Tsika gasy oa dia tsy miova mintsy dia Misahirana @fiaianan'olo.C'est sa vie donc elle peut faire ce qu'elle veut,Zay tsy faly le jus de papaye existe hein.T'es tjrs belle kia
Tsy ny gasy irery ka mitovy daholo ny olona na ny vazaha mitovy @izany koa fa izy nisafidy ho celebrite donc normal raha miditra @nyfiainany ny olona c'est la curiosite ny fan te hahafantatra ny fiainany
Tohizo ky Arnaah fa tinay fan fon ndry a. Zay tsy tia mahazo miala. Raha manompo an'Andriamanitra nga ny ola ray de tsy afaka mihira hirampitiavana. Fa aiza ho aiza ao anaty baiboly no misy misoratra fa tsy azo atao ny mihira hirampitiavana raha sady manompo an'Andriamanitra ny ola iray, sa koa rehefa mihira hirampitiavana de mpanota daholo zany, raha izany de, tapitra mpanota daholo reny mpihira hirampitiavana sy mihira ny zava-misy @'fiainana ireny zany. Tinay fona ky ndry a. Tohizo hatrany, ❤❤❤
Tsy fitiavana azy ny anao fa fiatsaram-belatsihy Otrany mamosavy azy ianao zao Efa itanao fa miverina eo antanan’ny fahavalo ve izy dia mbola encourager-na ihany?? Ny toetsain’ny gasy miatsara velatsihy otrizao no tsy mampivoatra atsika gasy
@@nafissaravel1963 samy manana ny fijeriny Ramatoa a. Aty @'toerana ipetrahako aty, hafa mihintsy ny toetsaina. Ny mpihira mpivavahana aty sady mihirampitiavana ihany koa, nefa tsy misy mpitsikera mihintsy, satria ny tsirairay samy mahatsapa fa samy olondrehetra samy mahatanteraka ny safidiny
@@hanitriniainaraheriarisoa6039 miaraka @ Andriamanitra nga otrizany? Dia raha very zany ny olona any @ pietra hanao any de very daholo nareo menakavy?
Peut importe ce que les gens disent, ilay hira kosa tsara be e ❤❤ Zah tsy mba karazan'olona mankafia hira loatra fa celle-ci j'ai adoré 🙂🙂 Ilay gadon-kira surtout ❤
hira nataingina teo ambonin'ilay riddim antsoina hoe Diwali Riddim iny Love is wicked n'i Brick & Lace iny. ny riddim moa dia feon-kira azon'ny olona rehetra tengenana. dia mety nampiasa an'io riddim io Arnaah tamin'ity, d'où la ressemblance. Na Diwali Riddim na ilay variante XM24 (olona iray ihany no namorona azy roa ireo) Merci à Cyemci fa izy no nizara an'izay tao amin'ny pejiny
@@tojomahafetra7882 tsy misy isaorana ohhh fa oui, rehefa namerina nihaino an'ity aho dia henoko ilay tianao lazaina. misy hira aza (hira vazaha) tena mitovy be amin'ilay Love is wicked iny mihitsy fa ny tonony sy ny mpihira no samy hafa hihi
Tsika gasy oa dia tsy miova mintsy dia Misahirana @fiaianan'olo.C'est sa vie donc elle peut faire ce qu'elle veut,Zay tsy faly le jus de papaye existe hein.T'es tjrs belle kia
Tsy ny gasy irery ka mitovy daholo ny olona na ny vazaha mitovy @izany koa fa izy nisafidy ho celebrite donc normal raha miditra @nyfiainany ny olona c'est la curiosite ny fan te hahafantatra ny fiainany
La star de notre adolescence, elle est de retour 😍😍😍😍
le talent est toujours là: bonne vibes, danse, paroles, et par dessus ça la beauté good job
le flow qu'elle dégage dans ses mouvement on en parle ?🥵🥵🥵🥵🥵🥵🥵🥵🥵 j'ai regardé le clip je ne sais combien de fois
On est deux 👀
ianareo manaratsiratsy azy amin'ny fiainany perso daholo. za manokana aloha dia nankafy azy foana e.
tohizo Arnaah a dia bravo amin'ny retour anao
ma chanteuse gasy préférée est de retour 🔥🔥💞💞💞
Tohizo ky Arnaah fa tinay fan fon ndry a. Zay tsy tia mahazo miala. Raha manompo an'Andriamanitra nga ny ola ray de tsy afaka mihira hirampitiavana. Fa aiza ho aiza ao anaty baiboly no misy misoratra fa tsy azo atao ny mihira hirampitiavana raha sady manompo an'Andriamanitra ny ola iray, sa koa rehefa mihira hirampitiavana de mpanota daholo zany, raha izany de, tapitra mpanota daholo reny mpihira hirampitiavana sy mihira ny zava-misy @'fiainana ireny zany. Tinay fona ky ndry a. Tohizo hatrany, ❤❤❤
Tsy fitiavana azy ny anao fa fiatsaram-belatsihy
Otrany mamosavy azy ianao zao
Efa itanao fa miverina eo antanan’ny fahavalo ve izy dia mbola encourager-na ihany??
