L'interview de ZOKY VONJY sur l'émission TY 'OE RAHA ZEGNY

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 14 ม.ค. 2025

ความคิดเห็น • 2

  • @Emiliano-u6p
    @Emiliano-u6p ปีที่แล้ว

    Aiko zoky vonjy ee joueur bekamisy tantalaha❤

  • @mariepovreau9334
    @mariepovreau9334 ปีที่แล้ว

    Maty zaho!!!!
    Ratsy tato tsy mandinika alohany hivolambolagna.
    Ino koa poerapoera tu ho menimeninahy.
    Mofona aminao zaho lelahy Vonjy ,
    Anao tsy haiko fa ny fahaizako anao anao niasa t'Andafy taty kamaradiko nipetraka Angoulême aty mahay tantaranao.
    Tany MADAGASCAR zaho taminy taona lasa namangy havana ka dia nanao enregistrement ka @ iny lalana Paris Angoulême iny ranomaso foana no ninomiko satria tsy mbola naheno hira tsara mihoatra ny anao atra zay nitandrnesako hira zandrilahy.
    Feonao inique tsy voaraharaha.
    Tohizo ny fanompoana An'Andriamanitra araka ny voalazanao au début teo fa franchement tu es béni c'est sûr.
    Punaise mbola tsy nisy andro tsy nitandrinesako nu hira.
    (Tsy misy ny tody)
    Raha mbola maharitra ny tany Zandry Vonjy mbola ho hitako foana ianao raha mahazo audience.
    Marary fahasalamana feno sy fiadanana ho anao sy ny vas y amanjanakao nu fianakavinao ny vorogno tariminao ho vanona ny fleurs amboleny vadinao hamelana hamolera 12 mois ny fianakavianao hiaino ny teninao ary ny conseil nao tsy lavitra ny tenin'Andriamanitra.
    Tu me touche for Zandry Vonjy.
    DIEU vous bénisse 🙏