TOAVINA RABE MPILELABODIN-dRAJOELINA DE ZAHO NO LAZAINA MIALONA ...

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 7 ก.พ. 2025
  • RAHA HIALONA NY TENAKO DIA TSY OLONA OTRAN'IALAHY MINTSY , BANDY TSISY ILAVANA AZY ...
    Merci d'avoir regardé la vidéo 🙏
    Et n' hésitez pas de s'abonner ici 👉 bit.ly/3Qkw0gZ
    Facebook : www.facebook.c...

ความคิดเห็น • 37

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 ปีที่แล้ว +2

    Toavina Rabe milelabodiny Andry Rajoelina Français ihany ny asany, satria , lilafa madio masotay ny Andry Rajoelina Français mpamosavy io ry Toavina Rabe.

  • @sylviaRommy-ft6og
    @sylviaRommy-ft6og ปีที่แล้ว +7

    Je valide à 1000%100 ny zavatra rehetra voalazanao ry Koto 👍 Olona ts manjary daholo na i Cédric na ireo olona mpilelaka ny vodiny rehetra reo ary tena manome lagy sy mampiteny ratsy mihintsy ny famarinana ankady ny firenena 😡

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 5 หลายเดือนก่อน +1

    Sady kely saina

  • @tianacaro2398
    @tianacaro2398 ปีที่แล้ว +5

    👍 👍 👍 👍 👍 👍 Bravo Koto ooo

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 ปีที่แล้ว +2

    Tsy milahatra VISA ny fianakaviany Toavina Rabe any Madagascar 🇲🇬 fa Français i Andry Rajoelina président République ndreo.

  • @manampisoarandrianarivelo8432
    @manampisoarandrianarivelo8432 ปีที่แล้ว +1

    Aza miady amin'adala 🎶🎵
    Aza mamaly eeee 🎼🎼
    Aza miady @ adala zoky koto a 😂😂😂

  • @gabriellaandrianaly5822
    @gabriellaandrianaly5822 ปีที่แล้ว +3

    👋zah manaraka anao foana Mr Koto efa ela fa enao olona tsotra Intelligent tsy mety ho takatr' ireo Bandra mihintsy ny fomba 13:15 fijerinao eo ,@lafiny rehetra mankasitraka

  • @MamyANDRIANALY-uy8mv
    @MamyANDRIANALY-uy8mv ปีที่แล้ว +1

    Marina 💯 / 💯 létsy ry Baĩna ny zavatra ambaran'lãh fa ny CONNARDS sahala @ itony Rabe Toavina itony ihany no minono Rajoelina satria mahazo "mimì" ao !

  • @FR-no2os
    @FR-no2os ปีที่แล้ว +10

    Marina ireo voalaza nao Koto, fa tsy takatra'ireo mpanaraka an'i Andry RAJOELINA ny zavatra rehetra tsy manjary ao firenena sy ny fitantanana mitongila isanandro ka lasa mahantra be ny gasy, nohabadoana ny gasy dia lasa bado daholo tokoa na ny fomba fisainany, dia haraotin'ireo tsy manjary reo....etsetra etsetra. Ny zavatra maha may azy reo dia fanambakana sy fanararaotana ny harem-bahoaka tsy nisasarany akory dia indro fa mievokevoka fotsiny zao tsisy henatra.

  • @rasoarimalalanoeline3454
    @rasoarimalalanoeline3454 ปีที่แล้ว +1

    Tsy mba hampihavana tony,fa de mitsikera,mampiady, mamorona,mitady ny fomba rehetra hankahalana

  • @mialyramananarivo3413
    @mialyramananarivo3413 ปีที่แล้ว +1

    Rajoelina efa tafita fa ny gasy mihinana fako

  • @mireillemanampisoa7429
    @mireillemanampisoa7429 ปีที่แล้ว +4

    Fahavalompirenena mihitsy reo tsy manjary.

  • @rabelaniaina
    @rabelaniaina ปีที่แล้ว

    Augustin chef de rayon legumes tao amin'ny Grande surface no nody tany Madagascar.

  • @fleurettekobel2490
    @fleurettekobel2490 ปีที่แล้ว +4

    Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra ! Ireto olona mpomba an'i Rajoelina ireto aloha dia hahita zavatra tsy fahitany eo @ fiainany mandrapahafatin'ny tsirairay izy mianakavy ! Tantara efa nisy hatramin'izay ny fisian'olona ratsy saina mpamadika toa ireto! Koa tsy maintsy ho sazin- janahary sy ny Razana ireo ,na ho ela , na ho haingana ! Marina ry Koto , fa mahatezitra ireto Devoly velona ireto , fa alao tsy henona matetika ireo olona ratsy saina toa ireo izay mamotika ny Tanindrazana ireo, fa manjary hifindr'anaretina ratsy saina toa azy ireo indray !
    Minoa ny marina hatrany , fa tsy maintsy ho tonga ilay todin'ny natao !
    Masina ny Tanindrazana , ary hanampy hatrany ny Zanahary sy ny Razan' ny Malagasy !

  • @HerickoRazafy
    @HerickoRazafy ปีที่แล้ว +2

    sarimbavy ianao, marina ihany kay ny any andry bihary

  • @jabouwadymalakengny6825
    @jabouwadymalakengny6825 ปีที่แล้ว +3

    Mila Grande Purge.

