mailhol & kohen 1

แชร์
ฝัง

ความคิดเห็น • 66

  • @hantafaustina692
    @hantafaustina692 3 ปีที่แล้ว

    Hay ve avy tam fampianaran Apokalipsy no nivoahan vahao ny oloko, sy shine, sy MRE eh. Bizna marina. Loza

  • @sarahrasolomanana6690
    @sarahrasolomanana6690 6 ปีที่แล้ว +3

    maresilahatra ihiany i pasteur mailhol raha compareko @ cohen sady hita fa manam-pahendrena bé rehefa miresaka tsy mitovy any cohen tonga de migeste fa nenazy ndray no marina

  • @rabesoninavalisoa4321
    @rabesoninavalisoa4321 4 ปีที่แล้ว +1

    refa mba mikarakara zavatra ry tn de mba ataovy tsara a!varavarana misokatra manenoneno be ny camera mietsiketsika ny fomba fakana sary mapiome be!mbola tena mila mihezaka be

  • @victorinemarie
    @victorinemarie 2 ปีที่แล้ว

    Fanontaniako ho an'ny pasitera voantson'i Andriamanitra hono.... Iza nisolo an'i apostoly Jodasy?

  • @p-bernard2530
    @p-bernard2530 6 ปีที่แล้ว

    mba TV vé zany, mahamenatra ko ty raha izany. de ina mba aleha ndry pasteur @ ty any zao?

  • @vivianeratovoson201
    @vivianeratovoson201 6 ปีที่แล้ว +3

    C'EST TRISTE DE VOIR DES GENS COMME ÇA TENA AMPIASAINY DEVOLY TOKOA FA ENGA ANIE TSISY OLONA HO BABONY TONY OLONA ITONY FA DIA VERY TANTERAKA !!!!

    • @jkayljade9788
      @jkayljade9788 5 ปีที่แล้ว

      N importe quoi

    • @jkayljade9788
      @jkayljade9788 5 ปีที่แล้ว

      Manararaotra ny fahantran olona fotsiny reo tany africaine jiaby kara io

  • @shayanetsu1281
    @shayanetsu1281 8 ปีที่แล้ว +8

    mon peuple périt , faute de connaissance :/ c'est vraiment triste

  • @nyh.gabriel
    @nyh.gabriel 6 ปีที่แล้ว +1

    Tena tokony miofana kely ilay cameraman, sy ny mpikirakita teknika

  • @andyrazafinjato2664
    @andyrazafinjato2664 7 ปีที่แล้ว +2

    Ay ry Mailholo sy Kohen a ajanony le famitahan lisany vahoaka fa mitadiava asa fa tsy fivavahana no atao bizina

  • @belledjoatyberiziky355
    @belledjoatyberiziky355 7 ปีที่แล้ว

    KKKKKKKK,,,ATAOVY @Pasteur Mailhol Boka.,,,Mafy Dozy an,,maresy lahatra resaka ny Pasteur Mailhol

  • @michardrocksonrajaonahy8794
    @michardrocksonrajaonahy8794 7 ปีที่แล้ว +1

    Samy naminany daholo dia samy diso faminaniana!
    Mankando na ny maheno an'ialahy isany aza! Marary saina tahaka an'ialahy isany mitsamy ihany ny andriamanitr'ialahy isany.

  • @floretteminosoa2297
    @floretteminosoa2297 5 ปีที่แล้ว

    Kay ve ray sobika daholo reo sy ireto fiangonana tanisaina reto .

  • @anderstarhery3734
    @anderstarhery3734 6 ปีที่แล้ว

    VOILÀ LES ESCROCS
    il manque encore quelques uns. Profiteurs de la faiblesse des pauvres.,ireo izay very, mitady famonjena, mitady hhifaharana toy ny any @ tany mahantra rehetra, miroborobo ny fivavahana'ny MPAMINANY SANDOKA.
    BUSINESS, BUSINESS.
    Taiza ha aiza fotsiny ny toerana nisy an'i reo il y a 10,15,20....ans dia comparé-o @ izao. Ahirato ny mason'ny monddidina antsika fa vao maika io zavatra io hiroborobo. Tsy ny fanjakana mihitsy no handrara an'i reo fa au contraire satria satriny hataotra an''Andriamanitra daholo. Tsy hisy ny coup d' état, ny Ampamôka, lasa "Doudou" daholo ô. Qu'ils aillent en enfer

  • @rakotoarizafytanjona6828
    @rakotoarizafytanjona6828 8 ปีที่แล้ว +2

    le cameramane tsisy famatorana mihitsy eno bhe ry zala we mivanitika fotsiny ra za le invite tsy nande tam nio za.

