Valin'ny Ditra MAGE 4

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 24 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น • 9

  • @OniavoRAHARISOANIRINA
    @OniavoRAHARISOANIRINA 4 หลายเดือนก่อน +1

    VALIN’NY DITRA
    Toa valin’ny ditrako angamba
    Izao fahoriana izao
    Matoa aho tsy mety mahita toa jamba
    Ilay hoe : fiadanana
    Rehefa nilaozana irery aho
    Nandritra izay ela izay
    Nihamaivana ny vesatry ny harena hatrizay
    Noentin’ny adalana avokoa
    Raha tsy misy azo atao, aleo mihira hoe :
    Oooo Ooooo Oooo !
    Anatra natao ho ahy ny omaly
    Dia tsy hiverenako intsony
    Hijaly aho raha toa ka minia tsy hahita
    Izao fahantrana izao
    Hiezaka ihany aho hitady
    Sy hamerina ireo izay very
    Tsy ho tantiko raha ho taraina ny ampitso
    Ka ho tantara feno hakiviana
    Raha tsy misy azo atao, aleo mihira hoe :
    Auteurs : Helian, Elysé
    Compositeur : Elysé
    Traduire en français

  • @gasy72
    @gasy72 6 ปีที่แล้ว +1

    reveko lesy ty hira ty.Misaotra betsaka fa tena hafaliana tanteraka ny mihaino an'itony hir anahatsiarovana ny fahiny itony aty ivelany aty.Dago ao ampo foana

  • @mamintsoachristian
    @mamintsoachristian 7 ปีที่แล้ว +3

    misaotra e!

  • @nirinamanitrarakotozandry5769
    @nirinamanitrarakotozandry5769 6 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka an' #Raj_Auxim mizara an'itony version taloha itonye! tena milay! Aiza ny rakin-tsary! raha tsy diso ah dia ity hira ity no misy an'ilay bandy mamono tena @le raki-tsary! merci

  • @alainrazafintsalama3502
    @alainrazafintsalama3502 3 ปีที่แล้ว

    Mety misy manana ilay rakintsary le taloha v?

  • @kylerayner1619
    @kylerayner1619 3 ปีที่แล้ว

    Mbola tadidiko ny rakitsary
    raha tsy diso aho, i Tins mihazakazaka ao anatiny

  • @aquilaebenedicti
    @aquilaebenedicti 7 ปีที่แล้ว

    haahha!milay e