i-BC NEWS DU 21 DECEMBRE 2024

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 11 ม.ค. 2025

ความคิดเห็น • 20

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 20 วันที่ผ่านมา +2

    Gouvernement défaillant

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 20 วันที่ผ่านมา +2

    Tandremo monsieur le gouverneur fa n'y tody tsy misy fa n'y atao no miverina voky n'y volambaoka ianao androany fa tandremo n'y rahapitso

  • @valihahajaina3576
    @valihahajaina3576 20 วันที่ผ่านมา +1

    Nareo kosa miaro an'i Tahina et Harifidy st Henikaza an

  • @AndrianariveloHeryAndrianarive
    @AndrianariveloHeryAndrianarive 20 วันที่ผ่านมา

    Mpanao politika gasy zany vahavalo ny Malagasy 😊

  • @感動金額按呢飢餓按額
    @感動金額按呢飢餓按額 20 วันที่ผ่านมา +1

    Tsy Ratsy les slogan Mr Raharifidy ah !
    Fifidianana Mahamenatra,
    Tsy Nisy Fahamarinana tsy Nisy Rariny Tsinisy hitsiny
    Fa dia Loam-boto sy didin'ny besandry Mihevitr'Azy ho Ambon'ny Lalàna fotsiny eh !

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p 5 วันที่ผ่านมา

    Tsisy zavatra mandé amin ity fitondran ity na dia iray aza

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p 5 วันที่ผ่านมา

    Marina mihtsy zany fa feno kokikolo ao amin ny ministera.nisy zany hoe madoava 2 millions de afaka bacc .
    Mampalahelo é

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 20 วันที่ผ่านมา

    Io le gouverneur bevoka bé ho reraka rahapitso aminy volambaoka no tena fosotra aminy fihinanana n'y volambaoka

  • @andriramaroson8520
    @andriramaroson8520 21 วันที่ผ่านมา +1

    Miarahaba Harifidy sy Heninkaja! Faly mahita anareo ndray ! Zay ve zany ny logique tsy maintsy hekena eto Madagascar ? Dictature no misy insécurité, fampihorohotona, halabato, kolikoly, tsisy nny rano ary zara raha misy ny électricité...!😮😮😮 Tokony trophée eo @ lafiny lainga, halabato, ary fampahantrana ny Malagasy tsy vakivola, mitrongy vao zara raha mihinana !😮😮😮

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 20 วันที่ผ่านมา

    Ho faty ambony plateau n dradio io rangahy io fa tsy hoela...vao maraina ny andro dia io plateau tele io no andraisany karama...hoavy ny v c atsy hoatsy

  • @danyraharison2854
    @danyraharison2854 21 วันที่ผ่านมา

    Ra ni hitako de 2025 mtovy tam 000 madagascara satri efa malaza ratri otrn vily lelafin ny b....

  • @感動金額按呢
    @感動金額按呢 20 วันที่ผ่านมา

    O Hay eh !
    Ny zavatra Rehetra Aviany à Madagascar dia tena Lafobe Mihitsy aty ivelany Tompoko oh !
    Ny fanambakana ny Pamboly sy ny Tantsa kosa dia tena Tsy Mety an !
    Fa Ny fambolena sy ny fiom-pina Aza Asiana zezi-Baza
    Aza omena ireny Provende Misy ireny Produit chimique ireny ny fiom-pina,
    Sady mora simba no Sady Manimba ny fahasalamana,
    Misy olona Manao fiom-pina na Élevages ireny zavatra aty à Madagascar ireny,
    izay manondrana aty ivelany fa tena Lafobe Mihitsy ny vidiny aty,
    Fa ny sauvages Mbola Lafobe nohoin'ny Élevages,
    Asa na Vahiny Na Teratany Malagasy io Manao Élevages any à Madagascar io ,
    Ny sauvages Sady mateza no Sady mahasalama Tompoko oh !

  • @tsioryandrydonatien548
    @tsioryandrydonatien548 20 วันที่ผ่านมา

    Aty andafy aho, fa ianao zokibe tsy de manana éducation lotr , mitrerona toy ny fanaonao ao atranonao fotsiny ny hataonao eto fa tsy manana hevitra akory ino, azafady fa mahitsy aho, tsy momba ny fitondrana akory an, mtoa miteny, nanao analyse aho fa tsisy vahaolana mhts zay lazainao, ianao ngamba mieritreritra fa rehefa mitrerona ianao de hazava ny hevitrao ,
    Nul be ianao zokibe a
    Tena nul tsisy hevitra akory
    Nul

  • @lazajens
    @lazajens 21 วันที่ผ่านมา

    Tsy ilaina ny mitabataba, fa ataovy izay fifampivondronana, avelao any amizay ny kiana mankaleo ny Vahoaka,mba mahaiza mitsinjo ny ho avy après 5 ans eh

  • @fitiavanamarina9519
    @fitiavanamarina9519 21 วันที่ผ่านมา

    milaza hoe tena mpanohitra ity ibc ty nefa mandefa Rajoelina

  • @lazajens
    @lazajens 21 วันที่ผ่านมา

    Ry bandy akama izany moa dia tena mbola diso làlana hatrany,efa atoro hevitra hoe izay ho avy no banjino fa tsy milalalala @ tsy misy dikany eo,ataovy ihany eh anla ny Micro mantsy 😂😂😂😂

    • @LantoWEBER
      @LantoWEBER 20 วันที่ผ่านมา +1

      Toa anao itony no tena fanetribe ny tany . Misolelaka tsy misaina ny ho avin'ny taranaka