  • @ramahita7117
    @ramahita7117 7 ปีที่แล้ว +2

    izao no manambara sy mampiseho fa latsaka ambany dia ambany ny Malagasy é!!!! lasa firediredena ary fanimbazimbana mihintsy ny finoana tena Malagasy fehizay!!ny Malagasy tompoko dia efa nahafantatra an'i ZANAHARY mpanao ny lanitra sy ny tany alohan'ny nahatongavan'ny kristianisma azafady.Tsy ianareo roa lahy ADALA mpametsifetsy mpilaza abobo sy mapanao fanafody no ho henonay akory,TSY NIJERY ITY AKORY fa te handoa mahita anareo,ny olona maivandoha hazonareo no mampalahelo fa tao ahoana tsy maintsy misy ny adala é.tokony ho sazina ianareo roa lahy ireo sy ny toa anareo.

  • @basyatifi-kavanarazakarant7249
    @basyatifi-kavanarazakarant7249 5 ปีที่แล้ว

    Isika rehetra dia samia ouvert . Samy manana libre arbitre . Izay manaiky vorebireby de zay zany . Ho an izay manipulateur dia ho hadinina aminy izany amin andro farany

  • @falyrabetsitonta2
    @falyrabetsitonta2 6 ปีที่แล้ว

    KOHEN fa maninona no tsy nilatsaka presida ?

  • @vivianeratovoson201
    @vivianeratovoson201 6 ปีที่แล้ว

    Allez !! Iza Ty naniraka!!?? Anareo ? Hery hery ?? Elakela trano mandehana auto route muala Mscar !!

  • @niainaniaina1573
    @niainaniaina1573 6 ปีที่แล้ว

    raha izaho no mitondra firenena : toudé chasse à l'homme, chasse aux demons : wanted maihol et kohen

    • @sahondraclairerandriamanan8438
      @sahondraclairerandriamanan8438 4 ปีที่แล้ว

      zany mihitsy! fa maninona no bokin'ny Apokalipsy no tokony ianarana? ao anatin'ny Filazantsara 4 no tena mahakasika ny fiainana andavan'andro fa tsy ny Apokalipsy mihitsy

  • @ravoniarisonvictor4065
    @ravoniarisonvictor4065 6 ปีที่แล้ว

    Ka tsy io koa ve ilay rangahy milaza fa manana pouvoir be?Asa aloha na pouvoir ahoana ilay izy fa toa nitondra azy tany am-pigadrana no farany;ary tsy nivoaka tany izy raha tsy nahaloa ny varaventy farany.Ilay olona manaiky rebirebenareo roa lahy ireo mihintsy no mahagaga hoe:fa voan'ny inona ireo olona ireo e?

  • @parole5300
    @parole5300 7 ปีที่แล้ว

    olona efa naloan'ny vavan'Andriamanitra ity miteniteny foana ity e! rehefa tsy zaka re tompoko ny zava-maha domelina dia hajanony fa tena mahamenatra e !

  • @princydevaux
    @princydevaux 3 ปีที่แล้ว

    ny vendrana iany oa no azo ampiesoniny ireo!

  • @tsitsibedoman8602
    @tsitsibedoman8602 6 ปีที่แล้ว

    Télé foza orana bée tssssss😬😬😏😏😏

  • @Ando-hs2vc
    @Ando-hs2vc 7 ปีที่แล้ว +6

    Tena TELE VENDRANA be tss.... Micro 1 ve ho an'ny olona 3. Sahirana vo maheno ze lazain ny olona. Amzay le Camera mihetsiketsika , ngaba apetraka ambony seza leizy fa tsmisy trepieds. Misy Varavarana mikatona sy misokatra foana isaky n 1mn, Misy mivanitika sy mibitsibitsika any ambadika any ... Mba havaozy leizy fa tena debutant b mitsy . Mahamenatra.