  • @RazanakotoMilijaona
    @RazanakotoMilijaona ปีที่แล้ว +1

    Marina be ny vohalaza.ao .Koto.

  • @mzara5561
    @mzara5561 ปีที่แล้ว +2

    En plus milaza izy fa ny dadany sy dadabeny diplomaty d normale izy raha miasa am ambassade. Ngah moa atao anaty cv koa ny compétences ny ray amandreny sa manaranaka ireny. N'importe quoi ce monsieur.

  • @mostarbelamontabedoudounel6347
    @mostarbelamontabedoudounel6347 ปีที่แล้ว +1

    Tokony hamboarina i KNDNDRNN io ry KOTO aa!.....Tokony atao MNNMNN any!!

  • @maeva4796
    @maeva4796 ปีที่แล้ว +1

    Pi livre pizza 🍕 tao Nanterre 😂, mdrrrr

  • @RFHCreation
    @RFHCreation ปีที่แล้ว

    Tsy mahagaga mihitsy ny elanelam-bato nifanalavitra be tamin'ny Fifidianana Filohampirenena satria tena mifanalavitra be ny Toetra, Fiteny, Fihetsika, Fitondran-tena, ary ny Asa Tsara vitan'ny Kandida Tsirairay sy ny an'ny Mpomba Azy avy.

  • @BodoBOURGOIS
    @BodoBOURGOIS ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka Koto a ❤❤❤

  • @gabriellaandrianaly5822
    @gabriellaandrianaly5822 ปีที่แล้ว +1

    👋👏👏💪

  • @thomasramboaniaina2270
    @thomasramboaniaina2270 ปีที่แล้ว

    Herimane fa tsy Herimane

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 5 หลายเดือนก่อน +1

    Diplôme novidina teny analakeky

  • @dorisrekevera8990
    @dorisrekevera8990 ปีที่แล้ว +1

    Fa Iza zany toavina Rabe e?🙄🙄

  • @nestymao1403
    @nestymao1403 ปีที่แล้ว +2

    Izay anie no mahafaly ireo foza ireo e!. Mpandroba firenena sy Mafia daholo.

  • @manjakamiadana5554
    @manjakamiadana5554 ปีที่แล้ว +1

    Toavina Rabemanantsoa dia karazan'olona tsy milamina tanteraka e ! Fantatro loatra. Tsy tonga taty an-dafy izy raha tsy ny rainy nalefan-dRajoelina taty t@ 2010 tao @ ambassade de Madagascar. Kay ve nijanona ao i To e ! 😂 irakiraka

  • @hermannstamm5237
    @hermannstamm5237 ปีที่แล้ว +2

    Ka ohatrany ikoto manaratsy ny parti Rajoelina anie zany koto e
    Hay ve ianao tsy mahazaka
    Samy manana ny maharary azy ry koto
    Mividy trano zareo satria mijarama zareo fa tsy ohatranao lany andro manakihana sy mankahala eto,ka na mpamafa arabe aza ny asany inona moa no maharatsy anizany
    Tsy hoe refa any andafy ianareo vao mahatsiaro ny fahantrany gasy,fa fony tany nareo tsy nahita izany akory

  • @marianneraharisoa5662
    @marianneraharisoa5662 ปีที่แล้ว +2

    Mety ho marina angamba izay lazainao, arak izay inoanao, fa mampetry anao farany ambany ny teniratsy ataonao sy famingavingana ataonao ny hafa.
    Ahoana moa no hinoako, fa mendrika hinoana na hoenona na ho arahina izay sosokevitrao, kanefa ny fitondratena mahaolona aza tsy vitanao. Sa ireny teny ratsy tsy ilaina akory hoentimaneho hevitra ve no soatoavina tianao ampitaina amin tanora sy taranaka mijery anao?
    Entinao midina koa ny taranaka raha ny mahaollna.

  • @sharashara7179
    @sharashara7179 ปีที่แล้ว +1

    Ataovy mitsy koto fa vendrana be io olona io

  • @malalarakotomalala2608
    @malalarakotomalala2608 ปีที่แล้ว +1

    Marina teninao Koto an

  • @maeva4796
    @maeva4796 ปีที่แล้ว

    Ni livre taty aminay mintsy lery io 😅

  • @alainravonjy5133
    @alainravonjy5133 ปีที่แล้ว +3

    Toavina Babe un petit con insignifiant, aza mandany amin'ireny.

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 5 หลายเดือนก่อน +1

    Izaho mipetraka eto frantsa Ary fantatro fa ireo pomba radomelina ireo Dia conneries de sa race

  • @dorotheerichard7632
    @dorotheerichard7632 ปีที่แล้ว

    De. Tena hoe zoridiran olona amle teny hampiasaina

  • @poundalee5281
    @poundalee5281 ปีที่แล้ว +1

    Miarahaba sy misaotra anao Koto amin'ny fampitam-baivao.
    Itony Tiavina Rabe itony no reflet n'ny niveau intellectuel n'i ekipa rajoelina, très bas👎👎werawera sy frime, satria fanjakana jiolahimboto no misy, même un p'tit employé de l'ambassade se croît tout permis tout puissant....
    Ary bandy mpisoloky io tiavina rabe io, milaza ho intermedaire, maka ny volan ny mpanohitra SHAGNANA hoe hampihetsika ny olona eny ambany tanàna ......
    Ny marina dia nous sommes gouvernés par des singes.