NY VAOVAO DU 08 JANVIER 2025 BY TV PLUS MADAGASCAR

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 9 ม.ค. 2025

ความคิดเห็น • 17

  • @fitiavanamarina9519
    @fitiavanamarina9519 วันที่ผ่านมา +1

    fanjakana mafia

  • @aminamiroir821
    @aminamiroir821 9 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Foano ny kolikoly Tompokô,fa mijaly ny vahoaka madinika Malagasy amin'ny lafiny rehetra.Resin'ny vola ny marina indrindra ny ao amin'ny fitsarana.Mampalahelo ilay toe-tsaina fa mila fanaraha-maso ankaiky fa fototrin'ny fahantrana eto Madagascar ny kolikoly.

  • @meltineniaina1048
    @meltineniaina1048 วันที่ผ่านมา +1

    Misy vahaolana malaky be azonareo aroso ihany ko nahoana no avela hijaly nh vahoaka vao aroso? Sa ve amin'izay ianareo mahazo tehaka hoe mahita vahaolana hiaingana? Aza fetsena nj Vahoaka

  • @fitiavanamarina9519
    @fitiavanamarina9519 วันที่ผ่านมา +1

    fanjakana mpangalabato sy mafia ary mpampahantra vahoaka

  • @jojorasoa6506
    @jojorasoa6506 20 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    23:29 Miteraha ary mamenoa ny tany. Pasitera a, aiza ianao Pasitera a ! Aiza ny Pasitera sy Mômpera e ! Be ny ondry fa tsy misy ny vilona !

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo วันที่ผ่านมา +2

    Merciiii pierrot..aza asiana fiantrana ireo mmpanohitra masiso..0% 1% 2% 5%...12% 14%...aaaaza omena vahana ireo antoko hita fa malemy ary tsy ilaim bahoaka...olo efa resy lavitra ireo ve hekena ahazo fahefana am alalan ny coup d etat!!!!programan asa dia programa m pitiavantena...aza ekena mihitsy...mila matanjaka tsara ialahy pierot rajaonativelo mamaly faty tsy fanjariana nataon io ravalon doza n ny firenena. Aaaaza ma naiky ambaniany intsony fa efa afaka tanteraka am fitondrana iz am.zao..hay malemy .sy .kanosa i tim..resy lava ..1z% ...😂😂😂looooooza

    • @lorentzlorentz4078
      @lorentzlorentz4078 วันที่ผ่านมา

      Mba mieritreritra fanjakana tsy mahay mitantana famoronana asa no ilaina ny fahasalama ny fanabeazana olona maty eritrerita

    • @lorentzlorentz4078
      @lorentzlorentz4078 วันที่ผ่านมา +1

      Olona mahay mitantana ve any chine mampajaitra tablier mpianatra nefa asa tokony omena ny orinasa malagasy

    • @lorentzlorentz4078
      @lorentzlorentz4078 วันที่ผ่านมา

      Tsy misy fitiavana tanindrazana efa ifampinana ny vahoaka

    • @zafinjanadambo
      @zafinjanadambo วันที่ผ่านมา

      @lorentzlorentz4078 mis ny manafiina vary ...dia ny filoham pirenena no accusée fa mamono vahoaka...ny sasany manao rano anaty lasantsy..lazaina fa rajoelina ihany manao rano am.essence...aleo liditra antsehatra ny filoha. La afatra vary manokana amidy mora dia vita...foto tsakafon ny malagasy no tokony atao mora vidy indrindra ..dia samy isika madinika ihany no mifamono mampiakatra vidim bary.

  • @tianarakototovao5079
    @tianarakototovao5079 12 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Ny U16 Can dia midika fa misy U14 competition Nationale.

  • @jojorasoa6506
    @jojorasoa6506 20 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    00:20, 04:00 Ampiakarina hono ny vidin'ny pétrole hoy ny conseil des ministres vao teo. Ilay minisitra moa dia nilaza fa hoe resaka "frelatage" du gas oil no antony. Iza no mety hino izany ???? Ny compagnie Shell ihany izao no mbola mivarotra pétrole. Hitovy amin'ny vidin'ny gaz izany ny pétrole ? Hivadika hankany amin'ny charbon daholo indray izany ny olona. Hiakatra ny vidin'ny charbon. Hirehitra indray ny ala. 7:52 , 15:19

  • @jojorasoa6506
    @jojorasoa6506 20 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    11:24 Fa tsy sahy milaza ve isika fa ny FJKM TIM ange sisa no mbola mifidy an'i Ravalomanana e ! Ka inona no atahorana mamaky bantsilana an'izany e !

  • @andofanantenanaratsimbazaf3683
    @andofanantenanaratsimbazaf3683 10 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    AVOAKA DAHOLO INDRAY LO NY BEVAVA REHETRA HANAMARINA LAINGA..... TSISY PROFO HONY NY HALABATO HIHIHIHI MBA MENANTRA IHANY EEEE HITA POKO HITAPIRENENA IRENY.... MIHAMAFY NY FAHASAHIRANANA FA TSY MIHAMAIVANA.... AZA MATAHOTRA HO VERY SEZA IANAREO FA GA MBOLA TSY NAANGONA IHANY EEE..... HEVITRA HIAINAN'NY VAHOAKA IZAO NO ENDRASINA.... REO HERY FAMORETANAIREO NO HIREHAREHANA EO AVELAO NY OLONA HANEHO HEVITRA;;; FIRENENA GIDANY IO DE AROVANA LOZAAAA

  • @tianarakototovao5079
    @tianarakototovao5079 วันที่ผ่านมา

    Io fa mivory ny be tsy handraofana ry zalahy an!Na zareo nge mihaiky fa sahirana ny Firenena e! Efa firy taona ny lasa izay?Fa niakatra firy ny GDP?Ny anay izay ihany…….Paniers ihany ny anay..il y a20 ans 14 milliards USD ny GDP , , izao 17 USD/ 3 milliards zany 20 ans . Ny croissance demographique 2.4%. aiza izao tsika? Mbola 14% ny population no misitraka jiro sy rano, efa nihena ary; mandeha 1km mahery vao mahita sekoly izy izay……

  • @lorentzlorentz4078
    @lorentzlorentz4078 วันที่ผ่านมา

    Efa ita fahantrana be tsy roa amantany dia Mbola ilefitra ihany ty rajaonarivelo koa dia tena tsy nampoizoko

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo วันที่ผ่านมา

    Tsy mahatanteraka korontana eeeto ny mpanohitra. Mba alaoivo antsaina hoe ka i ravalomanana nahazo 52%!!!!i i rajoelina 12% n'a 14 ??? Hanaiky mpanohitra hanakorontana eto am firenena ve i ravalo ??????? Hanaaaaaaiky veeeeeee??? Tsy hiakatra 50 velively io 12 % io naaaaaa handady avy any avaratra jusqu atsimo hanao propagande...tsyyyy ilail nahoaka any am faritany i ravalomana Marc ..efa tsy crediiible i ravalo...fakana fanjakana alalan ny hérisetra hatrany i ravalo mba halerenany jadony eto mba higejainy indray ny tanindrana avakavahan dravalo...