    • @user-rc7jl6qh1q
      @user-rc7jl6qh1q 7 ปีที่แล้ว +1

      Itak ts misy tiko akotran zanahary nanaw ny lanitra sy ny tany . Aza manompo anaran'Andriamanitra hafa fa zao irery ihany .Ny fanompoantsampy nyfahotana ratsy indrindra io zanahary nao ,anarak anaw any @afo be ary ra ts mahay tsar anaw mbo amak vavanaw .sady rehefa anompo anaw de aza mitarik olona iarak aminao fa tompoy ho anaw raik ,fa tss hiarak ijobok aminaw eo .rats zao nopaisok kmmmm 😕😈👿👽👻☠️👹🤒🙅👌👌👌👎👎 Lol

    • @vaillanttsion4027
      @vaillanttsion4027 7 ปีที่แล้ว

      Ando

    • @p-bernard2530
      @p-bernard2530 6 ปีที่แล้ว

      t'a raisons! lol

  • @maellarahary3987
    @maellarahary3987 7 ปีที่แล้ว

    lol, le enregitrement zan d eno b mis tavoangy lalaovina, ny cameraman mibitsibitsik s mivanitika, varavarana mikatona, krkrkrkr

  • @ravoniarisonvictor4065
    @ravoniarisonvictor4065 6 ปีที่แล้ว

    Ny tena marina ,rebirebenareo @ ny fahantrany ny olona ,dia roboka manaraka anareo miseho ho pasitera rehetra ireo.Fitahinareo ny olona fa manome vola aman-karena ,maha-panakarena Andriamanitra ,dia tratra ao daholo .Dia ianareo aloha dia lasa mpanakarena tokoa fa ny olona manaraka anareo ny kely ananany marina tokoa aza lasanareo.Tsy misy Andriamanitra nampanatena vola aman-karena olombelona izany ramose a,izany Salomona izany irery no nampanantenainy homena harena raha nangataka fahendrena taminy.Raha mam-panakarena ve Izy tsy ny ray aman-dreniny ara-nofo ,t@ Izy naka ny endriky ny olombelona no nataony mpanakarena be .Adinonareo ve ilay teniny hoe:Aza mikatsaka harena ety an-tany fa mikatsaha harena any an-danitra.Katsaho aloha hoy izy ny fanjakan'A/tra dia homena anareo ho fanampiny ny zava-drehetra.Sa ianareo ireo koa toy ny témoin de Jehovah dia milaza fa tsy An/tra Jésus Christ ,izay nilaza fa izaho sy ny Ray hoy Izy dia iray ihany ,ary izay nahita Ahy hoy Izy dia nahita ny Ray.

  • @miarynampoinarasoanaivo6647
    @miarynampoinarasoanaivo6647 7 ปีที่แล้ว +3

    cameraman fozaorana

  • @universaltunes9606
    @universaltunes9606 6 ปีที่แล้ว

    ireto zany le samy tsy tia mortadelle kkkkkkk, mba ampihaony koa i Tatandraza sy Tsaratsara e kkkkkkk

  • @kjkcocosquezip3138
    @kjkcocosquezip3138 4 ปีที่แล้ว

    Olona mpandainga sy mpampiesona toy itony tsy tokony intsony atao vahinin'ny fandaharanareo satria lasa complice indray ianareo mpanao gazety amin'ny fanaovana promotion ny lainga ben'izy roalahy ireo.
    Mbola betsaka ireo olona maivan-doha sy marivo salofana ka mora ambakaina
    sy ampanantenaina volana andro atoandro no manaraka mora foana ny mpampiesona toy itony.
    Nahoana ny fanjakàna no tsy misambotra itony mpisandoka itony fa tena mpambotry tanteraka ny osa no faly mivelona amin'ny lainga tsara lahatra
    ary mamorona izao fampandriana adrisa rehetra izao.
    Itony olona itony no tena manimba ny sain'ny malagasy sasany tsy ho afaka hivoatra mihitsy fa dia miraikitra amin'ny habadoana hatrany.
    Raha ireo no samborina, na foanana dia manaraka an-dRajoel izahay mianakavy.

  • @tsioryandrianantoandro9856
    @tsioryandrianantoandro9856 7 ปีที่แล้ว

    Mba ataovy tsara ihany rehefa manao

  • @universaltunes9606
    @universaltunes9606 5 ปีที่แล้ว

    Resak'adala

  • @balimalalachou9625
    @balimalalachou9625 7 ปีที่แล้ว +5

    Deux sacrés manipulateurs.

