"Malok'ila" interprétation de VOARA

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 30 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น • 37

  • @fangiakalogasy7240
    @fangiakalogasy7240 9 ปีที่แล้ว +2

    Ao amin'ny IVOKOLO CEMDLAC Analakely ny 12 Desambra 2015 ny seho goavana iarahana amin'i Voara FIDIMANANTSOA ranofotsiny amin'ny hira kalon'ny fahiny sy ba gasy. Hivoaka amin'io ny rakikira IARIVOKO - FANGIA KALO GASY (izy no mpihira fototra). Folo taona amin'io i VOARA. Ho tsangambaton'izay io rakikira io. Anasana antsika mpankafy. Ao @ SUPER MUSIC Analakely ny tapakila

  • @sophieletiec258
    @sophieletiec258 9 ปีที่แล้ว

    Talenta be ho avy e! soava dia Voara ! mankasitraka e!

  • @lensabaniaina9206
    @lensabaniaina9206 9 ปีที่แล้ว +1

    misotra betsaka fa tena mahafinaritra. talenta ka tena talenta izao!!!

  • @retsiveryrazafi1167
    @retsiveryrazafi1167 9 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tanteraka...Mahabe fanantenana..Misaotra!

  • @kantorandrianarivony6409
    @kantorandrianarivony6409 9 ปีที่แล้ว +1

    Tena tsara be (y) (y)

  • @m.r.287
    @m.r.287 9 ปีที่แล้ว

    tena tsara.merci!

  • @adelinevoanginirina5344
    @adelinevoanginirina5344 7 ปีที่แล้ว

    Makasitra kiaa tsarabe toizo hatrany!!

  • @mireillezo6531
    @mireillezo6531 9 ปีที่แล้ว +4

    latsaka n ranomasoko ...
    fa tratra hariva irery an tanin olona tomany f te hody ra valivotaka ...
    mankasitraka e

  • @andryherilalarakotondravao510
    @andryherilalarakotondravao510 8 ปีที่แล้ว

    tsara melangena music rock izany vocal izany an

  • @haribeyer6909
    @haribeyer6909 9 ปีที่แล้ว

    Waouw chapeau

  • @rrindrat
    @rrindrat 9 ปีที่แล้ว

    Tsara e..Mankasitraka an'ilay nizara

  • @tiavinarakotondrazaka2864
    @tiavinarakotondrazaka2864 4 ปีที่แล้ว +1

    le fijerin'i Eric Manana azy e! hahaha

  • @onyharifidyrafetralison1161
    @onyharifidyrafetralison1161 8 ปีที่แล้ว

    Ny fijerin'i Eric Manana azy e! :) Kanto le feo e!

  • @andryanrychardanthonyo5872
    @andryanrychardanthonyo5872 7 ปีที่แล้ว

    tena mahafinaritra be mihitsy raha ohatran'izao daholo no hitezaina ny ankizy rehetra dia tonga lafatra sady tsy very maina ny kanto gasy

  • @haingomampiononarakotomala4580
    @haingomampiononarakotomala4580 8 ปีที่แล้ว +1

    mankasitraka e!

  • @nantenainamandimby7905
    @nantenainamandimby7905 9 ปีที่แล้ว

    ten tsara e, mankasitraka tompoko oo!!

  • @lalaobagouet9244
    @lalaobagouet9244 5 ปีที่แล้ว

    Mankasitrakeee

  • @nirinaandria5149
    @nirinaandria5149 7 ปีที่แล้ว

    ❤❤

  • @be-shahalatiana6685
    @be-shahalatiana6685 5 ปีที่แล้ว

    lafatra tokoa

  • @omangagasy3254
    @omangagasy3254 7 ปีที่แล้ว

    sarotra angamba ny mamorona ny tononkira taloha ankehotriny mantsy toa tent roa natelo farafabetsny valo dia hoe kanto

  • @ianjaraveloson5408
    @ianjaraveloson5408 9 ปีที่แล้ว

    Tena tsara e !! tena kanto

  • @joandronic9905
    @joandronic9905 9 ปีที่แล้ว

    Tena manitra ! Mankasitra tompoko !

  • @hailavolatiana3610
    @hailavolatiana3610 9 ปีที่แล้ว

    Tena tsara be misaotra tompoko!!!!

  • @erisandy9703
    @erisandy9703 8 ปีที่แล้ว

    kanto loatra le hira anaovany azy! mankasitraka re a!

    • @andrianjafimbolahery6467
      @andrianjafimbolahery6467 8 ปีที่แล้ว

      Tratra hariva irery aty Antanin olona , ravalovotaka ! manin te hody !

  • @davidfaloxis8833
    @davidfaloxis8833 8 ปีที่แล้ว +1

    tsara be ry reto le feony ankizy e manantalenta izy nefa mbola kely e ma

  • @georgesandrinirina7178
    @georgesandrinirina7178 8 ปีที่แล้ว

    ndre!! mafatifatikely sady mandrotsirotsy ery zany hirandry zany ry VOARA kely a

  • @daniellarakotoson9190
    @daniellarakotoson9190 9 ปีที่แล้ว

  • @LovaRakotonravelo
    @LovaRakotonravelo 8 ปีที่แล้ว

    misaotra tompoko !!!

  • @lamalgache2708
    @lamalgache2708 9 ปีที่แล้ว +1

    Tena mafatifati ne le akizy kely

  • @ramanatondrotsatoko4367
    @ramanatondrotsatoko4367 9 ปีที่แล้ว +1

    ten tsar kos lo eee!!!!

  • @angelystsiriri6498
    @angelystsiriri6498 8 ปีที่แล้ว +1

    Ranomaso sisa no latsaka ny ahy misotra Voary aa

    • @jeannotnarcisserazafitsala451
      @jeannotnarcisserazafitsala451 8 ปีที่แล้ว

      Zaro amin'ny làlana tokony haleany ny zaza. Raha manaraka an'io izy dia hanandratra avo ny zavakanto malagasy toa anareo. Misaotra nizara ééééé!

  • @ranaivonirinaindrafo4876
    @ranaivonirinaindrafo4876 9 ปีที่แล้ว +1

    maha latsa dranomaso ahy e; misy fanahy ilay feo

    • @SamdhaniSamdhani-st6up
      @SamdhaniSamdhani-st6up 5 ปีที่แล้ว

      Mampitomany ahy ity hira ity. Ndriiiiiiiiiy manampeo kely ndry ry Voara. Tongava @ sehatra ambony indrindra eee.

  • @tambiniainaravoodilonrandr112
    @tambiniainaravoodilonrandr112 8 ปีที่แล้ว

    mafinaritra b le feo. mankasitraka eh