raha sitrakao

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 19 ม.ค. 2025

ความคิดเห็น • 26

  • @verechtchaguinekurt674
    @verechtchaguinekurt674 2 ปีที่แล้ว +2

    Tsara be le hira ee ! Ndriii tena torotoro fo be za raha miheno an ti hira ty mankasitraka eeh !🙏

  • @MamisoaRazafitsiferana-vc4uu
    @MamisoaRazafitsiferana-vc4uu ปีที่แล้ว +2

    Mbola ankamamiako hatramin'izao ny hira.Manome toky sy hery amin'izao fiainana an-tany iaraha-mahalala izao.Mankasitraka indrindra tompoko!!

  • @edmondineandriantsiva5378
    @edmondineandriantsiva5378 2 ปีที่แล้ว +4

    Ndriiii 💕 💕 mankasitraka indrindra tompoko. Tsara Jesoa, Deraina ny Tompo

  • @randriapatrick
    @randriapatrick ปีที่แล้ว +2

    Anisan'ny hira tsara indrindra fihainoko t@ radio efa ela ary tiako fôna mandram-piavin'ny Kristy eny @ rahon'ny lanitra. Mankasitraka anareo Tarika fa tena tsara...tena tsara io hira io. ❤

  • @phoresto7568
    @phoresto7568 3 ปีที่แล้ว +6

    tena tsara loatra,efa heno matrtika amin ny radio fa tsy meth hay hoe iza no mpihira azy,izay voa fantatro ,manakasitraka ee,RAY O RAHA SITRAKAO 🙏

  • @soulourakoto9174
    @soulourakoto9174 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra nizara tompoko, tena tsara ilay hira !

  • @jacquesfinaritrarazakamana7977
    @jacquesfinaritrarazakamana7977 ปีที่แล้ว +2

    Mankasitra indrindra fa tena tsara loatra ilay hira sy ny hafatra

  • @programmetoliara5404
    @programmetoliara5404 2 ปีที่แล้ว +2

    mankasitraka fa afa-po, tsara ilay hira

  • @lalaoelsierazafindrainony4680
    @lalaoelsierazafindrainony4680 7 ปีที่แล้ว +6

    tiko loatra ,raha sitrakao ry Ray mba tantano ity zanakao

  • @didierrasolofohery2397
    @didierrasolofohery2397 ปีที่แล้ว +2

    Mankasitraka e

  • @nirybussy2272
    @nirybussy2272 2 ปีที่แล้ว +2

    Tsara ny hiranareo Tokony mba asina ny anaran ny tarika
    Misaotra

  • @mananjafyjeandelacroix903
    @mananjafyjeandelacroix903 7 ปีที่แล้ว +3

    Tantano sy arovy Tompo o fa mbola lavitra no haleha

  • @manjatorazafiarison9362
    @manjatorazafiarison9362 3 ปีที่แล้ว +3

    Tena tsara bkosa nama ilay hira a!

  • @rovanarindrasoloniary7984
    @rovanarindrasoloniary7984 7 ปีที่แล้ว +3

    Tena tsara ity hira ity mankasitraka ny tarika ef ela za n mb nitady oe iza ar n mpihira an zany hira hay mo itako ihany izy ity misaotra ny tarika

  • @Mia02345
    @Mia02345 6 ปีที่แล้ว +3

    tsara lôtra ❤️😭❤️

  • @andozakabona2601
    @andozakabona2601 8 ปีที่แล้ว +3

    ny hir ts maty f tompon ef maty ....mb nis fatsiarov ar koa ...mlay eh . zay fianakams makafy anaw eh

  • @mamytahinasoloherilala8423
    @mamytahinasoloherilala8423 7 ปีที่แล้ว +3

    tiko be mintsy ty hira ty mankasitraka indridra

  • @elisonarimino5783
    @elisonarimino5783 10 ปีที่แล้ว +3

    Tsara e!

  • @safidwilly-am3715
    @safidwilly-am3715 9 ปีที่แล้ว +2

    Tsara be le hira fa Tsisy any Tubidy...

  • @lantonirinaaimehortanciaho6602
    @lantonirinaaimehortanciaho6602 8 ปีที่แล้ว +1

    Marina be

  • @santatranirinarazanakolona1947
    @santatranirinarazanakolona1947 8 ปีที่แล้ว +1

    TSARA

  • @danyramahazomanana
    @danyramahazomanana ปีที่แล้ว +1

    Misaotra t@ fizarana