JESOSY an! Mba aza adino inty nosy madagasikara inty fa mba ampidino ho eto koa NY FANAHY MASINAO, art koa mba ho ato amiko sy izay rehetra mihaino Izao hira Izao. Dia mba Tahio koa izay namorona Izao Hira Izao an! Misaotra JESOSY TOMPO o! AMEN!!!
Fanahy masina (Fara A) Strophe (X2) Tompo ô kasio indray ny fonay Arotsay aminay ny Fanahy Ny Fanahy Masinao, Toy ny tamin'ny Pantekosta Tompo ô midina ovay ny fiainanay Refrain : Fanahy Masina ô ... Avia Fanahy Masina ô midina re Fanahy Masina ô fenoy aho Vohaiko ho Anao ny foko hanjakao ….. Strophe Refrain (X2) Vohaiko ho Anao ny foko hanjakao (X3)
JESOSY an! Mba aza adino inty nosy madagasikara inty fa mba ampidino ho eto koa NY FANAHY MASINAO, art koa mba ho ato amiko sy izay rehetra mihaino Izao hira Izao. Dia mba Tahio koa izay namorona Izao Hira Izao an! Misaotra JESOSY TOMPO o! AMEN!!!
T'as raison.😘 ...merci de pensée à notre île si belle😘😘😘
Midina tompo ar tantano sy ovay ny fiainanay....Amen
voninahitr hoan Andriamanintra irery ihany......👏
Fanahy Masina o !
Avia
Fanahy Masina o !
Midina ré
Amen
Amen merci tompo Mila tena Mila nao aho Jesus Christ I love you too Jesus arovy ary tantano aho tompo
Amen makasitraka hira zay mamelmbelona foko ty hira ty tsara beo izy
midina aminay ry fanahy masina o. AMEN
Tompo oh midina ovay ny fiainanay 🙏
Tompo o,mila ny Fanahy Masinao isan'andro ny Fiainako
Midina Fanahy Masina ô
Kasiho ny Fonay
Ovay ny Fiananay
MBA genou Zao vavako izao,tompo tsara indrindra oooo
Tompo ô, arotsay aminay , ny Fanahy
j'adore j'adore Merci
fanahy masina o
midina re!
Midina at Aminay fanay masina
voaiko ho anao ny foko ka anjakao tompo
AMEN 😂😂😂😂
GOD is grateful believers
Tompo, aoka ianao no Mpanjaka sy mpanapaka ao anaty ny foko....
Mamidra fo @nay jesoa 👑👑👑
It's beutifull blessing the lord of lord
amen❤❤
Fanahy masina (Fara A)
Strophe (X2)
Tompo ô kasio indray ny fonay
Arotsay aminay ny Fanahy
Ny Fanahy Masinao,
Toy ny tamin'ny Pantekosta
Tompo ô midina ovay ny fiainanay
Refrain :
Fanahy Masina ô ... Avia
Fanahy Masina ô midina re
Fanahy Masina ô fenoy aho
Vohaiko ho Anao ny foko hanjakao
…..
Strophe
Refrain (X2)
Vohaiko ho Anao ny foko hanjakao
(X3)
Tompô omeo fanahy
Anjakao ny foko fanahy masina
Voninahitra ho any jesosy irery ihany
amen
Tompo o midina hovay ny fiainanay
Amen
tiko trop
fanahy masina midina ato anatiko
tompo ô hanjakao ny fonay
J ❤❤❤
Voaraiko ho anao ny foko anjakao
Olivia
Amen be😂
tefeo anw ny foko jesosy ô
Tompo o kasio ny foko