Fisarahana- Rossy

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 27 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น • 7

  • @hantaandrianaivo9299
    @hantaandrianaivo9299 ปีที่แล้ว

    Tena Tsara e! Tsisy ho kianina 👌👌👏👏

  • @sramanahadray
    @sramanahadray 8 ปีที่แล้ว +3

    Tsara tokoa ny hira Folk-Sôva nataon'ny Tarika Rossy teo am-piandohana. Misaotra nizara

  • @hantaandrianaivo9299
    @hantaandrianaivo9299 ปีที่แล้ว

    Mba Mety ho fantatro Ve Azfd taona firy io hira io no nivôka Avant 2000 ô? Merci pour la réponse 🙏

  • @rjaina6791
    @rjaina6791 6 ปีที่แล้ว +3

    misy parole ve?

    • @zachalexandre1377
      @zachalexandre1377 6 ปีที่แล้ว +8

      Eny mamy tena mamy lesy ny fotoana niarahana Nefa mamy toa mangidy, fa nosomparam-pisarahana Ka raha saraka amin'ialahy lesy teny kely no vimbino Teny kely teny tsotra ho aho, dia ny aza manadino o o raha ny lalana rehetra aleha, dia misy farany avokoa, ny fiarahana manam-petra, manam-piafaràny koa e Raha hisaraka eto anio, ekena, mafy izany saingy izao no tadidio anie, any aoriana hiaona ihany e Dia veloma vetivety ho aho e, dia veloma mandram-pihaona Dia veloma vetivety akia, fa any aoriana mbola hiaona Dia veloma vetivety ho aho e, lay teny kely tadidio Hoe veloma sy masìna, ho'aho, 'lay fifankatiavana kajio

    • @rjaina6791
      @rjaina6791 6 ปีที่แล้ว +1

      Zach Alexandre 👌

    • @mananjaraanissa6151
      @mananjaraanissa6151 4 ปีที่แล้ว

      @@zachalexandre1377 msnkasitraka