Tena Marina izany voalazanao izany . Mba ataovy matetika ato raha mety ny fandaharanao mba hahatonga saina ireo mbola lavitra fivoarana raha sitrakao. Fa tena potika izao i Madagasikara fa antenaina handroso
👍👍👍 Très très bien parlé. Vahoaka malagasy, sarotra tonga saina, tena djaba nifidy chetouany amono Madagasikara. Koragna nao, tena marigny, misaotra aminao. 👊💪👏
Teneno côtiers volaninao ireo tsy misy jery ireo no tena mpisolelaka any andry rajoelina fa tsy izahay eto antananarivo aza mivazavaza eo fa avy aty e zahay malagasy daholo fa aza mampiady olo reraka eo anao e
Raha izaho manokana aloha, tsy faly taminareo mponina amorontsiraka tam Election 2017 teo, fa tena occasion ho anareo mponina amorontsiraka ny nahavoafidy an I Rolland R. fa maromaro ihany ny Cotiers Candidts Presidentiels cotiers tam 2017...ka naninona ianareo tsy niray Hina nifidy an i Rolland R. ? Mahagaga an !
Izay misaraka = FASIKA. L'unité de Mada= Efa vita depuis les années 1810. Les informations de ce monde ne circulent pas correctement chez les cotiers, io problema lehibe.
Il faut se mettre à l évidence nous avons eu que des ambaniandros aux pouvoirs qui ont glissé ce pays dans un désastre le régime de ce traitre rajoelina est composé en majorité que des ambaniandros pk Siteny n a pas été élu car c un cotier
De toutes les façons, malagasy jiaby = mélange de plusieurs peuples (de longue date).Par exemple: dans la région de l'ouest, il y a des Bantous originaire d'afrique, anefa izy io, gasy koa.
Aza mifanonitonina razana fa teneno direct ze tinao fa aza zahay merina no teneninao ary ireo côtiers mpisolelaka ny vodindRajoelina sy ireo namany de avy ko enao aty e ra mafy fa tsy vava vodinao io no mitabataba eo faona zahay merina fa tsy misolelaka andRajoelina hotran'ireo teneninao côtiers namanao avy zty Madagascar zay hiany mivovo hotrany alika enao
Ka tam Fitondran i Tlahy Didier R. 5 mandats teo moa, mba namdroso ve ny Firenena ? Tlahy R ve merina sa cotier?...mba nandroso ve ny Firenena ? Tsy haiko na I Jesosy no tsy mampandroso Firenena na I Mohamed, fa toa ny kristianina ihany no haratsianao...noho izany Raçiste be ianao... Tlahy R. nitondra ny Mscar anie ka cotier izy, ka inona no fandrosoana vitany. Ianao Cotier io moa mba tia olona cotier ve ? Ka naninona tam election 2018 teo no tsy nofidianareo i Rolland R, nefa izy cotier...raha nareo marobe ireo nifidy an i Rolland R. d efa tokony nahazo olona cotier nitondra an i Mscar...fa lozanareo nifidy an i Andry R. Tena mba kivy anie Rolland R. tsy nofidianareo e! Ka aza eo no be vava eo. Gadrao ny vavanao fa mantsina...ianao ry luc tsisy jery sady tsy mitombina ny analyse-nao. Akombony ny vava fa ianao miitsy no tsy tia cotier raha ny fijeriko, sady tsy tia Merina
Mazava be fa mbola manjaka ny fanavakavahana samy gasy, ka i Luc Hervé dia efa nitsotra, mihitsy fa tena tsy tia hova atrany aminy tsinay maintiny, nefa dia samy teratany malagasy monina eto Madagasikara anie ê ! Raha jerena ny valim-pifidianana izay miseho, dia ny any aminy sisiny no tena betsaka mpifidy an’ireo candidat Hova, fa dia gaga izaho.
