Adilia kosa alo mbola tsar feo lavitra noh Dayvide e ! samy tsar ry zareo fa i Adilia tena manana n maha izy azy indrindra fa eo am tononkira tena miteny mintsy ny azy, ny an'Dayvide hira anglais dOl fa ny an'I Adilia hira vao2 mintsy, tsara be mintsy e ! henoy nge ty e ! de mbol misy hira 1 zay ko hoe (TONGA ETO AMINAO AHO) zany n tena tsara ar mino za fa hivoak tsy ho ela eto am youtube d ho hitanareo !!!!!!!!!!!!!
Famaninona isika gasy no misaina zavatra negatif foana é , ny genre-na mozika no mitovy dia lazaina fa makatahaka Raha ny ahy manokana dia ny tonony ity hira no mahasarika ahy, dia avy ny mélodie
Hira faran'izay ankafiziko fa izy t@ fiteny vahiny no tena nehonoiko. Mihaino ity teny malagasy ity fa tena mahafinaritra tena tsara be. Mankasitraka :) :)
Raha nijery coulisse tao @ tvplus kosa dia nanazava izy dia izy Adelia no mpanome hira sy nitaiza feo an'i Daiwide e .aza finaritra ny hanaratsy foana .tohizo fa ny olona tsy maintsy miteny foana .
tsara ny tonony am maha hira fiderana azy, tsy misy hira fiderana ratsy zany ko e, fa ny tiko lazaina de hoe TOKONY MBA HISY NY PERSONNALITE, tsindriko foana io, lay fihetsika , fiakanjo tokony mba hisy zv hampiavaka am maha artiste koa sady eo ny fiderana ary eo ko nybmaha zv kanto anle izy!!!
tena tsara ki rananbavy a,tena tara,tsis hoe mtovy am dayvid zan na oe iza fa ref mtory d ts mfidy,oan ze tzt matsapa ten ,hira filazan tsara nataony eo f ts hiran zao totolo zao kur,tsara ki ranabavy f tohizo a,ten tsara,
za mbola mihaino an'ito hatramin'izao. fa na izany aza tsara ilay interprétation sy ilay traduction manakaikikaiky ilay originale : How he loves us an'ny Jesus Culture
lol...tsy niteny mits za oe ratsy fa mba ilaina ny personnalité am zv atao. Za manokana zao tam mbola tsy nahita an ity clip sy mpihira ity fa henoko fotsn tam radio lay hirany dia nihevitra mihitsy za hoe Dayvide zany!!!!!!!, ary maro ny olona no mitovy hevitra tamiko. Mba mandehana anie ao amle forum an moov.mg mikasika an i dayvide fa misy olona manana miteny anzany koh ao.
tena hita be hoe maka tahaka an'i DAYVIDE, na lay, fiakanjo, fihetsika indrindra lay feo, raha olona tsy mahalala dia toy ny hoe maheno Dayvide!!...tsisy personnalité mitsy...tsss...
tsy ilay personnalité loatra no inona satria tsy mitady laza ho an'ny tenany izy fa mitory ny Filazan-tsara. Rehefa tafita ny Filazan-tsara dia izay no zava-dehibe na maka tahaka sns..
Adilia dia vadin'i Darira. Io soliste @ clip io. Manana studio Darira ary izy no auteur compositeur ny hiran'i Adilia rehetra ary mbola auteur compositeur ny ankamaroan'ny hiran'i Dayvide koa. Ohatra le "Mitomany mafy" iny. Darira no auteur n'iny. Tao @ Darira avokoa no natao ny ankamaroan'ny hiran'i Dayvide reny. Mpihira maro no efa nandalo tao ary mbola misy foana hatr@ zao. Adilia ndray tao @ tarika rambao teo aloha de mbola tsy nanao ny hira noforonon'ny vadiny aloha fa i Dayvide no nisantatra azy satri koa moa mpiara-mivavaka ry zareo t@ zany. Fa zao Dayvide efa tsy miara-mivavaka @ ndry zareo tsony.
merci à youtube pour avoir retrouver ce clip et cette tres belle chanson. Où est tu Adilia?
tsy dayvide rery nge o afaka manao fekanjo otran zao e!!
Lovely tena mahatonga saina be ah ,tsara eh
tinle namako zay t'y ira ity, ;nanala azy t@sigara
Tena j'aime bcp bcp ;)
hira vazaha nadika koa aloha io a, "how he loves us"
Adilia kosa alo mbola tsar feo lavitra noh Dayvide e ! samy tsar ry zareo fa i Adilia tena manana n maha izy azy indrindra fa eo am tononkira tena miteny mintsy ny azy, ny an'Dayvide hira anglais dOl fa ny an'I Adilia hira vao2 mintsy, tsara be mintsy e ! henoy nge ty e ! de mbol misy hira 1 zay ko hoe (TONGA ETO AMINAO AHO) zany n tena tsara ar mino za fa hivoak tsy ho ela eto am youtube d ho hitanareo !!!!!!!!!!!!!
