Couch Session #36: "Satria Eo Ianao" by Niu Raza | LIVE MUSIC PERFORMANCE
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 5 ก.พ. 2025
- Here is Couch Session #36! Enjoy "Satria Eo Ianao" by Niu Raza!
Featuring: Josh Allen (Guitar), Carlo De Biaggio (Bass), and Beza Gebre (Drums). Video by JoJo Maran
If you are interested in doing a Couch Session, please apply at www.threecrownstudio.com/couchsession
Lyrics:
Mafana kokoa Ny andro
Mamaika aho koa Miakanjo
Ny foko ity efa babo
Faly aho rehefa miaraka aminao
Ny fitia tsy mety lany
Toy ny olona Tia siramamy
Tsy maninona na indraindray miady
Faly aho rehefa miaraka aminao
Toa maniditsidina
Lasa naniry elatrao
Faly aho rehefa miaraka aminao
Ity foko feno
Fiainako feno
Mihiratra foana Ny andro
Satria eo Ianao
Ity foko feno
Fiainako feno
Mihiratra foana Ny androko
Eny satria eo Ianao
Ny fitiavako iny
Enao matokisa
F’izy tsy lany
Tsy ho lany
Mamay le Niu Raza , ,ao tsara
TTTTTTTTTTIIIIIIIIIIIIIIIIIIAAAAAAAAAAAAAKKKKKKKKKKOOOOOO BBBBEEE, MERCI Niu Raza
🙏🙏🙏
Mafana tsara!
Tsy mety leo mihintsy ,fa en boucle efa 1 semaine Zay 😂😂
Mlay bé 😍😍
Good Job Niu Raza 🔥♥️
Maé Andrianaivo 🙌🔥
I'm From VietNam and i love video
Thank you very much!🙏 Back at you with much love from USA❤️❤️❤️
Mlayyy🔥
lauren rako 💯🔥
mtapy beeee eeeee :o
🔥🔥🔥yesss!
😍😍😍
🙏💯🔥
please lyrics!!!! it's so beautifulll
Lyrics are now in the description! Mafana!!
😍🎼🎵🎶
Andriamanitra Oh,,, Zany ka hira
Tsara
Tiko
the lyrics please!! :D :)
Lyrics are now in the description! Mafana!!