่านมา +2

    Normal raha miteny ny vahoaka raha miteny hoe aongany satria olona mpankahala sy mpanaratsy iray ra aminao no miresaka aminao.
    Fa nahoana ary no resy sy "écrasé" tanteraka ianareo tam FIFIDIANANA REHETRA E!!!???
    Olon satâna ny mpankahala,ireo mitsara olona ivelany ny mpanaratsy rehetra,sns...sns
    Mampalahelo!!!

    • @mpinoiray-d5p
      @mpinoiray-d5p 6 ชั่วโมงที่ผ่านมา

      TSARA FANTATRAO FA VERY ANY AM HELO AVOKOA NY MPANAO BAOLINA!!!!SY NY MPANOHANA SY NY MPANKAFY AZY!!!!JESOSY KRISTY MIHITSY NO NAMPAHAFANTATRA IZA Y AM OLOMBELONA AM IZAO ANDRO FARANY IZAO (HOSEA 4-6).TAPADOHAN'OLONA EFA MATY HOY IHANY NY TOMPO NO NOLALAOVINA TANY ALOHA TANY ARY IZANY NO NIHAVIAN BAOLINA KITRA IO.
      Toy izany koa ny manao hay ady rehetra na ady inona io na ady inona.

    • @mpinoiray-d5p
      @mpinoiray-d5p 6 ชั่วโมงที่ผ่านมา

      Tsy ny mpanao politika fankahalana sy fanaratsiana ihany no ho very any am helo fa indrindra koa IZAY MANOHANA IZANY !!!(gazety,radio tv sns...)
      OLONA VOAFIDIM BAHOAKA DEMOKRATIKA NY FILOHA KA AOKA NY FIFIDIANANAN VAHOAKA NO HANALA AZY TOMPOKO!!!Ataovy ary ny référendum,eny sa tsia! raha voafidy indray ny filoha am izao dia ahoana indray ????izao vahoaka izao fona fona fona no ataon politika fiteny ambadika.

    • @MC_Kwadrat_1849
      @MC_Kwadrat_1849 28 นาทีที่ผ่านมา

      Ny lojikan'ny mpino ranofotsiny dia ambany be sy bado lavitra raha ampitahaina amin'ny lojikan'ny manan-tsaina ka mampiasa izany amin'ny tokony ho izy, ka lasa mahalala misimisy sy lalindalina kokoa amin'ny sehatra maro isan-karazany.