Aforano - Volagno (Clip gasy nouveauté 2016 Madagascar)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 12 ต.ค. 2024
  • Merci d'avoir regarder la vidéo, si vous avez aimez n'hésitez pas à cliquer sur "j'aime" et à poster vos commentaires
    Suivez nous sur notre page Facebook pour plus de nouveautés : / antidotestudioprodmg

ความคิดเห็น • 3

  • @associationantsa4072
    @associationantsa4072 8 ปีที่แล้ว +2

    belle musique !

  • @koppkiriah2833
    @koppkiriah2833 7 ปีที่แล้ว +1

    tiko na tonony na ny mélodie na ny famoahan-kevitra ao anaty clip sy ny éclairage -ny
    tsara ka ! ... fa ny tena itiavako azy dia ilay fihaonan ny feo mitarika moramora miakatra , ndreeee !!! ... mélancolique be zany

  • @alsace6747
    @alsace6747 3 ปีที่แล้ว

    VOLAGNO
    Volagno aminahy
    Zay marary aminao !
    Ambarao ! raha misy tsy tanty
    Ela lôtra anao nijaly tsy nisy namonjy
    Na tambitamby zegny 'fa lasa nofinofy
    Marary ny saigny
    Mila tany ilefasagna
    Maniry ny hafa
    Mahatsiaro ny lasa ... marary !
    Fa tsy hita ny atao
    Mivezivezy lava
    Te hanadino zay vita hatramin ' izay
    Volagno aminahy
    Tahotranô io
    Aborao ! raha misy marary
    Tebiteby adin-tsaigny nampitomany anao
    Ô viavy e !
    Marary ny saigny
    Mila tany ilefasagna
    Maniry ny hafa
    Mahatsiaro ny lasa ... marary !
    Fa tsy hita ny atao
    Mivezivezy lava
    Te hanadino
    Marary ny saigny
    Mila tany ilefasagna
    Maniry ny hafa
    Mahatsiaro ny lasa... marary
    Fa tsy hita ny atao
    Mivezivezy lava
    Te hanadino ny vita hatramin izay
    Aiaa ... Nin' eeeh !
    Ai' aho longo e !
    Marary aho bab' e !
    Valiko tiàko lahy .... manigné !
    Marary gny saigny !
    Mila tany ilefasagna ( ... )
    AFORANO