MILA MAILO ISIKA HOY DEPUTÉ ( Nouveautés gasy 2024 )

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 26 มิ.ย. 2024
  • EFA HITA AVO KOA NY FOMBA FANGALARAM-BATO KA MILA MAILO ISIKA TGV HOY DEPUTÉ NAIVO RAHOLDINE, TSY MISY HERY POLITIKA MATANJAKA KA HAHARESY TGV ZANY RAHA ETO AMINY BORIBORIN-TANY FAHA DIMY HOY IZY HATRANY . ARY DADANY JEMIMA RAHATEO KOA DIA NANAMARINA IZANY TAO ANATINY FANAMBARANA IZAY NATAONY . VOVONA IRMAR MOA NO NAHAZO NY MARO ANISA KA AFAKA MISEKOSEKO TSARA IREO IRMAR. ARAHO ITY VIDEO ITY AHITANAO IZANY REHETRA IZANY.
  • เพลง

ความคิดเห็น • 5

  • @papathirisha7546
    @papathirisha7546 2 วันที่ผ่านมา +1

    Miarahamba tongava @ avo indrindra matoky ianareo vadikoa malagasy masina tanindrazan tsika 🙏🇲🇬

  • @user-wy8kd6qp9f
    @user-wy8kd6qp9f 2 วันที่ผ่านมา

    A vaincre sans péril : on triomphe sans gloire!!!

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg 2 วันที่ผ่านมา

    Manantena n'y lalana juabye vitæ zahay

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 2 วันที่ผ่านมา

    Arabaina n'y lany ary mahereza fa ho be ny zavatra miandry anareo, n'a ratsy io na tsara a !

  • @toutcourtralay8603
    @toutcourtralay8603 2 วันที่ผ่านมา

    Faly fotsiny oe tsy lany Lalatiana.....Tsimbazaza anefa Mbola azy ihany