Mifoha maraina be indray Ilay tsisy reny, tsisy ray Mandrehitra afo kitay Mandalo ireo mpiantsena maro Anaty setroka matsiaro Fa mbola hiady irery indray Miteny irery, tsy misy mijery No fahazarako isan'andro Tsy itako ny fahazazako Mitomany aho fa tsisy hizarako ny vesatro Mangetaheta tambitamby Tanana misafo manampy Tsiky malefaka ho ahy Matetika aho mitsinjo ny hafa Nianako ny bangan'ny lasa Nangidy sy narary ahy Tsisy manoro fa sahy mijoro Manampy ny hafa mba hitraka Miady sy miarina isan'andro Reko ireo fo mitempo Mitady tanana hanafaka Mavesatra ny foko Nefa mila mandroso Namindra isan'andro Mitady anjara masoandro Mifoha maraina be indray Ilay tsisy reny, tsisy ray Mandrehitra afo kitay Mandalo ireo mpiantsena maro Anaty setroka matsiaro Fa mbola hiady irery indray Miteny irery, tsy misy mijery No fahazarako isan'andro Tsy itako ny fahazazako Mitomany aho fa tsisy hizarako ny vesatro 🤍🤍🤍🤍
Sody mba afaka mahazo accord azfd ❤❤
tena tsara❤
Mankasitraka nandalo sy nihaino ☺️
milay eee!!! ;)
Tsara loatra ilay hira sady tena Kanto ilay feo , merci Steph
Tsara be eh, inspirant be.. toizo fa manohana fona zahay !!
Tena tsara! Bravo. Misaotra betsaka mampatsiaro.
Mankasitraka Yves ah!
❤❤❤
Merci , merci steph sy tspik mankasitraka anareo eh!
Mifoha maraina be indray
Ilay tsisy reny, tsisy ray
Mandrehitra afo kitay
Mandalo ireo mpiantsena maro
Anaty setroka matsiaro
Fa mbola hiady irery indray
Miteny irery, tsy misy mijery
No fahazarako isan'andro
Tsy itako ny fahazazako
Mitomany aho fa tsisy hizarako ny vesatro
Mangetaheta tambitamby
Tanana misafo manampy
Tsiky malefaka ho ahy
Matetika aho mitsinjo ny hafa
Nianako ny bangan'ny lasa
Nangidy sy narary ahy
Tsisy manoro fa sahy mijoro
Manampy ny hafa mba hitraka
Miady sy miarina isan'andro
Reko ireo fo mitempo
Mitady tanana hanafaka
Mavesatra ny foko
Nefa mila mandroso
Namindra isan'andro
Mitady anjara masoandro
Mifoha maraina be indray
Ilay tsisy reny, tsisy ray
Mandrehitra afo kitay
Mandalo ireo mpiantsena maro
Anaty setroka matsiaro
Fa mbola hiady irery indray
Miteny irery, tsy misy mijery
No fahazarako isan'andro
Tsy itako ny fahazazako
Mitomany aho fa tsisy hizarako ny vesatro
🤍🤍🤍🤍
❤❤ 😍
Tsara be😍😍😍😍
Izany ka Artiste!
Un grand bravo ry zalahy a!!! 👏👊👌
Bravooo be mihitsy 👏 Tsara loatra ❤❤❤ Manatalenta be ilay nanao ny sary 🎩
Tiako loatra ty hira ty ! otrany hoe mapte itomany foana
Ndryyy❣️ tsara kely ^^
Alefaaa
mahangolingoly.... misaotra eeee
Il y a quelque chose de très apaisant dans la voix de Steph 😌
d'accord amndry mitsy ah
The best lyric ever ❤
Tiako tiako tiako e! ❤️ Bravo 👏
Mankasitraka fa tsara loatra 😍🔥🔥🔥
Bloom -D ianao no ankasitrahana
Superbe!!! 😍👏
Priscille goujon garcia merci 😅
Talented
❤️🙏
Tena milay e!
Gérard Manjay mankasitraka tanteraka
Averiko foana, tsy mety leo aho fa tsapako mihintsy lay tonon'ny hira! Mankasitraka Stpeh
Randrianarison Lilah Mankasitraka tanteraka e! 🙌🏽
afaka ora vitsivitsy zany sisa 😁😁
faniry fenitriniaina efa miandry ato eh!!
Efa niandry izahay a😂😂😂
Ainatiana Loyens @ Alatsinainy eeh!! 😂
@@stephrambimusic Dia tsara be ilay izy ee
Kanto
Harifaly Randrianaina Mankasitraka 🙌🏽 😊
ento lavitra bro a
Ndao entina eh!!