Tano ny haza-ANTSAN'NY LANITRA FLM Ampitakely Fianarantsoa Feat Groupe TSIDIKA

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 29 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น • 22

  • @abm5707
    @abm5707 4 ปีที่แล้ว +3

    Fa tiako, ity mozika ity dia toa ny mozika ananantsika any Afrika Atsimo. Te hianatra teny Malagasy aho hahatakatra ireo hira.

  • @rasoaniainanadialeonard2633
    @rasoaniainanadialeonard2633 6 ปีที่แล้ว

    Misaotra❤️, ho tahin'i Jesosy tsika iaby🙏💕

  • @yansha8614
    @yansha8614 7 ปีที่แล้ว

    Agnao kay hiagnaîa.... ny finoana an'i Jesosy Tompo no lala-tokagn'ny famonjena. Amen

  • @volanaravelotahina4148
    @volanaravelotahina4148 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra ny Antsan'ny Lanitra, tsara eeeeee

  • @ninonrandry7277
    @ninonrandry7277 3 ปีที่แล้ว

    Super !j'écoute presque tous les jours ,Misaotra 😘😘😘

  • @christianramaratsialoninae5121
    @christianramaratsialoninae5121 7 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra amin'ny fitaomana ny olona hiverina ao amin'ny Tompo! hafa ihany ny miaraka amin'i Jesosy. Misaotra ny Antsan'ny Lanitra Ampitankely

  • @marieruffineplaisance1527
    @marieruffineplaisance1527 6 ปีที่แล้ว

    Mapatehody ka merci aminareo agny fianaratsoa balavao

  • @josephrasamizafy1308
    @josephrasamizafy1308 6 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka amin'ny asa fitoriana,aia kay ro ahitana ny horognampeonareo mba hagnalanay sy mandalo agny igny. Misaotra

  • @louvarakotobe2941
    @louvarakotobe2941 6 ปีที่แล้ว

    Marina zany e! Fandalovana ny tany

  • @yansha8614
    @yansha8614 7 ปีที่แล้ว

    Misaotra ny Antsan'ny Lanitra Ampitakely Fianarantsoa, aza mitsahatra ny mitory an'i Jesosy. Sooa!!

  • @dinavololonarakotovahiny5849
    @dinavololonarakotovahiny5849 6 ปีที่แล้ว

    misaotra agnareo aby fa d voky ny fanahy ee moa d mandihy miaraka aminareo agnay

  • @choralefehifimoramanga2463
    @choralefehifimoramanga2463 5 ปีที่แล้ว +1

    misaotra fa voaray ny hafatra

  • @rakotomiaranjatoirakamahef427
    @rakotomiaranjatoirakamahef427 10 หลายเดือนก่อน

    omeo tononkira

  • @tsiorysoja3093
    @tsiorysoja3093 ปีที่แล้ว

    soa re midera an'i Tompo zao e

  • @angelerakotoson3694
    @angelerakotoson3694 5 ปีที่แล้ว

    Misaotra indridra ô, mafinaritr b

  • @fredineexport-madagascar4931
    @fredineexport-madagascar4931 2 ปีที่แล้ว

    Ok

  • @rakotoarivelosolonantenain9085
    @rakotoarivelosolonantenain9085 5 ปีที่แล้ว

    Misaotra indrindra tompoko fa dia tsara ilay hira ho fiderana ny Anaran'ny Tompo e!

  • @ghislainecellio6442
    @ghislainecellio6442 5 ปีที่แล้ว

    👏👏👏👏

  • @perlinealexia7653
    @perlinealexia7653 6 ปีที่แล้ว

    misaotra betsak tena soa sady mapite hitomany

  • @rakotonirainylalamampionon6874
    @rakotonirainylalamampionon6874 7 ปีที่แล้ว

    hahaha! milay e! mankasitrak dCoeur mikaroka zavatr tsar hatao ihany

  • @dinavololonarakotovahiny5849
    @dinavololonarakotovahiny5849 6 ปีที่แล้ว

    aia tompoko ro misy ny Cd nareo ao fianarana

  • @r.p.tsmolaka5737
    @r.p.tsmolaka5737 4 ปีที่แล้ว

    Volume tsy norme...