Bessa - Ny itiavako anao

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 8 ก.พ. 2025
  • A video clip from Madagascar. The title means "The reason I love you." It says: I love you cause I wanna share to you all my sadness, my secret, ... The song is written by BESSA, and sung by his fellow Malagasy singers.

ความคิดเห็น •

  • @mamyadr1057
    @mamyadr1057 10 หลายเดือนก่อน +4

    tokony mba averina indray itony etsika itony fa tena tsara tena mahafinaritra

  • @mamyadr1057
    @mamyadr1057 ปีที่แล้ว +2

    nostalgie !🙂

  • @fanirynomenaraveloson4523
    @fanirynomenaraveloson4523 3 ปีที่แล้ว +1

    tsara be ilay hira fa ilay sipa koa aloha manja a ! Mankasitraka e !

  • @sylvoalias
    @sylvoalias 5 ปีที่แล้ว +1

    Oay aho babako neniko fa mila hitomany mihitsy ahooo....aoka re ry reto fa raraka izay tsy ho raraka e.....manja loatra nareooo ka mendrik'ho deraina...bisouuuu daholo manakasitraka koa e,,,misaotra...manja loatra.

  • @Rosorandria
    @Rosorandria 2 ปีที่แล้ว +1

    Ndriiiii 🥺🥺🥺 ny fahatanorako 🥰💗 mamy be

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 3 ปีที่แล้ว +3

    TSARA FOANA, Tsy lany manja hatrany. Mankasitraka 😘🎤

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 3 ปีที่แล้ว +2

    Tsy mety lany manja. Tiako 😘🎤 Mankasitraka 😘

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 ปีที่แล้ว +1

    Izarana n'y alahelo...😘

  • @ovalie38
    @ovalie38 13 ปีที่แล้ว +2

    Mais quel hommage pour Rabe Samoela alias Besa ! Je ne connais pas tous le chanteurs, mais je leur rend hommage et je le remercie infiniment pour leur contribution. Non, je ne me permettrais jamais de me prendre pour son porte parole, seulement, j'ai des souvenirs lointains de ce grand Monsieur d'Ankazotokana.
    Veloma tompoko.

  • @claudiamiray4857
    @claudiamiray4857 11 ปีที่แล้ว +4

    que des grands artistes malgaches, tout simplement les crèmes des crèmes

  • @vonjyralijaona4091
    @vonjyralijaona4091 2 ปีที่แล้ว +1

    Tadidy fona ilay hira, nefa nisy hira nivoka tamin'ny eritaona tsy tadidiko intsony...

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 3 ปีที่แล้ว +1

    Tsy mety lany manja ity hira mitory fitiavana ity. :-)

  • @razanamadycinquieme5926
    @razanamadycinquieme5926 2 ปีที่แล้ว +1

    Tsara be..👍

  • @jonraha588
    @jonraha588 2 ปีที่แล้ว +1

    Fahatsiarovana mamy be.!

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 3 ปีที่แล้ว +1

    Hizarako n'y alaheloko. Izay nanao n'y maraina mifandimby @ n'y Alina no nametraka ato am-poko n'y fitiavana anao. Tsara e 🤣🎤

  • @fara504
    @fara504 5 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka ny fanavaozana !

  • @randriasonjoseph-gc6bt
    @randriasonjoseph-gc6bt ปีที่แล้ว +1

    Magnifique pour musique merci bonco TH-cam pour musique merci

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 ปีที่แล้ว +1

    Un classique. MERCI pour le partage:-)

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 ปีที่แล้ว +1

    Mizara alahelo s'y fifaliana. :-)

  • @vololonirinarabarinarivo5413
    @vololonirinarabarinarivo5413 ปีที่แล้ว +1

    Ny itiavako anao dia hizarako
    ny alaheloko
    Ka hitondra zay mangidy nentiko
    irery taloha
    Ny itiavako anao dia hajainao
    ny tsiambarateloko
    Nitahiry ireo lasa ratsy
    tsy tiako hifoha
    Ref.:
    Tsy ho ampy anefa ry Aiko (tsy eo ho
    akory dia..)
    Mba hitiavako anao (mba
    hilazako izay..)
    Fa voafetra ny saiko (fa tsy
    ho haiko satria..)
    Ka izao no ambarako anao (ka
    teny tsotra toy izao..)
    Izay nanao ny maraina
    hifandimby amin’ny alina
    No nametraka tam-poko koa ny
    fitiavana anao
    Ao anatiko ao no miboiboika
    toa rano lalina
    Ny itiavako anao dia satria
    ianao ianao

  • @ovalie38
    @ovalie38 13 ปีที่แล้ว +1

    C'est vraiment très beau. Je n'en sais strictement rien mais ça me donne des frissons.
    Je ne vous remercie pas
    Misaotra anareo rehetra.

  • @Rado_Harifetra
    @Rado_Harifetra 10 ปีที่แล้ว +3

    tsara foana.. na mandroso ary ny taona

  • @steelbirds
    @steelbirds 17 ปีที่แล้ว +2

    Absolutely amazing!

  • @claudetterandrianarison3602
    @claudetterandrianarison3602 5 ปีที่แล้ว +1

    Juste intemporel, inégalable

  • @augustinejeanneabdoul1277
    @augustinejeanneabdoul1277 7 ปีที่แล้ว +1

    Zany ka hira !!!!😘😙😙😙😙😙😙😙😙💗💗💗💗

  • @misaryableful
    @misaryableful 12 ปีที่แล้ว +1

    que c'est beau!!!! merci!!!!

  • @hobyrandriamampianina4513
    @hobyrandriamampianina4513 3 ปีที่แล้ว +1

    Hafa foana na dia efa taona maro aty aoriana aza!

  • @harisontsilavina6239
    @harisontsilavina6239 5 ปีที่แล้ว +6

    2019????

  • @TinaMadonya
    @TinaMadonya 9 หลายเดือนก่อน

    TSARA BELLE RNS RANKIZY ABC JUSQU'À ENY YZ@❤

  • @solangeyetattecher4910
    @solangeyetattecher4910 3 ปีที่แล้ว +1

    Merci ❤️❤️❤️❤️🇨🇵

  • @narindrarandriamananjara544
    @narindrarandriamananjara544 11 หลายเดือนก่อน +1

    Tsy ho lany manja amiko mts

  • @PalaceG
    @PalaceG 5 หลายเดือนก่อน

    Tiako be

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 3 ปีที่แล้ว +1

    2021

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 ปีที่แล้ว +1

    💓

  • @raveminc
    @raveminc 15 ปีที่แล้ว +1

    à Gigie...

  • @sandyrazaka
    @sandyrazaka 14 ปีที่แล้ว +1

    c vieux mais tiko be ! :D

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 ปีที่แล้ว +1

    Tiako

  • @perlerasolonjatovo9657
    @perlerasolonjatovo9657 2 ปีที่แล้ว +1

    Julios englesia

  • @rasoanantenaina9985
    @rasoanantenaina9985 4 ปีที่แล้ว +1

    👍🏽👍🏽👏🏼👏🏼👏🏼

  • @ravelonarivonyharinavalona7989
    @ravelonarivonyharinavalona7989 9 หลายเดือนก่อน

    2024

  • @michaelcostaramarivelo8112
    @michaelcostaramarivelo8112 4 ปีที่แล้ว +1

    Confinement