COULISSE REBIKA DU 16 FEVRIER 2014

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 28 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น • 26

  • @andriamihajaheryratiariman1816
    @andriamihajaheryratiariman1816 10 ปีที่แล้ว +9

    Misaotra amin'ny fankafizana ny tarika REBIKA, dia samy ho ela velona isika, izahay ireo tsy misaraka izany intsony. Lambana akoho ka faty no isarahana!

    • @fifi2873
      @fifi2873 10 ปีที่แล้ว

      Nankafy dia mbola mankafy ny Tarika Rebika hatra e!

  • @papathirisha7546
    @papathirisha7546 3 หลายเดือนก่อน

    Makasitra indrindra tompoko fa nanamaika fahazazako akehitriny 2024 mbola makafy mbola tsilefy laza sady feno anatra ❤

  • @hertzrkt8784
    @hertzrkt8784 10 ปีที่แล้ว +1

    Sûr Rebika a! Tsara sy mirindra tsara ny feo sy ny zavamaneno, surtout ny fitendrin-dRa-Heritina gloum, milay elah, sady bandibandy tsara maha-tanora lalandava ny tarika no mpanala kely zay foana nefa mijidina sy mihaja tsara. Reveko daholo ry zalah fa hafa mihintsy lery iny! Ho ela velona eeeeeeeee

  • @tafitarandriamiadanarivo5478
    @tafitarandriamiadanarivo5478 4 ปีที่แล้ว +1

    Tena kanto! Nanamarika ny fahazazana sy ny hatanorana

  • @declarantarobase282
    @declarantarobase282 10 ปีที่แล้ว

    merci rebikaaaaa!!! mankafy fona mandrakizay

  • @Razozefa
    @Razozefa 10 ปีที่แล้ว +1

    Aza misaratsaraka tsony rangah nareo a! nareo complet no tsara :)

  • @tianarakotovao8101
    @tianarakotovao8101 10 ปีที่แล้ว

    Rebika, anisan'ny numero 1 zahay @ fitiavana Rebika ary ny Guitar n'i Dada no nampiasaina namoronana ny tarika rebika. Tamin'izay I Rampal sy le namanay izay no tao anatin'ny tarika, namana akaiky izy io....... Tamin'izany fotoana izany zahay mbola kely teny Soamanadrariny teny ary nitaingina tamboho......Le zandriko zao mbola mitendry ny hiranareo @ Piano " nandalo"; izay tena anareo ( truly yours).

  • @arilalaratsimbazafy6715
    @arilalaratsimbazafy6715 10 ปีที่แล้ว +2

    Zai ndrai na mbol kel àry t@zany dia efa nankafy Rebika ka h@zao.Misaotra e, ho ela velon ny tarika.

  • @ratolojanaharytianajeanchr7764
    @ratolojanaharytianajeanchr7764 4 ปีที่แล้ว +1

    nanamarika zavatra betsaka teo amin'ny fahazazana sy ny fahatanorana leretsy a, mankasitraka zalah a

  • @michaelranaivoson6193
    @michaelranaivoson6193 4 หลายเดือนก่อน

    Ho ela velona Rebika❤

  • @tianarakotovao8101
    @tianarakotovao8101 10 ปีที่แล้ว

    Mba ataovy DVD kosa ny fankalazana ny 25 eme anniversaire, sa ahoana?

  • @mischaemmanuella6151
    @mischaemmanuella6151 ปีที่แล้ว

    ❤❤❤

  • @richardratsimandisa7466
    @richardratsimandisa7466 6 ปีที่แล้ว

    Misaotra ny filoha nampivondrona ireo zandrikely.Aza misaratsaraka intsony ry zalahy,fa mapalahelo ny mpankafy."Izay mitambatra...ETC....

  • @randrianantenainatolotraan7415
    @randrianantenainatolotraan7415 7 ปีที่แล้ว

    Mlay ranga reto bandy reto a!sovenira be tamiko le tao am club nautique ivato.Mirary soa e!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!

  • @h57213
    @h57213 10 ปีที่แล้ว

    Hafa ihany ny "au gran complet" e!

  • @rzkanjara212
    @rzkanjara212 10 ปีที่แล้ว

    mankasitraka e mirary soa ho an tarika

  • @jocelynehanitriniaina753
    @jocelynehanitriniaina753 7 ปีที่แล้ว

    Izahay mankafy fona mandrakizay e,afa iany NY vazonareo

  • @universaltunes9606
    @universaltunes9606 5 ปีที่แล้ว +1

    Valo no tena isanareo tamin'ny voalohany, dia avy eo nihena am-pitoerana ohatran'ny fen'antitra, noho ny farany moa nizara roa tanteraka. De samy nampiditra olona vaovao daholo ndray na i Toko telo na i Rebika de avy eo ireo olom-baovao tao lasa nanidina ndray de iza ndray no ho olom-bovao andeha hanidina sy hitokana irery ndray

  • @nooralkhonaizy7230
    @nooralkhonaizy7230 10 ปีที่แล้ว

    Misaotra ny tarika rebika sady ankafiziko indrindra no mitovy taona amiko no efa niakatseatra de Isaorana koa ny tvplus madagascar nanolotra n fandaharana. ... (Rondrohanta )

  • @swann6
    @swann6 6 ปีที่แล้ว

    TENA VITANDRY ZALAH RETO NILAY NOHO LE AN I LOLA ILAY MIREDAREDA LETIEE

  • @titimada3691
    @titimada3691 7 ปีที่แล้ว

    makasitra eeee a infinnnn

  • @lalainabarisoa2337
    @lalainabarisoa2337 4 ปีที่แล้ว

    Milay ranga nareo a,ts miala aminareo zay ; atsirovako t@ mbla nianatra 1998

  • @miorarazanamanana392
    @miorarazanamanana392 9 ปีที่แล้ว

    tsra REBIKA a de aza misraka zan tson fa ef olon-db nareo .Zahay mankafy fona

  • @andriatahianaranaivo7461
    @andriatahianaranaivo7461 7 ปีที่แล้ว +1

    taib ko reto bandy reto ra itendri gitara a