VANESSA MANONGA , GASCAR FENOSOA AFERA AU PAIR

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 29 ม.ค. 2025
  • Abonnez-vous à Notre Chaîne
    #BokintSaryMG #Malagasy #Madagascar

ความคิดเห็น • 25

  • @Bokin-tSary
    @Bokin-tSary  2 ปีที่แล้ว

    SAIKA VOAHOLANA ....
    th-cam.com/video/BHKsIiZco3A/w-d-xo.html
    Abonnez vous à cette chaine

  • @mavoketaka1302
    @mavoketaka1302 2 ปีที่แล้ว +5

    Tiany habadoina ny tanora Malagasy ary tsy tiany ho tafavoaka. À Madagascar efa tsisy avenir ka mila mivoka.

  • @jeanmonsieur2748
    @jeanmonsieur2748 2 ปีที่แล้ว +2

    Nataon'i Vanessa nahalala an'i Jakoba

  • @ЛуисРазафисвнжатусифехиниариву

    Salamae! Ahoana moa NY fandraisana dinidinika ato e. Как принимать дискуссии в программе?

  • @patapoufanita7599
    @patapoufanita7599 2 ปีที่แล้ว

    ny tanora malagasy dia sauve qui peut. efa be ny tonga saina. tsy manaiky intsony ny fomba maloto. Nisy tovolahy izay hoy izy tamiko : j'ai envie de vivre honnêtement, j'ai envie de gagner ma vie honnêtement pour nourrir ma future famille. te hiala ny kolikoly, ny fialonana, ny tsindry. misintomidina. jereo ny fifanampian'ireo tanora ireo rehefa any ivelany . na eo an'ivon'ny fiangonana, na serasera sns. dommage pour ceux qui restent ou ceux qui ne peuvent pas. tsy hoe tsy fitiavany ny tanindrazany, fa be dia be ny mpiray tanindrazana mamotika auto destruction.

  • @dood587
    @dood587 2 ปีที่แล้ว +3

    Manome asa ve ny Fanjakana e ??? « Le voyage forme la jeunesse !! N’est-ce pas ?

    • @judithsofia4627
      @judithsofia4627 2 ปีที่แล้ว

      Manao ahoana Salamo
      Izaho aloha dia iray hevitra amin'ny fanjakana. Tena be dia be ny gasy no mijaly aty,ny marina dia mivary lavo ndriindra ireo tsy manana anton'asa na tsy mianatra = sans papiers. Ary ireo hafa indray te handea nefa avy eo vonjeo zahay , ampodio zahay. ..... DIA AVY EO NDRAY Salamo sy ny namany hoe tena tsy mamonjy ny gasy very ny fanjakana. Aiza ihany e?.

    • @dood587
      @dood587 2 ปีที่แล้ว +3

      @@judithsofia4627 Tsara zany rehefa manohana ny fanjakana ianao. Fa mba mieritrereta ihany fa tsy esorina akory ny roulette @ valise dia mety. Mba jereo ireo ataon’ny diaspora afikana mitady ravin’ahitra any ( Mali ohatra)ivelany.Anjaran’ny fanjakana no miaro sy manampy azireny amizay zay mety ilainy..Fa misy ary miasa ve ny ambasady malagasy.. Tsisy vola? Fa mankaiza ?

    • @judithsofia4627
      @judithsofia4627 2 ปีที่แล้ว

      @@dood587 Fa hono oa ry ise, raha mandeha antsokosoko tsy manana bourse, tsy misy anton-dia mazava, tsy manan-taratasy mazava dia mbola ampian' ny fanjakama Maliana? Ary ny antsika raha na zavatra ireo voatanisa ireo tsy nampiana? Tsy hitanao hanga ireo Etiopianina bobaka be firy avion? nalaina tany @ firenena Arabo ireny . Ary firy ny gasy efa nampiana nampiana koa? Eny oa ry ise kely, rehefa mainty io solomaso anaovana io dia lasa mainty daholo ny zava-drehetra, na dia ho fanampiana anao aza

