ขนาดวิดีโอ: 1280 X 720853 X 480640 X 360
แสดงแผงควบคุมโปรแกรมเล่น
เล่นอัตโนมัติ
เล่นใหม่
Krh Tantara av regniko f 😍😍
Aleo tsy zaraina rehefa gafinao @gasyrakoto ilay tantara. Tsisy heno rehefa tsindrinao ilay feo-na piano.
Otrany mikorontana be amin'ilay musique de fonds, Fa tsara ny tantara.
mahaliana ilay tantara fa manimba zavatra be le feona piano, raharahan'adala loatra😭😭
Gasy rakoto masoso pe alefa ambony be
Remarque tsy ny realisateur no manisy an ilay feonkira manimba zavatra fa ilay olona mangalatra manao upload ato aminy youtube ilay gasyrakoto
zay mits no izy
mafinaritra kosa lay tantara, mifanktia ery izy roa kely mahay mifampihaino tsara!
Maninona asiana an ilay fatina musique en fond eh???? Tsy aenonona ninoninona
Tsara le tantara fa le feokira lasa mafy be 👍👍💕
Sy Rakoto tena lanao izay hanembantsembana ny fihainoana @ genetique sady mafy no lava ! Mandreraka
Meric boucoup eh
Tena oe masosotay be ilay figafiana ataon ilay gasy rakoto
Manorisory be ilay feo-kira any am-povoany azafady fa mba afaka atao moramora ve
Tokon tsy simbaina amin le fatina feokira le tantara tokon mb tsapan le mpanolotra hoe zavadehibe ilay tantara noho ilay feonkira
Tsara ilay tantara fa aza dia asina feo kira svp fa lasa tsy mampatahotra mtn dia makamo be mieno azy.
Misaotra nizara😍🙋♀️🙋♀️🙏🙏🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Misaotra nizara fa le feon-kira manimba zavatra be,mafy lotra
Ilay tantara tena tsara fa ilay feon- kira mafy loatra!
Ts mety v ra atw mora2 l feonkira sy l zoky miteny oe gasy rakoto f tena masoso...
Tsss le feon kira ranga manimba zavatra bdb
👍👌
Tena le mozika kosa gasy rakoto mafy loatra azafady. Mankasitraka fona.
Gasy rakoto lasa be hira lotra de tsy heno tsara le fa misaotra mizara eh
Minantsanatsana bé koa le feon'ireo mpilalao ka!
tsara Ilay tantara f Ilay feon-kira lasa raharaha an'adala ,
Tsara fa somary bé feo Kira any le piano iny ka tsy heno ny resaka le tantra,mankasitraka
sady ratsy ilay tatara no mafy be le feokira;mifandrombandrobaka be miteny
Halako nama ny fitiavako ny feoan zany vehivavy zany ka
Misaotra oh, mafy loatra lay mozika 😐
merci beaucoup 💋💋💋
Feonkira mafy be mahatsiravina. 😡
Mankaleo be le feon kira
Mankasitraka indrindra Tompoko
tsy mahay le mpilalao, le feo kira mafy b
Misaotra e, ilay piano fotsiny lasa mafy be sady be loatra
Fa le feon-kira ve mety mba atao mora, sady efa lava le izy no mafy dia lasa tsy re tsara ze lazain'ny mpilalao
marina mitsy.tss zavatra heno
lasa manimba ilay tantaea ilay feonkira
masospory b le feo piano
Tsar feo be le vevavy
Krh Tantara av regniko f 😍😍
Aleo tsy zaraina rehefa gafinao @gasyrakoto ilay tantara. Tsisy heno rehefa tsindrinao ilay feo-na piano.
Otrany mikorontana be amin'ilay musique de fonds,
Fa tsara ny tantara.