Vive Madagascar!Que Dieu nous donne la Paix et beaucoup Développement pour les 60ans avenir. Mercie beaucoup President. Je suis trop fière de vous avoir comme président.
Arambaina daholo isika malagasy tsy vaky volo sy ny filoham pirenena andry rajoelina makasitraka ny asa vitanao fa raha tsy enao dia tsy ho tafita i m/car ka aza kivy na dia misy aza ny mpanenjika mankasitraka tompoko 🙏🇲🇬🇲🇬
Mirahaba atsika jiaby Malagasy eeee traitrin'ny 26 jona !!!! ZEGNY ZALAHY PRÉSIDENT TIA RAHA MANJARY HOAN'NY FIRENANY SY NY MALAGASY EEEEE MISOTRA PRÉSIDENT AJAINA !!!!
Miarahaba atsika jiaby Malagasy Je vais remercier tout particulièrement le président de la République d avoir sorti le véhicule Cadillac qui symbolise la première fête de l indépendance Merci
Tsar d mba mapirisika n commune anie azafady mba tazomy fona otran zao le analakely madio s maha t honina a...d mba tokon modernisena amzay analakely am fanamboarana n trottoir sns..mba tena avenue de l independance tsar eryyy amzayyyy.👌👌🤙🤙🤙
Ny nanamboaran’andriamanitra ny vehivavy dia tsy handeha hanao ny asandehilahy, sy hanafika ny olombelona izay naterany fa hanome ny vahoaka hafaliampo sy filaminantsaina, ary koa hitady fomba isankarazany izay manome sy mitondra hafaliampo ho an’i olona tsirairay erantany rehetra izay alehany sy misy azy. Ny nanamboarana sy niterahan’i vehivavy eto ambony tany dia hikarakara ny vadiny sy ny zanany ary koa ny fianakaviany rehetra ao antokatranony. Ny vehivavy izay mangalatra ny toerana, sy ny adidy ary koa ny asandehilahy dia mamitaka ny ny fikasana sy ny tanjon’ireo nahary azy amin’ny fanamboarana ny endrika sy ny fiainan’olombelona rehetra eran’izao tontolo izao.
Ary ny fanabeazana sy ny fahasalamana no antoky ny fampandrosoana era tany. Izany akory tsy midika hoe aza jerena ny tafika. Ny zandary sy ny polisy hoy aho dia tokony homena fiofana sy fampianarana tsara momba ny fanajana eo anivon’ny fiarahamonina, manaja sy ma mpianatra.
Miarahaba ny malagasy rehetra nahatratra ny faha 60 taona ny fahaleovan-tena, mirary soa e misaotra betsaka andriamato filoha Andry rajoelina, tsy maintsy tafita i madagasikara tsy gisitra intsony
Mankasitraka indrindra President a , tsy maitsy tafita M/car alefa President a, ny resaka kolikoly hiany no Tena mila hiadina mafy fa ny firenena be kolikoly dia tsy afaka ny handroso na ovina na ovina na dia hanao ezaka tahaka ny ahona aza ny mpitondra Manome hery anao hatrany President
Manantena fangaraharana eo @ fitantanana ny vahoaka Atoa Filoha. Io no mitondra any @ fandrosoana. Na izany aza dia miala tsiny @ ireo tafika aho fa tokony ny fanabeazana sy ny fahasalamana no tokony ho lohalaharana eo @ tetibola mpanjakana. Ny sosokevitra aroso dia sanatria ny vava manao tsinotsinona ny tafika. Misy eto tantara kely ny tafika avy @ Gl de CA Ranjeva Marcel nanomboka ny 1ère Republique. Jereo ny tantara ho entinahampandroso ny firenena , izany dia fanadalinana lalina sy fifanankalozana eo @ hery rehetra. Misaotra Tompoko ,
Eto koa ny tenako dia mba miangavy anareo avy @ tafika , indrindra ny zandary sy ny polisy mba hanampy sy hitaiza hatrany ny vahoaka mba hisian’ ny fandrosoana ao anatin’ny fifanajana maha samy Malagasy. Misaotra anareo tafika fa raha tanteraka ny fifanajana dia handroso sy nilamina Madagascar
Salut Aoka ihany koa ny ao @ ny tafika tsy hanao politika fa mba hanohana hatrany ny fitondrana lany mbahoaka hisian’ny fandrosoana mitohy. Mankasitraka anareo fa izay anga ba no heveriko ho devoirs eo @anatrehanareo Généraux . Misaotra anareo tompoko
Vive Madagascar!Que Dieu nous donne la Paix et beaucoup Développement pour les 60ans avenir. Mercie beaucoup President. Je suis trop fière de vous avoir comme président.
Alefa Monsieur le président, nous sommes en forces, tsy maintsy tafita isika. Masina ny Tanindrazana.
Quelle élégance et maturité vive notre président on est fière de.vous avoir longue vie.
