Tarika Johary - Trio

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 23 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น • 27

  • @sylvoalias
    @sylvoalias 4 ปีที่แล้ว +2

    Mamangy amim-pahoriana sy mirary fiononana ho an'ny fianakavian'i Sefo Nono sy ny tarika JOHARY ...Very mpanakanto tena ikoizana tokoa ny tontolon'ny kanto Malagasy….Izany no lahatra e ka mionona no sisa azo atao. Mandria ampiadanana re RaNono.Paix á ton äme cher frére.

  • @kevinm.5650
    @kevinm.5650 4 ปีที่แล้ว +9

    O o o,very aho akia, raha mifanary fa tsy miara-dia.
    O o o,ianao anie, irery tokana,fa tsy mba be
    ref: Raha ianao ilay nantenaina hitondra maraina,no ndeha andeha
    Ka izaho, hiandry hangaina sy hiombon-taraina, ho kivy anie,o o o
    O o o,marary akia, fa very anjavona ilay fitia.
    Aoka re,fa tsy hanindroa, hifonako avokoa izay nanjo.
    Ref: Fa ny aty, dia fitia dia fitia te ho roa, fa tsy mahay.
    Tsy mahatokana fa mila namana tsara tokoa kay ny miaradalana,o o o
    O o o,very aho akia raha mifanary fa tsy miara-dia
    Aoka re,fa tsy hanindroa, hifonako avokoa izay nanjo
    Ref: Fa ny aty, dia fitia dia fitia te ho roa fa tsy mahay
    Tsy mahatokana, fa mila namana tsara tokoa kay ny miaradalana, O O O

  • @miranaranamison9490
    @miranaranamison9490 5 ปีที่แล้ว +8

    2019🔥🔥😍

  • @volatianarakotoarisoa5381
    @volatianarakotoarisoa5381 ปีที่แล้ว +1

    Bjr! Mba omeo tononkira izay manana azafady eee

  • @androziixmusic
    @androziixmusic 5 ปีที่แล้ว +1

    MAMPATSIAHY AHY NY FAHINY : ILAY FITSANATSANGANANA
    TENY AMBATOMIRAHAVAVY FONY TANY AMIN ' NY LYCEE AMPEFILOHA, TERMINALE TAMIN' IZAY
    EFA NANOMBOKA NITENDRY GITARA SY NIHIRA I MAHERY IO E !

  • @tojoniainaericandrianjaka9949
    @tojoniainaericandrianjaka9949 ปีที่แล้ว +1

    👍mankasitraka eh🙏

  • @rajaonesiteralalanirina2015
    @rajaonesiteralalanirina2015 ปีที่แล้ว +2

    tsara lotra e!

  • @zoedaniela6568
    @zoedaniela6568 6 ปีที่แล้ว +2

    2018 ❤

  • @nyhranaivoson6556
    @nyhranaivoson6556 11 ปีที่แล้ว +1

    Zao vao ita ato amn youtube ity hira ity. ahatsiarovana ny fahiny.

  • @lalainaramarivelo
    @lalainaramarivelo 3 ปีที่แล้ว +1

    🔥🔥❤️❤️

  • @boanarajao8005
    @boanarajao8005 8 ปีที่แล้ว +1

    itako iany le hira mba anisan'ny tiko misaotra betsaka ny mpizara .........

  • @marieconstancenivomihanta2806
    @marieconstancenivomihanta2806 4 ปีที่แล้ว +1

    Hiranjanako fony izy kely io Hira io Cc Sandra ❣️❣️❣️❣️

  • @annahasinandrainarakotozan6606
    @annahasinandrainarakotozan6606 4 ปีที่แล้ว +1

    2020👂👂♥️

  • @rasoa82
    @rasoa82 4 ปีที่แล้ว +1

    Mirary fihononana feno ho any fianakavina manontolo sy ny tarika johary

  • @lateambgclashofclans
    @lateambgclashofclans 2 ปีที่แล้ว +1

    Tena tsara

  • @m.tsiorintsoarandrianoelin3183
    @m.tsiorintsoarandrianoelin3183 6 ปีที่แล้ว +2

    ♥️

  • @zoariela772
    @zoariela772 7 ปีที่แล้ว +1

    ndriiiiiiiiiiiiii mankasitraka zany no tenaatao hoe kanto

  • @dreandy7540
    @dreandy7540 7 ปีที่แล้ว +1

    Milay b. Misaotra eee

  • @merinahendrinimerina8036
    @merinahendrinimerina8036 4 ปีที่แล้ว +1

    MILAY

  • @billyandriam
    @billyandriam 4 ปีที่แล้ว +1

    RIP Sefo!

  • @jocelynrandria1128
    @jocelynrandria1128 11 ปีที่แล้ว +1

    Masaka tsara e!

  • @fenotsoarakotonirina1465
    @fenotsoarakotonirina1465 7 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka

  • @rakotoarisonmalala489
    @rakotoarisonmalala489 4 ปีที่แล้ว +1

    RIP 😭😭

  • @andrimiora7353
    @andrimiora7353 9 ปีที่แล้ว +1

    (Y)

  • @olgafanirisoa474
    @olgafanirisoa474 5 ปีที่แล้ว +1

    milay

  • @edmondineandriantsiva5378
    @edmondineandriantsiva5378 ปีที่แล้ว +1

    O o o,very aho akia,
    raha mifanary fa tsy miara-dia.
    O o o,ianao anie,
    irery tokana,fa tsy mba be
    ref:
    Raha ianao
    ilay nantenaina hitondra maraina,
    no ndeha andeha
    Ka izaho,
    hiandry hangaina hiombon-taraina,
    ho kivy anie,o o o
    O o o,marary akia,
    fa very anjavona ilay fitia.
    Aoka re,fa tsy hanindroa,
    hifonako avokoa izay nanjo.
    Ref:
    Fa ny aty,
    dia fitia dia fitia te ho roa,
    fa tsy mahay.
    Tsy mahatokana
    fa mila namana tsara tokoa kay
    ny miaradalana,o o o
    O o o,very aho akia
    raha mifanary fa tsy miara-dia
    Aoka re,fa tsy hanindroa,
    hifonako avokoa izay nanjo
    Ref:
    Fa ny aty,
    dia fitia dia fitia te ho roa
    fa tsy mahay
    Tsy mahatokana,
    fa mila namana tsara tokoa kay
    ny miaradalana, O O O

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 ปีที่แล้ว +1

    ❤️