Tantara Malagasy - TSIAMBARATELO (Tantaran'ny Radio Don Bosco) Tantara Indray Mihaino

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 18 ก.พ. 2024
  • TSIAMBARATELO
    Tantaran'ny Radio Don Bosco
    Mpifankatia i Aro sy i Realy nanana olana ara-pitiavana noho ny fifandraisana tamin'i Vola. Nandratra an'i Realy ireo fifaneraserana nisy taminy sy i Aro, nanery ny fony sy ny tenany hanalavitra an'i Aro i Realy. Nisara-toerana i Realy sy i Nandrianina zandri-vaviny, satria te hanalavitra an'i Aro i Realy. Efa nisy fifanarahana vita, taloha, eto amin'ny ray aman-drenin'i Aro sy Vola fa haroso amin'ny fanambadiana ireto zanany rehefa tonga amin'ny taona sahaza azy ireo...
    Niena tsikelikaly ny fifandraisana teo amin'i Aro sy i Realy, tetsy ankilany kosa nitady hevitra ny hampivelarana ny fitiavany an'i Aro i Vola ary nivoatra tokoa izany ka tonga hatramin'ny fitoriana fitiavana nataon'i Aro ka nanolotra peratra ho marik'izany mihitsy izy. Niezaka namitrana ny fihavanana sy ny fifankatiavana nisy teo aminy sy Nadrianina, hatrany i Realy ary nisy vokany izany. Maro fihetsehim-po miafina i Realy ary na i Nandrianina rahavaviny aza misy fotoana hanafenany ny ratra-pony. Nalain'i Aro an-keriny i Realy mba hifanazava aminy ny anton'ny fisarahana teo amin'izy roa satria tsy nanaiky hifampiresaka tamin'ny mihitsy i Realy...
    Mpanoratra : R.S Zita
    Mpilalao : Vanintsoa, Le Mec, Niravo, Ony Mihajanirina
    Nandray feo : Tovo Razanamamonjy
    Nanatontosa : Ony Mihajanirina

ความคิดเห็น • 9

  • @vivianeraminosoa2159
    @vivianeraminosoa2159 5 หลายเดือนก่อน

    Misaotra nizara!!

  • @florencerapiera5077
    @florencerapiera5077 5 หลายเดือนก่อน

    👏👏👏👍

  • @elisearthemise6734
    @elisearthemise6734 5 หลายเดือนก่อน

    Bravo 👏👏💝💝🌹🌹 misaotra betsaka tompoko tsara bé merci 👍

  • @elisearthemise6734
    @elisearthemise6734 5 หลายเดือนก่อน

    Misaotra betsaka indrindra nizara tompoko

  • @sidoniesidonie9722
    @sidoniesidonie9722 5 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka indrindra Tompoko o 🙏 🎉❤d aza atao ela be tohiny re Tompoko O 🎉❤

  • @maminiainarasolofo4421
    @maminiainarasolofo4421 5 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka o, ef henoko izty fa mis ampahany ts voantantara

  • @jocelynetsarasoa1467
    @jocelynetsarasoa1467 5 หลายเดือนก่อน

    ❤❤❤

  • @rsfsabrina9736
    @rsfsabrina9736 5 หลายเดือนก่อน

    Mankasitrak fa tsar be

  • @ritaedmine3145
    @ritaedmine3145 5 หลายเดือนก่อน

    Miandry tohiny ee