BIG MJ - ANDRY RAJOELINA N°03 🟧
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 27 ธ.ค. 2024
- "MERCI", sur toutes les plateformes : vld.bfan.link/... 🙏
----------------------------------------------
TikTok: / bigmjmada
Facebook: / bigmjmada
Instagram: / bigmj_mada
Music video by Big MJ, 2023 BJ Label, under exclusive license to © Vanilla Lyrics Distribution, a division of ℗ Vanilla Lyrics
Tsisy loha mihitsiny i Big mj ty ny vahoaka efa mihinana tay mbola hifidy an‘io koa
Merci BIG fa tena aotsara numéro 3 iany no mandresy 💪💪💪😊😊❤
merci zoky big @ numéro 3
Mba ratsy ko zany hira zany😫
N° 3 ,,, tsy maitsy mandresy
Nena marc ravalomana a ❤❤❤❤ny tiako
J'adore ainganie mb ho tanteraka ny hetahetam-bahoaka mb maro olo ho hisy asa🙏🙏
❤tsara be alefa Big
Marina fa pihira ianao big ,Fa mijale be le vahoaka fa tsy poins io N3 io ee
Alefa Andrinay ah ❤🇲🇬 ....ezaho henona Prezy ilay Tena fitarainan Vahoaka ....tsy Ianao Prezy no ts mahavita f ny ahiko ny mpanolo tsaina anao no Mila jerena akaiky....
Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra !
Androany ianao no hifaly ! Ampitso ianao dia hitomany !
Masina ny Tanindrazana !
Bonne continuation
Num3 havy avy hatrany 1er tour de vita🧡🧡🧡🧡✌✌✌
ôôôô😂😂😂Aônaaa??????
saika torana ah!!!
Merci tonton 👏 tana io foho
J'aime beaucoup on soutient Andry ! N'est ce pas . Gabrielle ❤
Izahay koa tsy miala amin ny numéro 3
Tsendriki nisy président nandefa avion nangala reo ty dubaï koa tsy iz 😂 numéro 3 fo kkkk 🧡🧡🧡
Aza misy vitagna ho num 3 aza mikapokapoko eo
Aoka aminy zay r'i Andry Bamboula e, fa tena mahamenatra loatra an'i vahoaka Malagasy elah ity e
Yes Tonton BIG a🥰
Ampamotrahagna mahita ny hatiny na Nm3' na nm13
Tsis ra manjar eky hira ity
Tsara 🎉
Tiako eeé
Keloha ela mpiantsaravelatsiny laolo ty san
🍊🍊🍊✌🏻🍊🍊🍊🍊🍊🍊🍊🍊🍊🍊🍊🍊🍊🍊🍊première tour de vita
good
Hira prôpagandy ratsy indrindra 🙆🏻♂️
Tsy havanao baka maty nandeha nitaky fahamarinagna t@ 13 Mai sy naratra regny ie tohizo ny asa hamono olo hagnano didy jadogno hampahantra Madagascar.Vovidiny vola azonao t@ nazy 5 taogno jaly ho avy io
Big Boss .....
1 coms ❤
Ma mère quand elle a vu le nouveau clip de la chanson pour Andry Rajoelina : 👁️👄👁️
Mampalahelo nare tsy afaka mahita ny zava-misy marigna, tsy hainare fô kililovany antsika aby reo, vôla fogna ny anare fa tsy mba isan'ny ao agnatinare ny fitiavan-tanindrazagna marigna. Sokafo ny masom-pagnhy sy mason-tsegna fa ny Art42 efa mazava. Mfffffff!!!
❤❤❤❤
Prix ny vanille
Manantena @vidiny vanille fa io ihany no manafotra ny toekarana eto Madagascar ,raha vanille ratsy prix ,jaly trop eto @Tanana zan
N°3
Franchement na zandry kely t5 mahay mihira no laolo ty… f lasa vendrana be anao big eee maka repos @zay f lasa manalabaraka tena
🧡🧡🧡🍊🍊🍊
🧡🧡🧡🧡🧡🧡🧡✌️✌️✌️✌️✌️✌️
✌️✌️ 3
❤❤
RN 06 azafady tsy vita
laolo PD
🙏👍🥰❤
Ok ok pk ok ok 5/5 zandry merci beaucoup
Tano ny azo fa sarotra ny mila ry Malagasy. Hitam-poko hitam-pirenena ny fandrosoana nentin'ny Filohampirenena 2018 hatramin'izao na dia tsy tonga lafatra sy mbola hilana ezaka be ho an'ny sosialim-bahoaka aza. Enga anie mbola hahavita betsaka kokoa mandritra ny 5 taona manaraka ! Misaotra BIG-MJ amin'ny hira sy ampahan-tsary fanehoana.
T
Olo tss jery fo no mbola mahasa mifidy an'io 🤮🤮
mba norma leka vazo rayka ty rabig
Mbola mila azy mihintsy ny firenena aloha aleo izy hanohy nefa vitany sy zay mbola hataony tsy miala @ Numéro 3 ✌
❤❤❤