HAFA INDRAY: Tantara gasy vaovao (Viva Radio)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 19 ส.ค. 2023

ความคิดเห็น • 28

  • @MARYMARY-si1yr
    @MARYMARY-si1yr 14 วันที่ผ่านมา

    Merci beaucoup nizara ❤

  • @gshvs8057

    Makasitraka indrindra hafa marina dray ty ❤😊

  • @rovasoa

    Misaotra nizara oo😍👍🙋‍♀️🇲🇬🇲🇬

  • @amjrmarei5126

    Tena tsara be ❤❤❤❤❤

  • @mimikwelly9148

    Mankasitraka hatrany eee ❤❤❤

  • @MichouBeauty

    Tsara ilay izy. Fa le Dada sy Neny moa izany dia tsy mba nampafantarana ny zava-niseho mihintsy …

  • @vivianeraminosoa2159

    Tsara be!! Misaotra nizara!!

  • @andritianaherilala508

    Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬

  • @perpetueperle6053

    ❤❤❤❤

  • @GarciaMarieGarcia-uh6cr

    Misaotra nizara fa tsara be le tantara 🥰🥰❤❤❤ sady taigna araka ny lohateniny tokoa le izy fa hafa tokoa

  • @miangalyandy2032

    Vava tsiambina ahitan-doza anie sady mpanambany olona fakana lesona avy moa toy tantara itony misaotra indrindra tompoko

  • @apop3771

    Misaotra betsaka

  • @marrymarry8826

    Makasitraka hatrany tompoko

  • @safidy6782

    Mankasitraka indrindra fa tena hafa marina ty

  • @andreahjhennie2080

    Misaotra nizara

  • @lilydaubec6298

    Mankasitraka ny mpizara

  • @tsiorymika

    Tena tsara ary hanatra tanteraka ho an 'ny hafa izay manao tsinotsinona ny hafa sy manao an ty vava tsy ambina ty, ny hainao tsy hain ny hafa ary ny hain ny hafa ts hainao dia aleo mahay miaina foana

  • @annahbrianda5768

    May vava loatra ka

  • @myriadenis5506

    Tena efa nisy tranga hitako teny am fiarahamonina mintsy ty f tena nampalahelo lé ankizivavy f ny azy ndray nanomboka teo am lé tanany nokasihan'ilay olona no namorona nana d av eo niitatra maneran'ny vatany d namoako fofona, nanomboka nihintsana ny volony d lasa sola b d nianahia izy ary maty no niafarany satria tsy hota mihintsy lé olona nanao azy.