Nefa toi io koa chien de la france .bola manopo fatsay vo mihinana kanina .bola miodrika ao la france vo mahazo trano la frantsa .bola mnao chien de la france vo madray euros aiza ton logique😊
C fou tu apprend l histoire ou quoi ?lehilahy zay nitondra Madagascar taloha tsy merina mitsy nifadimby teo côtier zafy .Ratsiraka.andrianapoiny merina tsy côtier lol
Mankasitra razoky Luc 👏👏
Bien argumenté ! Surtout sur la religion. Merci.
Apetrao ny filazana hova pory fa tsy mety lelenty😊
Luc Hervé miangavy izahay Malagasy Aiza TAPAHANA Leroa izy aaah! mbola hilain'i Madamanao io annnh ! Tohizo fotsiny ireo Fiteny mahazatra anay dia Faly izahay.
🤣🤣🤣🤣🤣
Tena Marina izany voalazanao izany .
Mba ataovy matetika ato raha mety ny fandaharanao mba hahatonga saina ireo mbola lavitra fivoarana raha sitrakao. Fa tena potika izao i Madagasikara fa antenaina handroso
Mrs zokinakahi àminao miteni rahamarigny ❤mrs mrs
Bonjour Luc ee, elaela anao ee,
Marina rah ambaranao Luc ee.
Mafy jaly niaka. Vindimpiainana asa tsisy
Tsy ,karazan'olo ,no tsy mampandroso Madagascartsika Ty ,.Fa n'y toentsaina tsika Malagasy, mpangalatra, corrupu,mamitaka n'y vahoaka,,mavandy (la promesse est une dette.).Nefa maro ,ny zavatra tsy tanteraka ,mameno poche daholo n'y sasany.
Ratsiraka cotier firy taona teo 😢zafy cotier nitondra teo .tsiranana cotier nitondra teo.pajaka taloha cotier ka aiza logique
Adinonao , i BiG MJ , andevon'i Cedric daholo ireo
Tsy mety ity volagnanao ity raha tonga eto ialahy dia vita matavy
👍👍👍 Très très bien parlé. Vahoaka malagasy, sarotra tonga saina, tena djaba nifidy chetouany amono Madagasikara. Koragna nao, tena marigny, misaotra aminao. 👊💪👏
Raha lehilahy ialahy miverena eto dia avia aty fa tsy mivovoha pory any
Teneno côtiers volaninao ireo tsy misy jery ireo no tena mpisolelaka any andry rajoelina fa tsy izahay eto antananarivo aza mivazavaza eo fa avy aty e zahay malagasy daholo fa aza mampiady olo reraka eo anao e
manemann , daholo izay misikina lamba loranjy @ zao kah
HOVA 3 telo ireo nampahatra ny vahoaka malagasy, mpangalatra kaka.
Ny an'i kindindren'ty dia mankahala merina pory foana, tsarovy fa ny renin'ialahy niteraka an'ialahy dia merina. NITONDRA TEO IALAHY ISANA NANOMBOKA T@ REPOBLIKA VOALOHANY TSY NISY ZAVA-BITAN'LISANY (Philbert Tsiranana, tsy hiteny an'i Ratsimamdrava aho, DIDIER RATSIRAKA, ZAFY ALBERT)
Mangina pour e! Koto pour nao dedaka ataon hova inn euuuu
Taya e ela tsy hita sy tsy regny
Raha izaho manokana aloha, tsy faly taminareo mponina amorontsiraka tam Election 2017 teo, fa tena occasion ho anareo mponina amorontsiraka ny nahavoafidy an I Rolland R. fa maromaro ihany ny Cotiers Candidts Presidentiels cotiers tam 2017...ka naninona ianareo tsy niray Hina nifidy an i Rolland R. ? Mahagaga an !
Koragna marigny zegny, fa mba kaza magnasaha eky babéee
On ne peut rien si les cotiers sont bêtes
Izay misaraka = FASIKA. L'unité de Mada= Efa vita depuis les années 1810. Les informations de ce monde ne circulent pas correctement chez les cotiers, io problema lehibe.
