OMEO KAFE (ITY RIRININA ITY) Concert A Thou Bout d'Chant Lyon 2018

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 2 ม.ค. 2025

ความคิดเห็น • 10

  • @josemichaelrazakariasa6586
    @josemichaelrazakariasa6586 3 ปีที่แล้ว +2

    Milay rangahy ity vazonareo ity.Mankasitraka eh

  • @thiers526
    @thiers526 ปีที่แล้ว

    Henjana t'y ririn...ty.aoka fotsiny e.

  • @Jackie.Liberge.gmailfrJackieli
    @Jackie.Liberge.gmailfrJackieli ปีที่แล้ว +1

    ❤❤

  • @landryrandrianirina889
    @landryrandrianirina889 2 ปีที่แล้ว

    Omeo kafe , kafe mafàna
    Fa toa mangitsy
    Ty ririnina ity (2)
    Fa lasana any an`aho
    Ka mba mahité
    Dia mba mahatsiaro
    An`ty ririnina ity (2)
    Ny lalantsika anie hisampana (2)
    Ny tanantsika anie hisaraka(2)
    Ka tonga anie aho, hanao veloma
    Raha sitrakao, dia izao atao
    Omeo kafe, kafe mafana
    Fa toa mangitsy
    Ty ririnina ity (2)
    Reveo indray , ilay hirantsika
    Ho enti-misioka
    Amin`ity ririnina ity (2)
    Fa raha vao lasa any aho
    Dia hitomany (2)
    Ra-fahavaratra , ho tonga ihany(2)
    Ny orana tsy tia ankaso
    Hanafina ny ranomaso
    Omeo kafe , kafe mafna
    Fa toa mangitsy
    Ty ririnina ity (2)
    Zarao indray ilay sigara
    Fa farany
    Ny amin`ity ririnina ity (3)

  • @tantelyrandr435
    @tantelyrandr435 2 ปีที่แล้ว

    Mankalaza eee tsara be

  • @lucettearilanto5394
    @lucettearilanto5394 8 หลายเดือนก่อน

    Falibe nahita an'izao eto amin'ny Utube misaotra eeee

  • @mamyjoelrakotoarisoa3574
    @mamyjoelrakotoarisoa3574 7 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka e

  • @974herilala
    @974herilala ปีที่แล้ว

    Tiko an

  • @Jackie.Liberge.gmailfrJackieli
    @Jackie.Liberge.gmailfrJackieli ปีที่แล้ว

    Mangitsy le ririna e