Mialatsiny fa Jesosy Kristy irery ihany no eo ankavanan ny Ray ary izy irery ny mpanavotra fa na ny finoana tsy ny finoana no mamonjy fa Kristy, ary sika rehetra mitaona ny olona hiverina amin'Andriamanitra fa tsy antsika no tompon nyb teny farany fa i Jesosy Kristy.

Amen aaa!an ANDANITRA NO MISY N RAZANAY
Amen!!! Amen!!! Amen!!!
misaotra mankasitraka ny tarika groupe honore fa tsra ny hira ny gadona iany ko mapanentanentana tahin Jeso hatrany ny fiderana e
Amen any Andanitra no toerana fiaviko
misaotra e tena tsara