SEHATRA

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 25 พ.ย. 2024
  • SEHATRA RIJA RASOLONDRAIBE:
    Raiso ho ANAO ny Sehatra Jesosy o.
    fa raha izaho, dia natao ho fiderana Anao
    N'inon'Inona ho lazaiko
    N'inon'inona ho hiraiko
    Afeno aho dia
    MISEHOA IANAO
    Ny voninahitra Tompo o,
    Raiso fa mendrika anao
    Dia ataovy Tompo o, izay tianao atao
    Dia ataovy Tompo o
    Ataovy izay sitraky ny fonao
    Ataovy araka ny haben'ny famindramponao

ความคิดเห็น •