Arambaina daholo isika malagasy tsy vaky volo sy ny filoham pirenena andry rajoelina makasitraka ny asa vitanao fa raha tsy enao dia tsy ho tafita i m/car ka aza kivy na dia misy aza ny mpanenjika mankasitraka tompoko 🙏🇲🇬🇲🇬
Mirahaba atsika jiaby Malagasy eeee traitrin'ny 26 jona !!!! ZEGNY ZALAHY PRÉSIDENT TIA RAHA MANJARY HOAN'NY FIRENANY SY NY MALAGASY EEEEE MISOTRA PRÉSIDENT AJAINA !!!!
mankasitraka president
Mankasitraka indrindra President, tohanam-bavaka ny ezaka rehetra ataonao ho fampadrosoana an'i Madagascar Tanindrazantsika.
Tsotra fa mendrika ny fety, Misaotra. Arahabaina daholo isika e!
Miarahaba atsika jiaby Malagasy
Je vais remercier tout particulièrement le président de la République d avoir sorti le véhicule Cadillac qui symbolise la première fête de l indépendance
Merci
FELICITATION
Misaotra indrindra tompoko nanazava andriamatoa generalyranjeva Marcel. Tahian ny tompo hatrany ianao tompoko
Tsar d mba mapirisika n commune anie azafady mba tazomy fona otran zao le analakely madio s maha t honina a...d mba tokon modernisena amzay analakely am fanamboarana n trottoir sns..mba tena avenue de l independance tsar eryyy amzayyyy.👌👌🤙🤙🤙
Madagasikara tanana atsika alefa malagasy
Ny nanamboaran’andriamanitra ny vehivavy dia tsy handeha hanao ny asandehilahy, sy hanafika ny olombelona izay naterany fa hanome ny vahoaka hafaliampo sy filaminantsaina, ary koa hitady fomba isankarazany izay manome sy mitondra hafaliampo ho an’i olona tsirairay erantany rehetra izay alehany sy misy azy.
Ny nanamboarana sy niterahan’i vehivavy eto ambony tany dia hikarakara ny vadiny sy ny zanany ary koa ny fianakaviany rehetra ao antokatranony.
Ny vehivavy izay mangalatra ny toerana, sy ny adidy ary koa ny asandehilahy dia mamitaka ny ny fikasana sy ny tanjon’ireo nahary azy amin’ny fanamboarana ny endrika sy ny fiainan’olombelona rehetra eran’izao tontolo izao.
Ary ny fanabeazana sy ny fahasalamana no antoky ny fampandrosoana era tany. Izany akory tsy midika hoe aza jerena ny tafika. Ny zandary sy ny polisy hoy aho dia tokony homena fiofana sy fampianarana tsara momba ny fanajana eo anivon’ny fiarahamonina, manaja sy ma mpianatra.
Miaraba Atsika jiaby malagasy rehetra ee
Ny sosokevitro teo dia mba hangarahara ny fitantanana
O ry communication ny Présidence ah! Nahoana no tsy mivoaka eto ny sososkevitro. Izany ihany anie no tsy mampandroso antsika e!
Miarahaba ny malagasy rehetra nahatratra ny faha 60 taona ny fahaleovan-tena, mirary soa e misaotra betsaka andriamato filoha Andry rajoelina, tsy maintsy tafita i madagasikara tsy gisitra intsony
2:01:48 ESKIL é BON TON BONBON Président?
Mankasitraka indrindra President a , tsy maitsy tafita M/car alefa President a, ny resaka kolikoly hiany no Tena mila hiadina mafy fa ny firenena be kolikoly dia tsy afaka ny handroso na ovina na ovina na dia hanao ezaka tahaka ny ahona aza ny mpitondra
Manome hery anao hatrany President
Taona maro nifandimbyteto Mcar
NyFiloha Rajoelina, no mamerina ny tantara. Merci Président. Roso ty tsa mipody koa. Homba anao anie A/tra.
Manantena fangaraharana eo @ fitantanana ny vahoaka Atoa Filoha. Io no mitondra any @ fandrosoana. Na izany aza dia miala tsiny @ ireo tafika aho fa tokony ny fanabeazana sy ny fahasalamana no tokony ho lohalaharana eo @ tetibola mpanjakana. Ny sosokevitra aroso dia sanatria ny vava manao tsinotsinona ny tafika. Misy eto tantara kely ny tafika avy @ Gl de CA Ranjeva Marcel nanomboka ny 1ère Republique. Jereo ny tantara ho entinahampandroso ny firenena , izany dia fanadalinana lalina sy fifanankalozana eo @ hery rehetra. Misaotra Tompoko
,
Eto koa ny tenako dia mba miangavy anareo avy @ tafika , indrindra ny zandary sy ny polisy mba hanampy sy hitaiza hatrany ny vahoaka mba hisian’ ny fandrosoana ao anatin’ny fifanajana maha samy Malagasy. Misaotra anareo tafika fa raha tanteraka ny fifanajana dia handroso sy nilamina Madagascar
Aoka ihany koa ny ao amin’ny tafika mba tsy niditra