Tena tsara! Manome fanantenana anà amin'ny mozika malagasy, tena leo maheno an'ireny Gasy Ploit eraky ny radio ireny zah, ary tsy izaho irery angamba. En tout cas GG! Keep it up
Bon boulot John, le genre de music n'est pas familier, je pense que c'est plutôt rare et très créatif. Et bon courage pour les prochaines et prochaines chansons qui vont encore sortir à venir.
Tsara b le son!sad mbol ts d mis eto @tsik le pop rock f mafnartr b!otrn mahenu coldplay zan za!ça va be fa tohizu e!za ku ar mb t ivoy an'io gadona iray io!!!
Mahafinaritra kely ! ^^ Tsapako le style Indie / Britpop sy le influence azo avy am Coldplay. Un conseil pour un musicien qui veut faire sa propre musique aussi mais qui n'arrive pas à terminer ses chansons ?? En tout cas, vo mivoaka ny EP na ny album, tsy maintsy mividy za :D
Salama Ryan Tony. Misaotra indrindra ! Torohevitra kely mba noraisiko teny ho eny : (1) Aza mitsahatra mamorona. (2) Na tsara na tsy tsara ny zavatra natomboka dia vitao hatramin'ny farany foana. Manampy anao hanitsy ny tsy mety ny fanazaranao tena hamita izay rehetra natomboka. (3) Izay tena tianao no ataovy fa tsy izay tian'ny olona. Na misy manakiana aza dia zory ny lalanao. Miha tsara tsikelikely eny foana ny zava-bitanao. Matokia. Rehefa misy vokatra dia zarao aminay an !
Ah, nivoaka ihany ito hira ito ny farany! za anisan'ny niandry, tao arinan'ilay publication tao amin'ny facebook. Niandry ny fivoakany! ... Tsara, tiako (Y)
Reveko b fan number one aho
je ne compte plus combien de fois j'ai tapé John Oabmar sur youtube, tellement je kiffe ma race, gros big up a ce groupe d'enfer.
🙏🏼🙏🏼🙏🏼
Tsara loatra, mateza henoina foana
le lika é!!!!milay letsy zany .....rahoavina iany ny ALbum lé
Aiza ianareo! Tsy heno intsony ô? Mahamanina2 ilay hira!
Tena tsara! Manome fanantenana anà amin'ny mozika malagasy, tena leo maheno an'ireny Gasy Ploit eraky ny radio ireny zah, ary tsy izaho irery angamba. En tout cas GG! Keep it up
Steevie Rasoanaivo Misaotra e ;-) Zarazarao any raha tianao ary e.
Bon boulot John, le genre de music n'est pas familier, je pense que c'est plutôt rare et très créatif. Et bon courage pour les prochaines et prochaines chansons qui vont encore sortir à venir.
zah rangah ataovy guitariste ahhhhhh :)
Dia tsy hihiria tsony ve lesy ialahy ry @john
Na izaho koa aza lesy malahelo indraindray
#superHero b mintsy. Merci d etre volontaire.
Felicitation less ben ah encore une fois mahafa pó loatr lay vazo :-)
patrick ramanantsoa Misaotra betsaka namana a !
John Oabmar ianao no isaorana zoky ah ! Tohizo fa milay e !
mahafinaritra be ny mihaino azy ! mba asio "clip" amin'izay e
Tiko loatra tsy mety ho leo
Good job John! We're looking forward to your album ; )
;-) thank you guys.
Keane/Coldplay am'teny gasy ... mahafinaritra ka (y)
Joro Andrianasolo Misaotra lesy. Post-Britpop ny an-tsika ;-)
John Oabmar sura mihitsy ;-)
manantena album atsy ho atsy
Moi j'entends Starlight de Muse aussi XD
zah makanao ranamana!!!mlay é
Misaotra e ! Zarazarao any raha tianao zoky a !
Là c'est otrnai mihaino coldplay
Ohlala
💕 💕 💕 J'adorrrre
ouiii, tsara be ee! za vô saika iteny anzan mits
mahafinaritra ny fanodinanao ilay gadon-kira voizinao
Tiako be ilay hira ah! otran Coldplay sady Tsara :)
tsara ilay manaja ny teny malagasy
trop fan de Toi Jhon ah!!!
Vivement ton album !!!
amen
mahafinaritra, tsara be ilay hira, tohizo ééééé (y)
Tsara be ilay "son"!
Misaotra ;-)
mankasitraka !
Tsara b le son!sad mbol ts d mis eto @tsik le pop rock f mafnartr b!otrn mahenu coldplay zan za!ça va be fa tohizu e!za ku ar mb t ivoy an'io gadona iray io!!!
Milay ny inspiraka british ka
Mahafinaritra kely ! ^^ Tsapako le style Indie / Britpop sy le influence azo avy am Coldplay. Un conseil pour un musicien qui veut faire sa propre musique aussi mais qui n'arrive pas à terminer ses chansons ?? En tout cas, vo mivoaka ny EP na ny album, tsy maintsy mividy za :D
Salama Ryan Tony. Misaotra indrindra ! Torohevitra kely mba noraisiko teny ho eny :
(1) Aza mitsahatra mamorona.
(2) Na tsara na tsy tsara ny zavatra natomboka dia vitao hatramin'ny farany foana. Manampy anao hanitsy ny tsy mety ny fanazaranao tena hamita izay rehetra natomboka.
(3) Izay tena tianao no ataovy fa tsy izay tian'ny olona. Na misy manakiana aza dia zory ny lalanao. Miha tsara tsikelikely eny foana ny zava-bitanao. Matokia.
Rehefa misy vokatra dia zarao aminay an !
Pas Coldplay mais Muse (Starlight ^_^ )
tiako loatra ito
Tokony mivarotra ny hiranao @ iTunes raha afaka! Raha izay dia tena hividy azy ireny aho.
Carson Hardy tokony ho afaka, ao aoriana kely :-) Misaotra indrindra namana a !
Mamofona Muse be izy zany. Starlight sa black holes?
Waouh😍👏❤🔥
essaie de contacter les DIzzy Brains
Ary roviana nareo no mba haka tahaka Marroon 5 e? reny zao no mba tianay fa zahay tsy d tia Muse sy Coldplay lotra mantsy.
rjedla007 Haha ! Jereo ny hira sasany ao fa "tokony" efa misy an'izany ao namana ah ! ;-)
;-) yessssd !
Ah, nivoaka ihany ito hira ito ny farany! za anisan'ny niandry, tao arinan'ilay publication tao amin'ny facebook. Niandry ny fivoakany! ... Tsara, tiako (Y)
Tatiana A RAJAONARIVONY Misaotra manaraka Tatiana a ! ;-)
belle voix 👍👍. Mais vous n'avez pas de clip où on peut voir votre visage. merci
Pas encore. :-)
Ohatran"ny hoe misy inspiration Coldplay - Clocks be izany ilay insta :p
Inspiraka British mihintsy io revy io ka ;-)
;-) Post Britpop ! Hafa kely
😍😍😍
zay za vao naheno ira gasy otrzany tsara be le izy fa maninona reo no tsy mediatisena kayy?? tsy naita anio za rats androany fa tena tsra le izy
Samy mizarazara isika e ! Izay aloha no afaka atao. Zarazarao any raha tianao. Dia ampirisiho koa ny hafa hizara.