ขนาดวิดีโอ: 1280 X 720853 X 480640 X 360
แสดงแผงควบคุมโปรแกรมเล่น
เล่นอัตโนมัติ
เล่นใหม่
❤ kanto malagasy tiako indrindra
Mampitombo ny finoako ity hira ity. Ny finoako fa mbola hiverina ny zanakovavy izay lasa sy nandao anay roa taona mahery izay. Izy koa mbola te hiverina. Niady mafy izy sy nitolona mafy. Nitolona sy nivavaka mafy mba ho sitrana soamantsara izy ka hiriaria indray eo anivon'ny ankohonany. Saingy tsy navelan'ilay Tompony hijanona izy. Fa izy mbola te hiverina. Mbola hiverina izy. Mino azy aho. Izy koa mino ny tenany. Misaotra an'i Ricky namorona an'ity hira ity. @ fiverenanao.❤😊😊❤
on se delecte de la prestation sublime de maestro Tôty à la basse,
ary Pana eo amin'ny aponga koa aza adino; Samy tsisy velona tsony izy sy Tôty zao. Nefa ireny no tenaOLOMBELONA
AM-PITIAVANA BE ZOKY BE OLOMBELO RICKY🙏
J'ai assisté à ce concert. C'était au TOP! J'ai a-do-ré!!!!
One of the greatest gasy artist ever
Zany ka hira!!!Kanto ny hira Malagasy💖💖💖
Misaotra betsaka nandefa ty hira ty fa tena mifona aminazy aho
Sounds of Madagascar
Fa hifona amin'azy anie aho, hifona amin'azy anie aho.......hifona aminao aho Zanahary eeee,
Magnifique ! J'aime, TIAKO 😃💓. Mankasitraka 😘🎤
Avo tsara izany vibration zany. Gitara beson i Toty sy gitara an Eric manana Tsara ery
Lafatra 💐👏
💗💗bola mitandreñy 03/04/2020
Izany ka hira
soa hira. Misaotra
kanto loatra e!!!
kanto nama a
Mbola tsy hitako ty raha tsy androany mafinaritra foana e
tena efa ela mitsy izany video zani! fa tena tsara koa a
tiko ery

Zany ka hira!!!
Kanto ny hira Malagasy💖💖💖