KABARY MALAGASY - FIALANTSINY ( Nouveautés gasy )

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ต.ค. 2024
  • dia faly manolotra anao ny Hira sy ny talenta avy aty aminay , izan hoe izay mikasika ny mozika rehetra dia zarainay avokoa izay azonay zaraina , sahala amy COVER , INTERPRETATION , LIVE , tononkalo , sy ny hira amin'ny gadona rehetra izay mba fantatray , ety am-pamaranana ihany koa dia aza adino ny mi abonnez ny chaine youtube LeJoBy Official , izay rehetra ataonay dia ataonay am-pitiavana avokoa

ความคิดเห็น •