ขนาดวิดีโอ: 1280 X 720853 X 480640 X 360
แสดงแผงควบคุมโปรแกรมเล่น
เล่นอัตโนมัติ
เล่นใหม่
Fin 2023 Mbola miaino ihany sad ahatsiarovagn n agn an tanana koa 😢 besileo pioura 😋✨💖🇲🇬🇲🇬
Ny tena dikan'ny fiainana dia ny miala voly amin'ny fiainana.
Za namamnkafy bajaonina Betsileo za!😅 2:41
Tena mbo tsara ko ity Hira ity anh, Mankasitraka eh
Kotonginta sy Famaky ô... !
hafa ihany ny hira gasy j'adore
Manina ny Fianarantsoako zay ah mijery ny hira♥️ Tiako be
Mankasitraka e, mlay be fona nareo, ahatsiarovako ny agnambala. So mahamanimanigna.
Misaotra le tiko be mampiatsaro any madagascar ay mercii
mahatsiaro any fianara se mahita ny clip nareo egny andohasana
misaotsa Oladad a mahamanign agny atanana ni hiranareo
Saotsa leka zalahy a Soa koa zava manenon'i Raprosy
mety tsara ka indrindra rhf haingon'i BABA RAPROSY e!
tokony ty hira natao t@mariage ny ray @reo akama reo vo natao vo vetivety ign 😂😂😂tena tsa maha hetsaky mihaino anareo zalahy 👍📯📢📀🎧🎻🎤🎵🎶🎺🎸🎷
aout 2024 mbl eto foana
Eka leka , raha ma tazomidroky amizao no ataonareo dia tsra ary dia lasa miha laitsa ianareo , aza mivona fa tazomo ny maha fianara modernisé ataonareo io fa de afaka ianareo amnio
Malagasy est tout ses culture coutumes 👍👍👍❤️❤️❤️
So de mahamanimanigna rôbani zay koah. De soaa!!!
boribory ny kanety e! lavalava ny farara! soa soa bèèè!
Eka rôba aaa!!!! Fianara ihn agnay!!
Soa leka zalahy an!!!mamanimanigna ny agny ambala
Hiran iza mo ity navaozin zalah fa mlay fona na ito na le taloha
Saotsa leka zalahy a! Maromaroa tahaka ty! Lehe olo tsa mandihy @ hira ty efa tsa mba iy koa.
Taralila mi taralala tegnany @faragny taogna makasitrak eeeee
Agnay e de faly! ny raha tahakity dia vo magnampy ny maha "Fière d'etre Betsileo"
Tsara b o tiko oladada merci
tena mahamanina any @ tanana sy ireo bandy akama izany hira izany ok letsy zala tohizo fa tsara.
tena tsara, iary mahafinaritra ilay angorodao
misaotra fa tsara le hira e! hatsiarovana ny any an-tanana
Fiiiiioooo milay be le izy e!👏👏👏👏taralila taralala oya
Tiako be !mahamanigna dieha
Mankasitraka eSoa be👏👏👍
Tiako be hira zany atsaroako ny R. cle ein 😗😗😗
Tena milay be trop, mampi te hody any Fianara
Tohizo fa soa baba !
Tsara merci ee❤😊
Merci fa mlay ee❤🎶🎶🎶
Tsara Leroy hira Ty eeee
Nafinaritra mintsy nanaovanareo azy io t@ le mariage iny
J'adore cette chanson !
Tena mlay be !!!!!
Mitsaotsa roba
ehhh, soa manimagnina ny havako aby aho si mandre zao hira zao!!
sooaa leka zalahy aa
Soa soa madigna leka zalahy
tiako rana
tena soa toko a!
❤❤❤❤❤❤
😻💃🌹💃😻
vazo betsileo leka an kkkkk naoroma
Tratry ny taona 2019 aby
Mankasitra anrw eeeeee
Misaotra fa mafinaritra b nareo e
Milay be.
Teoako loatra e ! Misaotr zalah a
Tsara bé!!!
18/07/24❤❤❤❤❤
Mitsaotsa leka zalahy a!!!
ManandeO
Soa be! Misaotsa e
lamako dada raprosy an
Raprosy bien bon
te hody aho zan
Everyone: commenting in French Me: *sitting here only knowing greetings and a the numbers one through ten :/*
Malagasy. Not French
@@lerinarazafy7826 oop. Sorry I didn’t know. I assumed they spoke French because of the french......I can’t think of words today xD
Mahay reto zoky reto ka
misaotsa leka zalahy a
Tsara be
Asio dada RAPROSY a!!!!
This is heat🔥🔥🔥
Nice bro, keep up!
Soa b 💋
Milay eee
baba raprosy Yes
soa be😍👌
Mlay ee
❤️😍🔥
Saotsa liaka 👍
Merci!
Rrr
Ceci est tout sauf betsileoMroky rok
tohizo fa soa lekaaaaaa

Mankasitraka e
Soa be👏👏👍
Tiako be hira zany atsaroako ny R. cle ein 😗😗😗
Tena milay be trop, mampi te hody any Fianara
Tohizo fa soa baba !
Tsara merci ee❤😊
Merci fa mlay ee❤🎶🎶🎶
Tsara Leroy hira Ty eeee
Nafinaritra mintsy nanaovanareo azy io t@ le mariage iny
J'adore cette chanson !
Tena mlay be !!!!!
Mitsaotsa roba
ehhh, soa manimagnina ny havako aby aho si mandre zao hira zao!!
sooaa leka zalahy aa
Soa soa madigna leka zalahy
tiako rana
tena soa toko a!
❤❤❤❤❤❤
😻💃🌹💃😻
vazo betsileo leka an kkkkk naoroma
Tratry ny taona 2019 aby
Mankasitra anrw eeeeee
Misaotra fa mafinaritra b nareo e
Milay be.
Teoako loatra e ! Misaotr zalah a
Tsara bé!!!
18/07/24❤❤❤❤❤
Mitsaotsa leka zalahy a!!!
ManandeO
Soa be! Misaotsa e
lamako dada raprosy an
Raprosy bien bon
te hody aho zan
Everyone: commenting in French
Me: *sitting here only knowing greetings and a the numbers one through ten :/*
Malagasy. Not French
@@lerinarazafy7826 oop. Sorry I didn’t know. I assumed they spoke French because of the french......I can’t think of words today xD
Mahay reto zoky reto ka
misaotsa leka zalahy a
Tsara be
Asio dada RAPROSY a!!!!
This is heat🔥🔥🔥
Nice bro, keep up!
Soa b 💋
Milay eee
baba raprosy Yes
soa be😍👌
Mlay ee
❤️😍🔥
Saotsa liaka 👍
Merci!
Rrr
Ceci est tout sauf betsileo
Mroky rok
tohizo fa soa lekaaaaaa