Tia ahy Jesosy!
Amen!
🥰🤩
tsara na ny hira na ny feonao, tena mampientana fo sy ny finoana lay hira merci
tna tsara le izy nade hiran' i KIM WALKER JESUS CULTURE nadika teny gasy, tena mitovy @ original mitsy,,,,,, tsara b
Famaninona isika gasy no misaina zavatra negatif foana é , ny genre-na mozika no mitovy dia lazaina fa makatahaka
Raha ny ahy manokana dia ny tonony ity hira no mahasarika ahy, dia avy ny mélodie
mampahery ahy be ilay hira. hosotra no nahafahanao namoaka azy tam teny malagasy . misaotra . tohizo foana rahavavy. ho tahiana anie ianao.
tiako mihitsy lay hira na dia efa ela aza
Hira faran'izay ankafiziko fa izy t@ fiteny vahiny no tena nehonoiko. Mihaino ity teny malagasy ity fa tena mahafinaritra tena tsara be. Mankasitraka :) :)
kanto ny hira sy ny feo😊 ,,,,,, He loves us by Kim Walker
Tena tsara be !!!
hira manambony morale be, tsara
tiako loatra
Raha nijery coulisse tao @ tvplus kosa dia nanazava izy dia izy Adelia no mpanome hira sy nitaiza feo an'i Daiwide e .aza finaritra ny hanaratsy foana .tohizo fa ny olona tsy maintsy miteny foana .
tsara ny tonony am maha hira fiderana azy, tsy misy hira fiderana ratsy zany ko e, fa ny tiko lazaina de hoe TOKONY MBA HISY NY PERSONNALITE, tsindriko foana io, lay fihetsika , fiakanjo tokony mba hisy zv hampiavaka am maha artiste koa sady eo ny fiderana ary eo ko nybmaha zv kanto anle izy!!!
Oui, zay mihintsy
tena tsara ki rananbavy a,tena tara,tsis hoe mtovy am dayvid zan na oe iza fa ref mtory d ts mfidy,oan ze tzt matsapa ten ,hira filazan tsara nataony eo f ts hiran zao totolo zao kur,tsara ki ranabavy f tohizo a,ten tsara,
Hirani Adilia daholo ireny bdb ireny fa nomeny an'i Dayvide ftsn
mahay mihira se deraina TOMPO JESO
Tena mahafinaritra fa tohizo dia aza kivy raha misy manakiana.
Tia ahy Jesosy Adilia
Je suis adilia
za mbola mihaino an'ito hatramin'izao. fa na izany aza tsara ilay interprétation sy ilay traduction manakaikikaiky ilay originale : How he loves us an'ny Jesus Culture
mba omeo ilay dikan l hira zay e
Amen !!!!😇😇😇😇😍😍😍
Tia ahy Jesosy Adilia :)
@maestroJay1 : tena marina
people where is ''land of adilia'' ? bring me please ...
je k'if trop mihitsy io ira io!ef elab za no nitady an io!zao vo itak!
21 décembre 2019 😍🌸✅🤗
@falyniraina : ilay Andriamanitra mihintsy no tsara
tsara be ny tonony ny feo ny mozika clip tsotra tsara e!misôtra e
💗💗💗
Marina izan,
tena tiko ilay hira, ny feo koa mahafinaritra be! misaotra an'ny Tompo isika!
lol...tsy niteny mits za oe ratsy fa mba ilaina ny personnalité am zv atao. Za manokana zao tam mbola tsy nahita an ity clip sy mpihira ity fa henoko fotsn tam radio lay hirany dia nihevitra mihitsy za hoe Dayvide zany!!!!!!!, ary maro ny olona no mitovy hevitra tamiko. Mba mandehana anie ao amle forum an moov.mg mikasika an i dayvide fa misy olona manana miteny anzany koh ao.
mafonja ny hafatra, mozika tsara , ny feo mi colle tsara, tout est tsara
tena hita be hoe maka tahaka an'i DAYVIDE, na lay, fiakanjo, fihetsika indrindra lay feo, raha olona tsy mahalala dia toy ny hoe maheno Dayvide!!...tsisy personnalité mitsy...tsss...
tsy ilay personnalité loatra no inona satria tsy mitady laza ho an'ny tenany izy fa mitory ny Filazan-tsara. Rehefa tafita ny Filazan-tsara dia izay no zava-dehibe na maka tahaka sns..
Copie collé Dayvidae,fa nga dia tsy mba afaka manao style hafa e, style vestimentaire dayvidae....bufff!!