Journal VM │ Viva Tv Madagascar │13 Mai 2024

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 12 พ.ค. 2024

ความคิดเห็น • 4

  • @huguetterasoamananoro3099
    @huguetterasoamananoro3099 14 วันที่ผ่านมา +2

    Maninona no zao izany vao navoaka ?Ary maninona no mbola tena mahantra foana ny vahoaka sy ny any ambanivoatra ?. Mba mahita izany fahoriana izany ve ianareo mpitondra ? Tany mahantra indrindra raha jerena avy any ivelany. Mila Finoana sy Famarinana ary tena mametraka izany eo ampelatanan Andriamanitra amin anarani Jesosy. IZY hiany no hamonjy an io Tanymasina io. Matahora an Andriamanitra .Deraina IZY ❤

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 15 วันที่ผ่านมา +1

    Grave rajoelina . Sahy tsara nanao an io vola io...zany no lehilahy tsy matahotra fanaratsiana...alefa rajoelin aaa..tandremo fa hoavy ry zalahy namadika volamena ho bolongam bi handraoka ireo volamena ireo aaan...

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 15 วันที่ผ่านมา

    Aaaaaiza ahaizan drajao toa io...fiantsoana sinoa haka volamenatsika no mahamay az...bay bay godra..

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 15 วันที่ผ่านมา

    Zao zavatra atao ry zalahy de filoham pirenena no haratsian ny mpanohitra..mba iiiinona tsy hakanareo fanjakana fepetra am renybolona mi accuse an dtajoelina am zavatra tsy atao drajoelina ireny...zao mba tetsaina tsika malagasy!!@ isika ihany no mandripaka harena tsika omena vazaha nefa ianareo toa hoe hotoravanreo ny vazaha rehetra hoy i siteny...ka atomboka amin ny fanesorana ny harena tsika aloha ...sokatra ..gidro..ripaka ireo zay vao vazaha am zay manaraka toravana!!!