Mankasitraka tokoa fa tena mahafinaritra e. Ny feo manga. Ny gitara dia tena manja be mihitsy. Aiza no mba mety ahitana io album "Dobla sento" io, Tompoko?
Misaotra e. i Dobla sento dia afaka commander-na ao amin'ny randriarija2@gmail.com ho an'ny aty dilam-bato. Ny ao Madagasikara indray dia ao amin'ny Piment Café Behoririka no ahitàna azy.
Rajaofara Malalatiana. Oui izany indrindra Tompoko mamiko.sy tiako loatra, Misaotra betsaka indrindra 🇲🇬❤️❤️💪🏿☝🏿👍🏿🙏🎸🎸🎤🎹
my favorite singer ...Rajaofara Lalatiana 🎶🎶🎙️🎤🎷🎻🎹💯🇲🇬❤️
Tena tiako. Mankasitraka.
Lovely! Check the other version on youtube too :)
Excellent !
This is 😍😍😍
Mankasitraka tokoa fa tena mahafinaritra e. Ny feo manga. Ny gitara dia tena manja be mihitsy. Aiza no mba mety ahitana io album "Dobla sento" io, Tompoko?
Misaotra e. i Dobla sento dia afaka commander-na ao amin'ny randriarija2@gmail.com ho an'ny aty dilam-bato. Ny ao Madagasikara indray dia ao amin'ny Piment Café Behoririka no ahitàna azy.
Do you know where i can find the Malagasy lyrics for this song?
@@kevinmitten3282 Agreed. Please, in English. (Make your best stab at it.)