    • @ezechielrasi7672
      @ezechielrasi7672 4 ปีที่แล้ว

      Je ne suis 0as apocalypsy mais son enseignement sur le sanctuaire est tres profond et interessant , c est normal c est un enseignement adventiste

  • @tsiambarasecret8214
    @tsiambarasecret8214 7 ปีที่แล้ว

    Mampalahelo. Fandaharana GOAVANA BE hoy ilay mpiasan'lé TV. Misora-tena ! Kanefa ny micro pauvre be ! 1 micro pour 3 personnes ! Tsy hanao fandaharana kilalao toy izao mihitsy ny filohan'ny FFKM raha zareo reo no nasaina satria mifanaja ry zareo reo. Fa iretsy maivan-doha isany kosa, mihazakazaka fa hiseho télé. Fototar iray ihany, tsy mahagaga! Face à face aho e!

  • @norosoarazafindrabe2021
    @norosoarazafindrabe2021 7 ปีที่แล้ว +2

    tena tv manalambarak mamentse!!!!!

  • @marinathiana7042
    @marinathiana7042 7 ปีที่แล้ว +2

    izao no zavatra henoko : blablabla blablabla blablabla !!

  • @miorarazanamanana392
    @miorarazanamanana392 7 ปีที่แล้ว +1

    tsara le fandaharana fa mikasokasoka be sad otran tery kely plasinareo

  • @vivianeratovoson201
    @vivianeratovoson201 6 ปีที่แล้ว

    Tena mampihomehy Ty rangahy Ty !! Tsy théologien tsy inona 2 pff pff

  • @FANGATO974
    @FANGATO974 7 ปีที่แล้ว

    merci

  • @methusiel9276
    @methusiel9276 6 ปีที่แล้ว

    Fa Télé in zan io ???

  • @xaviersanthos8513
    @xaviersanthos8513 6 ปีที่แล้ว

    mitovitovy angamba ianareo roa io ai! resaka iray ihany

  • @vivianeratovoson201
    @vivianeratovoson201 6 ปีที่แล้ว

    ZAO ATAO HOE RESAKA COMPOZE MIHEVITRA NY OLONA HO BADO SY VENDRANA ZAO REFA AMPIASAINY DEVOLY

  • @sarahrasolomanana6690
    @sarahrasolomanana6690 6 ปีที่แล้ว

    fa nade zany misy marina ihiany any cohen ka

  • @marioraymondie7639
    @marioraymondie7639 6 ปีที่แล้ว

    Nandany fitoana kely youtube vety vety ! !! Dia very kely. Misaotra betsaka tompoko ô! !!

  • @universaltunes9606
    @universaltunes9606 5 ปีที่แล้ว

    kkkkkkkk ry zalah mpapme

  • @niainaniaina1573
    @niainaniaina1573 6 ปีที่แล้ว +1

    tena D-E-M-O-N-Y

    • @jkayljade9788
      @jkayljade9788 5 ปีที่แล้ว

      Ny fahantran ny olona no hiveloman izy roalahy ireo

  • @universaltunes9606
    @universaltunes9606 6 ปีที่แล้ว

    kkkkkkkkkkk miaiky a zay

  • @rijaandry8241
    @rijaandry8241 7 ปีที่แล้ว +1

    Fil d'idée = 0; argumentation = 0; mbola tsisy jody mahay na manonona boky na andininy ao am Nouveau Testament. TOHIZO NY FAMISAVINA FA AVELAO NY BAIBOLY AMPIASAIN'NY OLONA ARAKA NY TOKONY HO IZY.
    Jereo ny masony dia ho ita eo ny aminy manotolo

  • @rojovania9972
    @rojovania9972 6 ปีที่แล้ว

    hoy jesosy hoe aza mety hofitahina ianareo f efa maro ny andrianikafa efa lasa @ zao tontolo izao!

  • @rabesamuel5488
    @rabesamuel5488 6 ปีที่แล้ว

    Deux ILLUMINÉS , OOOHHH!!!! Quelle honte!!!!..........

  • @vivianeratovoson201
    @vivianeratovoson201 6 ปีที่แล้ว

    Refa tsy mahay Dia ferme ta gueule !!! Faux faux faux pff tsisy lohany s'y vodiny

  • @samosawa998
    @samosawa998 7 ปีที่แล้ว

    MISY MARINA NY ANAO RY COHEN

  • @jhayasylvain7922
    @jhayasylvain7922 8 ปีที่แล้ว

    Hm

    • @mmadisalwa4982
      @mmadisalwa4982 6 ปีที่แล้ว

      Mivadika ny tany tena efa akaiky ny farandro ra olombelona eh mievera ramalagasy malala