Ny toetsain’ny gasy miatsara velatsihy otrizao no tsy mampivoatra atsika gasy
@@nafissaravel1963 samy manana ny fijeriny Ramatoa a. Aty @'toerana ipetrahako aty, hafa mihintsy ny toetsaina. Ny mpihira mpivavahana aty sady mihirampitiavana ihany koa, nefa tsy misy mpitsikera mihintsy, satria ny tsirairay samy mahatsapa fa samy olondrehetra samy mahatanteraka ny safidiny
@@hanitriniainaraheriarisoa6039 miaraka @ Andriamanitra nga otrizany? Dia raha very zany ny olona any @ pietra hanao any de very daholo nareo menakavy?
Arnaah 😍😍😍😍 Tsara be mitsy le fanaovanao azy
Un retour brillant🎉🎉. Tohizo🥂🎉🎉
Arnaah ❤,retour en force
Bravo 🎊 toujours talentueuse
Bonne continuation ma belle 😍
Peut importe ce que les gens disent, ilay hira kosa tsara be e ❤❤
Zah tsy mba karazan'olona mankafia hira loatra fa celle-ci j'ai adoré 🙂🙂
Ilay gadon-kira surtout ❤
l'énergie c'est waouuhhh❤🔥❤🔥❤🔥
Merci mon dieu ma star préférée est de retour ❤❤tsara be lay hira ❤❤
wow, tsara be le hira, retour en force, je t'adore arnaah
Ahhhh enfin le retour, et en force en plus Bravo Arnaah....
Ce son est excellentissime ❤
Qtku 🎉j😮 fR aA we
B mp
Je suis fière de toi mon idole toujours belle 😘
Bienvenue dans ton monde ARNAH ! toujours une son 💪 Dj Evri de la réunion 🇲🇫🇲🇬
Je suis vraiment très contente que tu es de retour ❤ vivre avec sa passion n’a jamais un péché et dieu seul peut te jugez ❤💪
Trop contente de te retrouver ❤❤
Bienvenue Arnaah , la chanteuse de ma jeunesse 😘😘😘
❤aller ma star,j’adore ❤
On attend que tu le mets sur Spotify 😌,bravo et bonne continuation 🎉
❤❤Welcome back My Queen 👑 🎉
😍
Avy masiaka ei naviany doudounaka no limite ,Maloyah😍🥰
Waouh ma star ❤❤❤❤ bravo Arnah
bravo🥰😍, je t'adore♥️♥️
Tena tsara be ❤❤❤. J'adore trop le clip 😍😍
❤️❤️❤️ ma star préférée ❤️❤️
C'est un Banger 🔥
Enfin t’es revenu😊
Tout est merveilleux 😍😍😍 bravo
Bravo arnaah❤️🔥
She's back 🎉
Merci d'être de retour ma belle
MERCI 🙏🏽🙏🏽🙏🏽🙏🏽🎉🎉 TU ES REVENUE 🎉🎉🎉🎉 Tu nous as manqué 🫶🏼🫶🏼🫶🏼🫶🏼 EN FORCE 🦾🦾🦾
Tu nous as manque tu est revenu maintenant 😘😘😘😘😘😘😘
Heureuse de votre retour ❤🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉 toujours belle
Tiako❤️🔥
Tu es magnifique Arnah. C est toi la plus belle.
Bravo ma stars ❤❤❤❤❤
On fin elle de retour par Minou 🎉❤
Afa ihany arnah taloha e❤❤❤ ngoma hiranao zay
Waoo machirou e 🥰😍❤️😍❤️Bonne retour laya 😘😘
Bravo 👏 ma star TU me manque beaucoup ❤❤❤❤❤
🎉🎉🎉🎉 merci Arnaah 🎉🎉🎉 ma star 🥰🥰🥰🥰
Ohatry ny maheno ny gadona Love is wicked n'i Brick & Lace zany ny sofina!