    • @dood587
      @dood587 2 ปีที่แล้ว +2

      @@judithsofia4627 N'y fanjakana Ethiopiana anie rikala ka mandroso e! Nahavita Tramway .Tena manohana ny orinasa ao antoerana rizareo .N'y antsika n'y efa misy nopotehi a

    • @dood587
      @dood587 2 ปีที่แล้ว +1

      @@judithsofia4627Fantaro tsara rikala fa ny fanjakana Ethiopiana anie ka Tena mandroso e !! Tsy Mila douaniers gasy miasa any ( KKK), Nahavita Tramway na koa train urbain rizareo Ary Tena manohana ny orinasa ao aminy. .N'y antsika n'y efa misy potehina !!! Tsy aloha n'y karaman'ny mpanao lalana sns...n'y fianarana tsy zarizary . Raha mahita lalana andehanana hiary ve n'y tanora Dia sakananao ? Hiandry fanampiana avy any ivelany ??

  • @GagnoHoba
    @GagnoHoba 2 ปีที่แล้ว +1

    Feno kolikoly loatra eto amintsika. Misy olona tsy miasa akory amin’ny Ministera nefa miriaria manao intervention amin’ny birao atsy sy eroa.

  • @fanirynomenaraveloson4523
    @fanirynomenaraveloson4523 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka e ! Indrindra Vanessa

  • @falyrakoto4714
    @falyrakoto4714 2 ปีที่แล้ว +1

    Tsotra ny tiny kindindreniny reo eee! Asarotina ny fikarakarana taratasy mba afahana manao kolikoly

  • @jeanjohnary2863
    @jeanjohnary2863 2 ปีที่แล้ว

    Ny sivana mba hilazana fa miasa rafanjakana.

  • @anniearinoromarcelline6798
    @anniearinoromarcelline6798 2 ปีที่แล้ว

    Za zao .2 vavy Zay niaraka nanao passport.ny an le namako 2 jours de vita. Ary ny droit iany no naloany. Fa za de niandry herinandro satria mbola tsy maintsy nitady 2millions 500 mille fmg.zay vo vita ny passport.

  • @ngedabe2515
    @ngedabe2515 2 ปีที่แล้ว +1

    Atoa Gascar, Bla bla daholo ny resaka ireo Invités-nao ireo. Misy Fahendrena tokoa ny Fanjakana ( M.A.E ) te hiala izay Conséquences graves ny antony Vita ny Fianarana Langues ou autres dia IZIREO MANONTOLO0 dia mitady Lala HIJANONA any amin'ireny Firenena ireny. Ny Marina kokoa dia lasa naha Mivarolavo izireo ( Clandestins ) naha lasa Délinquants ect... Miangavy noho izany ny Fanjakana ( M.A.E ) mba ho HENTITRA MANOME VISAS DE SORTIE. Mankasitraka Tompoko.

    • @judithsofia4627
      @judithsofia4627 2 ปีที่แล้ว

      Iray heitra aminao ny @ izay MARINA

  • @mavoketaka1302
    @mavoketaka1302 2 ปีที่แล้ว

    Tena mila mianatra sy mivelatra amin'ny tsara ireto membre du gouvernement ny Madagascar satria famille au pair aza tsy hainy. Mahamenatr'olona satria mety ilay argent de poche aza mety tsy hainy fa heveriny fa karama angamba izay.

  • @ngedabe2515
    @ngedabe2515 2 ปีที่แล้ว

    Manonga Vanessa : BASY VAVA MAIVAN-DOHA. Raha tena Olo-marina ianareo ireo MODIA AMIN'IZAY Efa Mahay teny Allemande. Minables.

    • @GagnoHoba
      @GagnoHoba 2 ปีที่แล้ว +2

      Mialona be indray Ra Ngeda Be ah

    • @ngedabe2515
      @ngedabe2515 2 ปีที่แล้ว

      @@GagnoHoba Angamba ! Misaotra naha izany aza.

    • @GagnoHoba
      @GagnoHoba 2 ปีที่แล้ว +1

      Angaha afaka miteny ny ety amintsika? Ra Prezy aza efa mahatsapa fa feno kolikoly nefa tsy afaka manoatra kou. Manana zo miteny koa ireo havantsika any lavitra any é. Soa ihany fa misy andry zareo.