ความคิดเห็น •

  • @anjaranaivo8782
    @anjaranaivo8782 5 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka bdb tompoko fa de toetrako le izy za de miertrertra be zay fona de ny olana ray ko de ilazan ol sasany ny secret na nyproblemeny de gaga iany za ndray 2 kay zay vo fantatro ny antony misaotra betsaka tompoko 😍😍

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 5 ปีที่แล้ว

    mankasitraky indrindra Tompoko. mba hovanona ny Firenentsika sy ny mponina ao aminy.

  • @rijavola6972
    @rijavola6972 5 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka Tompoko, MBA HO VANONA anie isika rehetra

  • @aikomarhy2829
    @aikomarhy2829 4 ปีที่แล้ว +1

    Tena manaiky ny hevitrao hoe mila fantatra ilay olona vao manaiky miaraka na ny teo-batany aza dia ilaina... Olona feno fahendrena ianao. Marina fa tsy voatery ny be diploma ihany no mahay miaina sy feno fahendrena fa ny fitaizana tena sy saina ary ny fanajana ny hafa eo dia Vanona tokoa ny fiainana amin'izay. Mirary soa hatrany anarreo.

  • @wilsonsolofoniaina2598
    @wilsonsolofoniaina2598 4 ปีที่แล้ว +1

    Tena marina ny voalazanao mon general. Ny tena mampalahelo ange lasa araraotin ny sasany ny olona otr'izany.

    • @southji2822
      @southji2822 7 หลายเดือนก่อน

      Tena mampalahelo mihitsy zah zao anatiny 😢😢

  • @louiseulrichjustoline4114
    @louiseulrichjustoline4114 5 ปีที่แล้ว

    Mankasitrak indridra o

  • @aikomarhy2829
    @aikomarhy2829 4 ปีที่แล้ว

    Misy Whatsapp ve na Viber, messenger etc... satria lafobe ny miantso direct. Raha sitrakareo

  • @julietteharena1911
    @julietteharena1911 5 ปีที่แล้ว

    Misaotra anareo fa dia tena ilaina mihitsy ilay fampianarana oh izao

  • @hanitrajoelinejohansson4090
    @hanitrajoelinejohansson4090 5 ปีที่แล้ว

    Tena marina mihitsy lay toetran'ny olona mélancolique.
    Za mantsy dia io no caractère dominante amiko, matetika za no mieritreritra fa matiantoka @ fandeferana sy ny fanampiana namana foana. Za mipetraka aty Europe ary reto vazaha reto tena be stresse s'y mora kizitina, fa de aty amiko daholo izy rehetra no miazakazaka mitaraina sy maka hevitra. Misy fotoana za leo fa refa mieritreritra za dia haiko oe efa zay za fa natao ho an'ny rehetra.
    Ny mahakamo ahy fotsiny ndraindray de miara-mitomany @ mpilalao film mampalaelo sy ireo mpilalao tantara mitomany aho. Nefa dia tiako ny mijery sy mihaino azy reny...