Dadanareo no manao KOPIKOLE , ministre ny fanatanjahantena , sy ny fampianarana , sy ny ekipa mitondra @ zao no efa nanao , de iny koa dadanareo fa mba mianatra LOL.... tsara soa fianatra , jereo ny ataony fitondrana Rajoelina dia mianara tsara .
Mihetsika ndray ny mis en scène, politique hanombohana korontana io,matahora an'Andriamanitra ry dada fa hainy tsara ny zavatra tianao ahatongavana sy ny ao amponao
Ny foza hoa dia tranon-dainga foana! Iza no nanonga-mpanjakana rehefa avy nialokaloka tao @ambassade frantsay? Iza no mahavita mamono malagasy mba hangalarana vato @fifidianana? Iza no mpanitsakitsaka ny lalàna sy ny zon’ny vahaoka in-jato misesy? Iza no mivarotra ny tanin-drazana @ny karana sy ny sinoa ka mifidy ny fanaovana sesitany ny malagasy ao @tanin-drazany? Iza no mpanao kolikoly mividy ny HCC sy ny CENI? Ka mahalala menatra fa tsy ny filoha Ravalomanana mihitsy no hanao ireo fihetsika ambany ireo!
Miangavy anareo samy vaventy mba hifanaja fa IANAREO anie no fitaratry ny vahoaka MALAGASY AVOTY MADAGASIKARA , IZANY NO ANDRASANAY VAHOAKA AMINAREO FA TSY ADY SEZA LAVA ITY MISAOTRA TOMPOKO
DADA DADA tsy dadamporinareo niteraka anareo zany io teo t@ fitondrasanq dia tia tena be zao zao vao mampiseheho fa zao eee zaoeee reraka fotsiny anareo eee efa naloany vahoaka Malagasy fia mipetraha voilà
Mankasitrake
Hafa ihany i Dada 👏🏽👏🏽👏🏽❤️
Zanany dada Fafa firry enao
Zay aloa de tsy manana gaga an'io
Tena ambany fievitrra nareo TIM bé cinéma tsy hita zay vita te hanongana ny Fitondrana reraka fotsiny manohitra be fatany
Mahafinaritra ny fomba ampalalan’i Dada ny kandida Rina ho ben’ny tanàna Antaninarivo e! Mankasitraka!
raha ilay antitra fotsy volombava iny ve hahavita 10 metatra akory dia torana..alefa Rina a....alefa...endrik'Iarivo ianareo...arakaraterehy voa-javatra e...
Lucia bozy 😂😂😂tena marina ny tenin dry asio dona aloha e !!!!👊👊😍😘👍
Fa nanina no tsy nataon'i Lalao hatrzay fa izy no vo andamina anzay?.😱😂😂😂
Misy hianatra ndray io zao ry Dada a
Ny marina tsy mba maty ... ianareo no safidimbahoaka
fa aoka ny ao andanitra no hanasazy ny mpangalatra sy handamina ny rehetra
BRAVO BRAVO io ny dadanay ooooooooooh
ao foana ndri an...bravoooooo.
@@luciabozy433 salama ndry e !!!eto foana e !!!! bonne soirée ndry e 😘👍
Dadanareo no manao KOPIKOLE , ministre ny fanatanjahantena , sy ny fampianarana , sy ny ekipa mitondra @ zao no efa nanao , de iny koa dadanareo fa mba mianatra LOL.... tsara soa fianatra , jereo ny ataony fitondrana Rajoelina dia mianara tsara .
kkkkk hafa ihany
Hafafa mihitsy aloa ry dada (kkkk
Mihetsika ndray ny mis en scène, politique hanombohana korontana io,matahora an'Andriamanitra ry dada fa hainy tsara ny zavatra tianao ahatongavana sy ny ao amponao
Ny foza hoa dia tranon-dainga foana! Iza no nanonga-mpanjakana rehefa avy nialokaloka tao @ambassade frantsay? Iza no mahavita mamono malagasy mba hangalarana vato @fifidianana? Iza no mpanitsakitsaka ny lalàna sy ny zon’ny vahaoka in-jato misesy? Iza no mivarotra ny tanin-drazana @ny karana sy ny sinoa ka mifidy ny fanaovana sesitany ny malagasy ao @tanin-drazany? Iza no mpanao kolikoly mividy ny HCC sy ny CENI? Ka mahalala menatra fa tsy ny filoha Ravalomanana mihitsy no hanao ireo fihetsika ambany ireo!
Miangavy anareo samy vaventy mba hifanaja fa IANAREO anie no fitaratry ny vahoaka MALAGASY AVOTY MADAGASIKARA , IZANY NO ANDRASANAY VAHOAKA AMINAREO FA TSY ADY SEZA LAVA ITY
MISAOTRA TOMPOKO
Ontsoo mafinaritra be ery
mahafinaritra hery ny mijery anareo mianaka e !!!!!!
sambatra isika manana an-dry zareo ...
za kou hividiano dada a !!!!!!
manao ahoana ndri Nini ? mahafatifaty dada an....mialona daholo ny tsy tia...tsy tian-dry zareo io phrase nao io...
@@luciabozy433 😂😂rehefa tsy zakan dry zareo io phrase kou io dia aleho hakapony @ny rindrina ny lohany e !!!!!!😂😂😂😂😘👍👍
MBola matanjaka ny anay io an
Tena tena matanjakaka mihintsy fa tsy hoe ( mbola)😂😂😂😘👍
DADA DADA tsy dadamporinareo niteraka anareo zany io teo t@ fitondrasanq dia tia tena be zao zao vao mampiseheho fa zao eee zaoeee reraka fotsiny anareo eee efa naloany vahoaka Malagasy fia mipetraha voilà
G hay ya tegna sosopory andeso mora2 ihany sao de tsi tratry taona eo Misotroa aloha jus papay an
@@nooranoora5052 ma santé tout va bien hianareo very seza reo no teneno tsao ho torana ry dadampirinareo mihazakazaka tsao ho torana eo
HIVAROTRA SAKA BE LOHA NDRAY TY R8 SY NY FORONGONY, INONA NO VITANY LALAO ?
Ny kely loha no azo @ izany