Il faut se mettre à l évidence nous avons eu que des ambaniandros aux pouvoirs qui ont glissé ce pays dans un désastre le régime de ce traitre rajoelina est composé en majorité que des ambaniandros pk Siteny n a pas été élu car c un cotier
Ndana mody , fa inona koa moa izany no ataonao ao Marseille ao ? tsy tia vazaha , La France, nefa mialokalopa potaka eto
Marina kôtra volanao
Merci
hmmm!
tapaho any , koa rarahin'izy inona ?
la croix v iny ambozonanao iny .?
Cotier sy Merina samy malagasy daholo ;
De toutes les façons, malagasy jiaby = mélange de plusieurs peuples (de longue date).Par exemple: dans la région de l'ouest, il y a des Bantous originaire d'afrique, anefa izy io, gasy koa.
Aza mifanonitonina razana fa teneno direct ze tinao fa aza zahay merina no teneninao ary ireo côtiers mpisolelaka ny vodindRajoelina sy ireo namany de avy ko enao aty e ra mafy fa tsy vava vodinao io no mitabataba eo faona zahay merina fa tsy misolelaka andRajoelina hotran'ireo teneninao côtiers namanao avy zty Madagascar zay hiany mivovo hotrany alika enao
Et puis si les cotiers votent pour rajoelina tant mieux c bien
Elaela laholo ty tsy regny.😂😂😂
Fitondrana ty tegna nangalatra ary zsnskandrro jiaby ao @ny Fitondrana ao minatra andafy
Tongava matetika ianao fa ilainay
Zateo fagnoma tsinaha regnianao zokiko mrs zoki
Ka tam Fitondran i Tlahy Didier R. 5 mandats teo moa, mba namdroso ve ny Firenena ?
Tlahy R ve merina sa cotier?...mba nandroso ve ny Firenena ?
Tsy haiko na I Jesosy no tsy mampandroso Firenena na I Mohamed, fa toa ny kristianina ihany no haratsianao...noho izany Raçiste be ianao... Tlahy R. nitondra ny Mscar anie ka cotier izy, ka inona no fandrosoana vitany.
Ianao Cotier io moa mba tia olona cotier ve ?
Ka naninona tam election 2018 teo no tsy nofidianareo i Rolland R, nefa izy cotier...raha nareo marobe ireo nifidy an i Rolland R. d efa tokony nahazo olona cotier nitondra an i Mscar...fa lozanareo nifidy an i Andry R.
Tena mba kivy anie Rolland R. tsy nofidianareo e!
Ka aza eo no be vava eo. Gadrao ny vavanao fa mantsina...ianao ry luc tsisy jery sady tsy mitombina ny analyse-nao. Akombony ny vava fa ianao miitsy no tsy tia cotier raha ny fijeriko, sady tsy tia Merina
Mazava be fa mbola manjaka ny fanavakavahana samy gasy, ka i Luc Hervé dia efa nitsotra, mihitsy fa tena tsy tia hova atrany aminy tsinay maintiny, nefa dia samy teratany malagasy monina eto Madagasikara anie ê !
Raha jerena ny valim-pifidianana izay miseho, dia ny any aminy sisiny no tena betsaka mpifidy an’ireo candidat Hova, fa dia gaga izaho.
Nefa toi io koa chien de la france .bola manopo fatsay vo mihinana kanina .bola miodrika ao la france vo mahazo trano la frantsa .bola mnao chien de la france vo madray euros aiza ton logique😊
C fou tu apprend l histoire ou quoi ?lehilahy zay nitondra Madagascar taloha tsy merina mitsy nifadimby teo côtier zafy .Ratsiraka.andrianapoiny merina tsy côtier lol
Cotiers? Tsy problema. Merina? Tsy problema. Aiza ny problema? C'est un manque de connaissance et sans plus.