hira nataingina teo ambonin'ilay riddim antsoina hoe Diwali Riddim iny Love is wicked n'i Brick & Lace iny. ny riddim moa dia feon-kira azon'ny olona rehetra tengenana. dia mety nampiasa an'io riddim io Arnaah tamin'ity, d'où la ressemblance. Na Diwali Riddim na ilay variante XM24 (olona iray ihany no namorona azy roa ireo) Merci à Cyemci fa izy no nizara an'izay tao amin'ny pejiny
@@marysue1146 Hay ve e, mankasitraka amin'ny fanazavàna, vao nohenoiko dia tsaroako avy hatrany ny "Love is wicked"
@@tojomahafetra7882 tsy misy isaorana ohhh fa oui, rehefa namerina nihaino an'ity aho dia henoko ilay tianao lazaina. misy hira aza (hira vazaha) tena mitovy be amin'ilay Love is wicked iny mihitsy fa ny tonony sy ny mpihira no samy hafa hihi
Toujours aussi belle ❤, maro critique fa tu es libre de faire ce que tu veux, belle musique 🎵
J'adore❤🔥
Tsy manana personalité !!!! tsy femme de parole !!! Soa ihany fa vehivavy!!!
izao ilainay mpakafy merci Arnaah
tsara bé le hiry bravo arnah👏
Notre star internationale 🌹🌹🌹🌹🌹🌹🌹🌹🌹🌹💋💋💋💋💋
Bravo beee Arnahh ❤
Arnaah top ❤❤❤❤❤❤
Remettez-vous ensemble ❤ vous êtes vraiment le couple emblématique du big Love. Malgache
Oka lesy eh🤭❤
Je ne m'attendais pas 😢😢
Mankasitraka eee 🎉❤
Tsara sy kanto ny zava-boaharin'i Zanahary ai ❤❤❤
j'aime beaucoup cette chanson, super, bonnes continuations,
Merci avec ce retour spectaculaire 🥰😍
Ma préférée 🥰
Siiiiiii mangalatahaka ny style ny
Tence mena 😃😃😃😃😃
J’aime mon pays ♥️♥️🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
ankafiziko 👌💯...
bravo 👏👏👏👏👏👏
💝💝💝💝💝💝💝💝💝
Retour en force 🔥🔥 zay zalah raha tsara eehh ♥️♥️
Bravo Arnaah❤❤❤❤
❤️
❤️❤️ J'adore
❤❤❤ Tsara fa tohiza bisous❤
Tena aleo aza tsy nanolo-tena ho an'i Jesosy mihitsy hatrany amboalohany toa izay niverin-dalana tahaka izao, mitondra am-bavaka anao !
❤❤❤kkkkk😅😅😅
fa inona angaha ny olana amin'izy mihira io sy Jesosy?
dikan zany anie ny artiste rehetra mpanota daholo e,,,,,,,,,,,,,
Ajanony ny mitsaratsara de enao miteny io tsy “mieux”.
AZa MITSARA MBA tsy ho tsaraina.
You deserve a handsome and kind Man like you. Vous êtes belle et intelligente, oublie Big.
Vous méritez un homme vraiment beau et gentil.😘😘😘😘😘
J'adore !!!🥰🥰🥰🥰🥰🥳🥳🥳
Agnatiny hira no misy ny hafatra BIG MJ ein🤣🤣🤣🤣
🤣🤣🤣🤣valin-kafatra zegnay
@@andrearazanatsara3656 😂😂😂
Tena tsara be❤😊
Hira manenina ty
Ngoma Big 😃😃😃😃
Je suis très heureux de ton retour mon artiste préféré ❤❤🎉
Moi aussi❤
franchement tsy tiko le hira fa le clip no tsara efa tena mivotra !
Belle chanson arnaa ti nous a manqué au mois tu et revenu arnaa ira nao tsara tiako be ira nao
bla bla bla, izay tsy nanota taminareo no aoka hitorabato azy, merci ma jolie tu es toujour belle, efa tiko ho hita sahady ny tohin-tantara 🥰🥰
Ma chanteuse préférée ❤
😍😍😍
Tsara❤
Bisous ma star❤
Waouh j'adore
sincèrement, tsy dia tsara amiko aloha... hafa mihintsy rehefa ilay olona izay no mamorona ho anao raha ampitahaina amin'ny taloha
Très belle chanson 👍👍👍
J'adore ❤
Tsy de manao commantaire zah,fa araiky ty tsy aritro satria tsara loatra le hira ,clip koa tena tsarab, tompiny koa tena tsarab ❤❤❤❤❤❤tiako loatra❤❤❤❤
Tena mafinaritra ❤
Mon star préférée ❤
Cc ma star depuis mon enfance🎉
Tsy miditra ny vie privée fa ilay hira kosa tsara eh. Bravo
J'adore 🥰🥰❤❤
Alefa Arnaah
Aza mitsara mba tsy ho tsaraina
Beau texte
Je prefere ta version top❤❤❤
J'arrive pas y croire jusqu'à maintenant 😢
❤❤❤❤❤❤ Bravo
Alefa liee 😻🫡😘😘
🎉🎉🎉🎉 je suis 😮😮
Faly aho fa niverina ndray Arnaah ;)