Ny marina AMAF

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 20 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 18

  • @SERVICEALTO-zr7zn
    @SERVICEALTO-zr7zn 7 หลายเดือนก่อน +1

    Très belle chanson❤❤❤

  • @Mode-u4n
    @Mode-u4n หลายเดือนก่อน

    Makasitraka tompoko! Deraina ny tompo 💒💒💌💌💌🙏

  • @FitiavanaFanantenana
    @FitiavanaFanantenana 3 ปีที่แล้ว +1

    Mahafinaritra foana ny hiran'i Jaona (Jordana).
    Tsotra dia tsotra ary mora raisina be.
    Misaotra an'i Dr Luc Emmanuel eo amin'ny zavamaneno.

  • @andriarimalalasoafetra5588
    @andriarimalalasoafetra5588 8 ปีที่แล้ว +2

    Marina tokoa io voalaza io e! manana mpamoron-kira mahay ny AMAF

  • @kiadykiady9127
    @kiadykiady9127 7 ปีที่แล้ว +4

    Mba mangaka ny tononkira Ny marina ity mba alefa eto misaotra tompoko

  • @donnerakotoniaina4767
    @donnerakotoniaina4767 2 ปีที่แล้ว

    misaotra betsaka ny AMAF fa mampitombo finoana sy manova olona hanao ny sitrapon'Andriamanitra daholo izay hira navoakanareo

  • @hasinaalkemade9297
    @hasinaalkemade9297 8 ปีที่แล้ว +1

    eeee tena marina tokoa fa na de esoesoina na tsy mba nohenoina ny Marina nefa dia mbola,tafarina foana,,,, tsy mety lavo, izay tokoa i Jesosy

  • @hamelieandriasolofomalala5826
    @hamelieandriasolofomalala5826 8 ปีที่แล้ว +1

    Manaova ny marina eo @ fiainana, mahitsy hatrany hatrany,

  • @jeanbessonprosper8221
    @jeanbessonprosper8221 6 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka ee fa tena tsara be ilay hira mba omeo ilay tononkira raha azo hatao azafady Tompoko! Ny Tompo anie homba sy hampitombo fahalalana anareo hatrany !

  • @tianarasamoelina7227
    @tianarasamoelina7227 7 ปีที่แล้ว +2

    mba mangataka ny tononkira an" ity hira ity tompoko

  • @mihajarabe3279
    @mihajarabe3279 6 ปีที่แล้ว

    misaotra an'Andriamanitra Lehibe, noho ny namoronany ny AMAF ho antsika

  • @jessicaramandimbinirina7632
    @jessicaramandimbinirina7632 5 ปีที่แล้ว +1

    mba mangataka ny tononkira azafady fa tena tsara loatra ilay hira .misaotra mialoha

  • @lalaorakotovola7885
    @lalaorakotovola7885 9 หลายเดือนก่อน

    Misaotra indrindra fa tena tiako ty hira ity

  • @BarbicheRedIslandRidersMC
    @BarbicheRedIslandRidersMC 3 ปีที่แล้ว

    Tena tsara sady manohina fo misaotra indrindra

  • @miary2475
    @miary2475 5 ปีที่แล้ว

    ONENA ANAO MANAMAVO NY MARINA
    Mankasitraka ny AMAF

  • @yveslaidier2598
    @yveslaidier2598 11 ปีที่แล้ว +3

    Toy ny volamena latsaka ambovoka ny marina ka tsy avelan'ny rariny tsy hamiratra
    Misaotra A/tra fa nomeny mpamoron-kira mahay ny AMAF
    Misaotra ny AMAF ihany koa

  • @milantorandrianari3951
    @milantorandrianari3951 ปีที่แล้ว

    Film malok'ila

  • @DaoussAbdi-ob4fk
    @DaoussAbdi-ob4fk ปีที่แล้ว

    517432