Zao vao itako ity hira ity na dia efa ela ary no nisiany ary tonga dia nambabo ahy ,misaotra ny mpanoratra sy ny mpihira ihany koa,mampisaina tanteraka!Mankasitraka.
lalina izany tononkira izany, mila fandinihan-tena goavana sy mamela ny Fanahy Masina handinika izay ratra anaty rehetra ao anaty ao. Mazotoa daholo ary ô

Raha tahaka anao daholo et zandry Kely ny mpivavaka Dia angamba betsaka lasa converti vetivety, efa nahafinaritra ahy hatra@ mbola Kely nihiranao Zay t@ zany efa adolescente ianao Ilay vao nanomboka Dia efa nambabo fo ny feonao. Tohizo ny asa fanompoana an-kira fa safidy tsara
Ianao koa ry Nina efa hitako t@ zany fotoana manana feo manokana ihany koa ary efa nakaza début koa nareo t@ zany efa adulte Dia manaraka n'y hiranareo roa no fanaonay satria manana n'y hirany nareo
Bonne courage et continuation
Désolé, de fois le logiciel manova ny teny efa voasaratra Dia lasa dispo Ilay soratana
Tsara be lay hira!
mba rahoviana indray kay Hantatiana ny hanao concert aty Masa e? ny zanakay koa zao mba tia an'i Hantatiana
Aty Mada kay azafady
zay maka an'i Clarisse é