Mahay le mpilalao tantara KANEFA betsaka ny zavatra tsy ara-baiboly momba ny maty. Mandiso i Md Piera e, lasa avocat ny olona maty e, hmmm... Ny maty re raha olona tsy mahalala na inona na inona intsony hoy ny Soratra Masina a. (Mpitoriteny 9: 5-6)
Hoy ny Soratra Masina momba ny maty "Fa fantatry ny velona fa ho faty izy; fa ny maty kosa tsy mba mahalala na inona na inona, ary tsy manana valim-pitia intsony izy; fa hadino ny fahatsiarovana azy. 6Na ny fitiavany, na ny fankahalany, na ny fialonany, dia samy efa levona ela sady tsy manana anjara intsony mandrakizay amin'izay atao atỳ ambanin'ny masoandro izy." Mpitoriteny 9: 5-6
Ny maty ts manampahefana intsony @ velona rh marina ireny ts hisy kamboty ho irery sy hijaly mintsy Ny tena marina d rh manana Jesosy Kristy ho Tompo sy moamonjy ny tenantsika isika d hanana ny fiainana mandrakizay
Misaotra betsaka tompoko ,antsimpy ny tady eny atandroky ny omby antsimpy ny teny ao ampony misaina misaotra ny fizaranareo dia Andry ampiadanana i Neny be
Mankasitrak tompoko merci nizara 😢❤
Mankasitraka tompoko ô ❤❤❤
Mahay le mpilalao tantara KANEFA betsaka ny zavatra tsy ara-baiboly momba ny maty. Mandiso i Md Piera e, lasa avocat ny olona maty e, hmmm... Ny maty re raha olona tsy mahalala na inona na inona intsony hoy ny Soratra Masina a. (Mpitoriteny 9: 5-6)
Ts haik hoe: in no eritreretiny saiko mihaino ilay tantara .
@@meryfitiavana70 tsy azoko ny tinao ambara
Hoy zh hoe ts haik hoe in no tonga ato antsaik manoloana ity tantara ity .
Izy v nofy sa tena marina sa in ?
Misaotra nizara
Hahahha.... Napme be anah lewe nanadiso masinda piera fa tsy tokon zah no lasa.. Hahhahah
Hoy ny Soratra Masina momba ny maty "Fa fantatry ny velona fa ho faty izy; fa ny maty kosa tsy mba mahalala na inona na inona, ary tsy manana valim-pitia intsony izy; fa hadino ny fahatsiarovana azy. 6Na ny fitiavany, na ny fankahalany, na ny fialonany, dia samy efa levona ela sady tsy manana anjara intsony mandrakizay amin'izay atao atỳ ambanin'ny masoandro izy." Mpitoriteny 9: 5-6
TENA NISY MARINA VE IO TANTARA IO,mba mangataka valiny tompoko azafady raha mety fa tena tsara le tantara
Tsr b le tantara tohizo eee sady mahaliana
angano angano, arira arira, nareo mpitantara zahay mpihaino. Tsara na izan ar :D
😂😂😂
Ho an 'izay mino tokoa mo zany!
ataovy resaka matotr kous eh tn zan mints v hahaha aza mapme kous eh tn marn eh f nad zan ar mb atwv zvtr mtumbn kous eh.d mb asio tantara le mampataotr le trop ren ry zoky eh ren tn matsiro.
👍
tsara be fa misaotra
Makasitraka anrw hatrany fona
Tsara be le tantara fa mba ataovy maromaro le izy!
Misaotra ny rdb.
Zany ve!!
Tena misaotra anao ry Lovatiana ah!! Mankasitraka!
Zany veh? !!!
Misaotra anao Lovatiana aih!! Mankasitraka.
de ita mints we zavatra forononina sady tsy mitombina!!!!!!
Ka tantara ireny ry vendrana tony ah ! Foronina lay izy. Zay no maha tantara azy.
@@leylamanou3845 Marina ny anao! Tantara ka tantara é!
@@leylamanou3845 😂
Efa nahare tantara tena nisy toizao ah fa olona niditra hopital!! Tsy natsiaro tena nandritra ny herinandro io olona vao nifoha, rehefa nifoha izy ka salama tsara dia nitantara ny itany tany...
Oe izy tsy matsiaro tena io dia teo anelanelan'ny vy maranitra ao ambany ary tanana misintona ao ambony, de oe refa mijery ambany izy dia matahotra ary miantso mafy sady miteny ratsy, refa miteny ratsy izy de milatsaka mora sady voatsondrona, ary rehefa miantso an'Andriamanitra izy dia sotomin'ilay tanana hiakatra, aveo nisy olona niteny t@ oe tsy mbola ianao ilay Justin tokony oakaty fa mandiana miverina, refa tafaverina izy dia natsiaro tena ary le olona tao ambadika ny chambre nisy azy oe justin io no maty ny andron'io ihany.
Taoavy sérieux 🤔🤔🤔🤔🤔
E M I zany na Experience de Mort Imminente. Jereo am youtube ny tantaran ny olonq voan reny. Possible tsara mitsy.
tsara be le tantara fa merci
Tsara be le tantara e!
tena tiko le tantara
sady mapme no mapieritreritra
Ny maty ts manampahefana intsony @ velona rh marina ireny ts hisy kamboty ho irery sy hijaly mintsy
Ny tena marina d rh manana Jesosy Kristy ho Tompo sy moamonjy ny tenantsika isika d hanana ny fiainana mandrakizay
Ka tantara ireny ry vendrana tony ah ! Foronina lay izy. Zay no maha tantara azy.
Misaotra betsaka tompoko ,antsimpy ny tady eny atandroky ny omby antsimpy ny teny ao ampony misaina
misaotra ny fizaranareo dia Andry ampiadanana i Neny be
Tsara b le tatara misaotreee
mankasitraka anareo e
Merci💖💖💖💖
Mankasitrak 😍😘😘
Tsy otsany pitsana mints l iz
Nemany f tssss
😂😂😂 mba nanantena hangatra kay tsy nisy 😑 mason'i Maria sa masondahy pera no tokony hisaorana?😤😤