Misôtra nizara f tena azo alaina sary antsaina mintsy lé tantara. Mampatsiahy ahy an' lé fandaharana misy raha la terre tao amin' ny radio madagasikara. Lasa alavitra lôtra lé inspiration an' lé mpanoratra.😁
Mankasitraka hatrany fa zay vao tena mazava tsara le Ambondrombe hay lasa zary fomba fiteny ihany taty aorina (te-hody any Ambondrombe na mampamngy any Ambondrombe rehafa misy olona maty @ film na tantara taizao).
Misaotra ny mpanoratra sy ny mpizara fa tena tsara😍
1semaine aty aoriana vao nivoka ny fizarana faha-roa :) mercii beaucoup eee
Mankasitraka bedebe tena tsara hafa mintsy tantara RDB❤❤❤❤❤
makasitraka indridra tompoko 🙏🙏
❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤tiko be mapite itomany be😢😢
Mankasitrak tompoko merci nizara
Misaotra nizara ny tohiny ❤️ ❤️ ❤️
Mankasitraka tompoko fa Mampalahelo be 😘😘❤
Misaotra betsaka tsara tantara 😍👌
Tena tsara be fa misaotra ❤
Misôtra nizara f tena azo alaina sary antsaina mintsy lé tantara. Mampatsiahy ahy an' lé fandaharana misy raha la terre tao amin' ny radio madagasikara.
Lasa alavitra lôtra lé inspiration an' lé mpanoratra.😁
Mankasitraka sahady fa Mbola vao hiaino , misaotra ooo ,
Misaotra betsaka tompoko!
Tsara 💯
Sambany vao henoko nahay Ilay nanoratra ny tantara moa iny ka tantara fa Ambondrombe misy dia misy tokoa, misaotra,mahafinaritra.
Merci bcp
Makasitraka tompoko tsara ni tantara
Anarany Tanana Ambondrombe Tena Hotrany Mampatahotra be
Makasitrzka o! Tonga iany lay niadrasana
Mankasitrak mbola mihaino
Mankatelina fa tsara ilay izy
Mankasitraka hatrany fa zay vao tena mazava tsara le Ambondrombe hay lasa zary fomba fiteny ihany taty aorina (te-hody any Ambondrombe na mampamngy any Ambondrombe rehafa misy olona maty @ film na tantara taizao).
Makasitraka hatrany tompoko
nisy tantara marina izay notantarain'olona taminay izay tena mitovitovy amin'io ,,, mankasitraka o