Nivoha ny varavaran'ny lanitra_Hira Katolika Malagasy
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 7 ก.พ. 2025
- Welcome to our TH-cam channel dedicated to Malagasy Catholic music! We are delighted to share with you an inspiring collection of religious songs from Madagascar. Our channel is here to offer you a connection to your spiritual heritage.
Bienvenue sur notre chaîne TH-cam dédiée à la musique Catholique Malagasy ! Nous sommes ravis de partager avec vous une collection inspirante de chansons religieuses en provenance de Madagascar. Notre chaîne est là pour vous offrir un lien avec votre héritage spirituel.
#HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy
(Sal. 23)
(Ô nivoha) Nivoha ny varavaran'ny lanitra )
Teo anatrehan'ny Tompo )
Ombam-pahefana sy laza, ) (indroa)
I Kristy no Tompo nandresy. )
1 'Zao tanintsika izao sy ny zava-tsoa 'zay mandravaka azy,
'Zao tenantsika izao sy ny zava-maro nomena antsika
Dia samy asa tanan'ilay Mahefa namonjy antsika:
Eny e, eny e, 'ndeha isika hihoby ny Tompo.
2 Iza àry no hiakatra ny tanànan'ny Tompontsika?
Zovy àry no hanjaka hifehy ny lanitra sy ny tany?
Moa ve tsy ilay nandresy ny fahafatesana ho antsika?
Eny e, eny e, 'ndeha isika hihoby ny Tompo.
3 Andrao ny tataonareo, ry varavarana fahagola,
Hidiran'ilay Mpanjakan'ny voninahitra tsy hay fefena,
Kristy ilay nandresy ka notolorana fahefana:
Eny e, eny e, 'ndeha isika hihoby ny Tompo.