arao marigny tsara raha koragniny hira ty ay nianjady tam fiainako mits fa zao efa miaraka am jesosy zaha amen misaotraeee hoanareo hoany tompo ku tohizo fa tsara
Mibebaha hianareo; fa efa akaiky ny FANJAKAN’NY LANITRA. Matio: 3, 2 Raha toa ka ianao efa nibebaka sady efa nandray i JESOA KRISTY tsara dia tokony tsy ampiasa sary tahaka io intsony haka-sary AZY ao antsaina fa avelao hianao Tarihiny FANAHY MASINA sady Ampianariny Teniny. Izay rehetra azonao avy AMINY dia tehirizo ao anatinao mba ho fantatrao ahoana no atao miara-miaina AMINY, fony mbola ety an-tany? Satria mivelona ao anatinao IZY, ka noho izany dia izay Sitrany rehetra tanteraka ao aminao, ka misy fotoana IZY dia miseho aminao, rehefa miseho aminao IZY dia tsy hampitaha AZY amin’olon-kafa intsony ianao fa IZY ilay tena IZY fantatrao sady mikambana aminao.
Mankasitraka Anareo rehetra e!!!ny Tompo hanome fahasalamana tanteraka hanohizanareo n'y fanompoana 🙏😍
Whoa I this music song is like the island of music like the Madagascar I bull fighting like the savika I heard about last year.🤠🐄🇲🇬🏝🌍🎹🎸🥁⛹🏾♂️💎💃🏾
Mankasitraka eeee 🙏 🙏 🙏 🙏
arao marigny tsara raha koragniny hira ty ay nianjady tam fiainako mits fa zao efa miaraka am jesosy zaha amen misaotraeee hoanareo hoany tompo ku tohizo fa tsara
Eh merci Mamgoma zao eky ira tizemge e '' mirary soha atreo jiamby tariky tanora atsamavelomgo FJKM .👑👑👑👑
merci.fa.tsara.ny.hira.ary.mampy.tehody.amen.amen.tohizo.fa.tsara
Mibebaha hianareo; fa efa akaiky ny FANJAKAN’NY LANITRA.
Matio: 3, 2
Raha toa ka ianao efa nibebaka sady efa nandray i JESOA KRISTY tsara dia tokony tsy ampiasa sary tahaka io intsony haka-sary AZY ao antsaina fa avelao hianao Tarihiny FANAHY MASINA sady Ampianariny Teniny. Izay rehetra azonao avy AMINY dia tehirizo ao anatinao mba ho fantatrao ahoana no atao miara-miaina AMINY, fony mbola ety an-tany? Satria mivelona ao anatinao IZY, ka noho izany dia izay Sitrany rehetra tanteraka ao aminao, ka misy fotoana IZY dia miseho aminao, rehefa miseho aminao IZY dia tsy hampitaha AZY amin’olon-kafa intsony ianao fa IZY ilay tena IZY fantatrao sady mikambana aminao.
Merci j'aime bien la chanson
Mercie @hira ai!!! marigny ai!!! mahatehody ai!!!!😚😚😚💘💘💘
Mafinaritry be amen😍😍😍😍😍
Misaotr areo ooòo mampitihody ay hir😘😘😘
misaotra fa tena tsara le ira merci 😍😍😍💌
Rosenette Cecilia k
Marina loatra ai !mankasitraka ee
❤❤🥰🥰🙏
Ah mafinaritr ee
misotra mafinaritra le izy 😢
Mavesatra ny asa devoly izay mangeja tompo oo arovy aho mba tsy resy lahatra @
N
Mosaotreee areee
Nainsee Nainsee 🤗😍😚
Misaotra @ hira ry havana; tena mampahery tokoa
Misaotra an'i Tompo éé ! isaorana koa nareo manohana sy mankafy ! hoento am-bavaka é !
marignieee
Aro agny edy aminay zay iee
Mankasitraka @hira, tafita ny hafatra
misaotr betsak eee fa tsr be le hira
Misaotra anareo mba mankafy é !
Misaotra e