IAVOLOHA : RENCONTRE DE MARC RAVALOMANANA AVEC LA PRESSE

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 11 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น • 24

  • @josianequenneville9767
    @josianequenneville9767 2 ปีที่แล้ว +1

    Oui, il nous a convaincu, Marc

  • @fano8120
    @fano8120 5 ปีที่แล้ว +1

    Atoa M.Ravalomanana ! Miangavy anao mba tsy hanao hetsika raha tsy eo anilanao Rtoa Hanitra RAZAFIMANANTSOA na i Rtoa FANIRISOA ERINAIVO mba ho fitsinjovana ny ao aoriana. !

  • @dieudonne9909
    @dieudonne9909 5 ปีที่แล้ว +2

    Dada❤

  • @RojoprinciaRanjanivombahoakaro
    @RojoprinciaRanjanivombahoakaro หลายเดือนก่อน

    Tsy resaka lova lovaina le izy fahafantarako azy. Fa zanany mba afaka hatorony sy baikony amin'ny fanatsarana an'i Antananarivo. Fa raha olona hafa tsy hanaiky izay fomba tokony hampandroso an'i Antananarivo. Ravalomanana anie teo amin'ny io toerana ben'ny tanana a Antananarivo io fa Tena nandroso sy madio ary nahafinaritra Antananarivo fa aoka ho tsaroina fa tsy hodiantsihitava

  • @nicolassanluis3867
    @nicolassanluis3867 5 ปีที่แล้ว +1

    Ny toky fitaka, fa ny atao no hita: an-teny manentana filaminana, @ fietsika manohana fikorontanana.

  • @sahazarandri6496
    @sahazarandri6496 5 ปีที่แล้ว

    Voahozona izay mahatoky olona dada , indrindra fa FOZA!!! Jereo itony mba nantenain- kaniry fa vao maika mampivandra2 ny cenit sy hcc, any @ lohany mihintsy no lo.

  • @safidyrandrianaivojaona5536
    @safidyrandrianaivojaona5536 5 ปีที่แล้ว +1

    miandry ampitoniana hono i dada nefa ny eny ankianja migafy , ka raha izany ary , hajainao v ny nokatra havoakan'ny HCC ny 08/01/19 , aza migafy ary ry dada , ho ita eo ni Tohiny , tadidinay izay teninao oe mahatoky ny HCC

  • @annadada100fanjasoa2
    @annadada100fanjasoa2 5 ปีที่แล้ว +3

    courage fona dada

  • @raharinarivolaou9570
    @raharinarivolaou9570 5 ปีที่แล้ว

    INY NY MARINA NANDRESY NY 13 VELOMA VALOKELY.

  • @jeannechantal1572
    @jeannechantal1572 5 ปีที่แล้ว +1

    Machalah Tadidiko tam nitonjanw
    Omea 25mil fmg par tamban volo tan misafid vato tim
    Asanw mangala vato

  • @odettelisinirina2458
    @odettelisinirina2458 5 ปีที่แล้ว +2

    MARIN'IZANY DADA a!!ny marina marina iany!!

  • @soahiangy9320
    @soahiangy9320 5 ปีที่แล้ว

    Aza avela ny politika nao tompoko, 5 taona malaky ho hita eo foana ny Marina, fa mbola handiniky ny vahoaka sasany, maiva doha. Hita fa HIANAO mandinika fa akory atao hikarakarana ny mahatra koa.

  • @molkejabaly1394
    @molkejabaly1394 5 ปีที่แล้ว +1

    Tena faly faona elà ty
    Asina ielema ny tanana eolienne no tiany lazaina

  • @FlownieHilwa
    @FlownieHilwa 5 ปีที่แล้ว +3

    Matoky enao Zahe dada aa

  • @reyph742
    @reyph742 5 ปีที่แล้ว +6

    MANKAHERY ANAO DADA À ! !!

    • @DerTodesKonigMrEpic
      @DerTodesKonigMrEpic 5 ปีที่แล้ว

      rEY pH ...De ahona eeeee rakama eeee????? toa resy????

  • @lalaorandrianarivo729
    @lalaorandrianarivo729 5 ปีที่แล้ว +2

    Marina de Marina zany

  • @onintsoadiamondra8757
    @onintsoadiamondra8757 5 ปีที่แล้ว +1

    vita ny safidin'ny malagasy maro an'isa ,dia tsy iza fa ny filoha andry rajoelina, ny mety amin'i ravalomanana kosa dia ny mijoro ho mpanohitra na maka retraite stria efa betsaka ny zavatra vitany teto amin'ny fa aleo ny tanora indray no hitondra e

  • @mamyfanomezantsoa2883
    @mamyfanomezantsoa2883 5 ปีที่แล้ว +1

    HO TSIAHY SY MIPETRAKA HO TADIDY NY GEJA SY NY RATSY VITANAO TAMINY VAHOAKA NY 2002 . NAHAY NIFIDY NY VAHOAKA NY 2019, NIFIDY NY FILOHAM-PIRENENA LANIM-BAHOAKA ANDRY NIRINA RAJOELINA. HO ELA VELONA NY FAHAFAHANA ARY VELOMA HATREO NY MPANAO RATSY.

  • @olivierrkt1387
    @olivierrkt1387 5 ปีที่แล้ว +1

    ny resaita fitoniana resahinao nefa ianao maprisika olona oen am 13 mai !! rahoviana ny ho tony ny olona eny ?ita mits ity rangah ty oe pitary bato vilam-bava ! mpandetika firenena

    • @tovondranorazaiarimandimby1633
      @tovondranorazaiarimandimby1633 5 ปีที่แล้ว +1

      sitraponay leity ny mandé eny fa tsy mis maniraka!!! aoka hazava!!!!

    • @olivierrkt1387
      @olivierrkt1387 5 ปีที่แล้ว +1

      @@tovondranorazaiarimandimby1633 d zao lany andro tsis vokan le natao teny !!tsy aleo naka aina tao atrano o !! tsy miome fahavoazan z namana a !

    • @pierrerandriamahazozara9270
      @pierrerandriamahazozara9270 5 ปีที่แล้ว

      @@tovondranorazaiarimandimby1633 mbola afaka makeny nareo nge .fanatika tsisy jery.zao ry faniry tsy hay hoe aiza.tsy mazava.

  • @eryvog3093
    @eryvog3093 5 ปีที่แล้ว

    Vita dadabe a. Faly aho, matokia , minoa ahy ianareo, AAA, tsy ho heno intsony